Mahafinaritra ahy ny mihaino sy mijery anao ry Tsanta Gaëlle ,misaotra betsaka !efa renimpianakaviana aho ary efa elabe no niala tany antanindrazana tany ,mampatsiaro ahy taloha ny sujet aborder-nao androany satria saro-kenatra zara nivoaka ny trano tany taloha ?.Izaho germaniste dia nanana correspondantsAllemands be dia be tamin'izany ,ny iray tamin'ireo no tonga namangy ahy tany dia nanampy ahy nianatra taty Allemagne .Mafy be ilay irery tsy nisy fianakaviana fa teo no nanapahako hevitra fa hiezaka hiteny sy hifandray amin ny olona betsaka aho.Fanampiny afaka nianatra teny néerlandais dia anahazo bourse Erasmus nianarana tany Amsterdam ,izaho kivy ny zanako manao hoe neny mahay mifandray amin'olona tdy tahak'ahy fa tsy mino izy notantaraiko hoe pire noho ianao aho fahiny tany Madagascar!nahita tany 25 aho ,tsy voatery miteny anglisy na frantsay na rainiboto fa ny tsikitsiky sy baiko tanana koa miasa.Nanao fille au-pair indroa koa aho ,tena nanampy amin ny fifandraisana amin'ny ankizy,lasa asako io aty aoriana ,izay fa lava loatra ,fanontaniana iray ho anao ry Gaëlle:maninona ianao no tsy miasa genre amin ny radio na télé amin'ny feo sy fahaizana anananao ?
Wow 😮 Tena tiako be ity tantara ity. ❤️Mahafinaritra be ny mamaky ilay fijoroana vavolombelona ohatra izao. Marina mihitsy fa betsaka ny tsy mino ilay hoe menatra taloha ohatra anao izany. 👌🏽Manaporofo ny tantara ohatra izao fa raha vitantsika dia tena tsy misy antony tsy tokony ahavitan’ny hafa ihany koa. Mahaliana be izany zavatra nolalovanao izany. 😊 Raha toa ka mazoto hizara amin’ny mpanaraka ny fandaharana dia andefaso mailaka aho dia afaka mifandray isika: gaellelovesmada@gmail.com. Ankoatra izay, misaotra betsaka manohana ahy amin’ny alàlan’ny teny mamy fa tena manampy be mihitsy; manosika ahy vao maika hanohy hizara. Ilay asa amin’ny TV/radio...isan’ny asa fivelomako efa 10 taona mahery izay ny fanaovana feo lafika (“voix off”) amin’ireny films documentaires, pub TV/radio, messagerie vocale, sns ireny fa raha ilay hiasa any anatin’ireny mihitsy aloha mbola tsy laharam-pahamehako noho ny fotoana voafetra. Mamerina ny fankasitrahana e 🙏🏻
Tena izany mihitsy....Raha hiandry foana hoe hanana an’itsy na iry vao hietsika dia tsy ho tanteraka mihitsy ilay tanjona tiana tratrarina fa lasa variana mitady “excuses” lava eo.
Mahafinaritra ahy ny mihaino sy mijery anao ry Tsanta Gaëlle ,misaotra betsaka !efa renimpianakaviana aho ary efa elabe no niala tany antanindrazana tany ,mampatsiaro ahy taloha ny sujet aborder-nao androany satria saro-kenatra zara nivoaka ny trano tany taloha ?.Izaho germaniste dia nanana correspondantsAllemands be dia be tamin'izany ,ny iray tamin'ireo no tonga namangy ahy tany dia nanampy ahy nianatra taty Allemagne .Mafy be ilay irery tsy nisy fianakaviana fa teo no nanapahako hevitra fa hiezaka hiteny sy hifandray amin ny olona betsaka aho.Fanampiny afaka nianatra teny néerlandais dia anahazo bourse Erasmus nianarana tany Amsterdam ,izaho kivy ny zanako manao hoe neny mahay mifandray amin'olona tdy tahak'ahy fa tsy mino izy notantaraiko hoe pire noho ianao aho fahiny tany Madagascar!nahita tany 25 aho ,tsy voatery miteny anglisy na frantsay na rainiboto fa ny tsikitsiky sy baiko tanana koa miasa.Nanao fille au-pair indroa koa aho ,tena nanampy amin ny fifandraisana amin'ny ankizy,lasa asako io aty aoriana ,izay fa lava loatra ,fanontaniana iray ho anao ry Gaëlle:maninona ianao no tsy miasa genre amin ny radio na télé amin'ny feo sy fahaizana anananao ?
Wow 😮 Tena tiako be ity tantara ity. ❤️Mahafinaritra be ny mamaky ilay fijoroana vavolombelona ohatra izao. Marina mihitsy fa betsaka ny tsy mino ilay hoe menatra taloha ohatra anao izany.
👌🏽Manaporofo ny tantara ohatra izao fa raha vitantsika dia tena tsy misy antony tsy tokony ahavitan’ny hafa ihany koa. Mahaliana be izany zavatra nolalovanao izany.
😊 Raha toa ka mazoto hizara amin’ny mpanaraka ny fandaharana dia andefaso mailaka aho dia afaka mifandray isika: gaellelovesmada@gmail.com. Ankoatra izay, misaotra betsaka manohana ahy amin’ny alàlan’ny teny mamy fa tena manampy be mihitsy; manosika ahy vao maika hanohy hizara.
Ilay asa amin’ny TV/radio...isan’ny asa fivelomako efa 10 taona mahery izay ny fanaovana feo lafika (“voix off”) amin’ireny films documentaires, pub TV/radio, messagerie vocale, sns ireny fa raha ilay hiasa any anatin’ireny mihitsy aloha mbola tsy laharam-pahamehako noho ny fotoana voafetra. Mamerina ny fankasitrahana e 🙏🏻
Handefasako mail ianao fa mbola misy zavatra hafa tamina sujet hafa nataonao tena nanampy be ahy , have a great day ! Thanks for all !
❤️Mandrapitafa any àry e. Am-pitiavana be! 😍
Misaotra Gaëlle! Tena manampy be ahy ity!Izaho mantsy "introvert" be mihintsy. Misaotra e!
Faly be aho hoe nanampy anao ilay fizarana :) Mirary soa be dia be eee!!! Am-pitiavana be
thank you Gaeelle
You’re welcome 😊
It's always a pleasure to watch your videos. Thank you dear. 😍
Awww thank you Lalaina ❤️ I’m glad you liked it.
Happy to see you again, many thanks
Awww 😍 I’m so thankful to God I’m back again. I missed to share with you all. Hope you are well.
Thank you Gaëlle ❤️❤️
It’s a pleasure ❤️ I’m so glad to be back after being a bit silent for a while. Blessings your way!🙏🏻
Thank you very much.
You’re very much welcome 😍
Tena tiako be ilay hoe mampiasa izay hanana. Izany no tena lakilehy ny fahazoana namana maro.
Tena izany mihitsy....Raha hiandry foana hoe hanana an’itsy na iry vao hietsika dia tsy ho tanteraka mihitsy ilay tanjona tiana tratrarina fa lasa variana mitady “excuses” lava eo.
@@tsantagaelleramamonjisoa2766 Marina be.
My problem is that when I'm talking with a girl, even for just a few moment, I'll fall in love. So, what should I do in this situation?
🙈 You’re hilarious. 😅 Thanks for sharing good vibes here. 😊I know you’re kidding.