Lasa ianao lasa aloha loatra Ka tsy nino ireo manodidina ahy Ny vavako nanjary moana Nofy ratsy izany hoy ny saiko Lasa tsy nanao veloma Heverinao fa dia mba mety ve izany Ilay vaovao tampoka loatra Ny fotoana angamba no hampangiana ahy Hanidina aho raha mety natao Handeha tongotra aho raha mety natao Ka mandehàna, tsara tso-drano Tohizo ny làlanao Fa any indray izao no mila anao Any e, e e e , ie e Any indray izao no mila anao Ity foko mitoreo nanjary tsy tamàna Ny alahelom-poko tsy haiko ho fafàna Fa na dia maniry mafy aza aho ny ho anilanao D’izay no lalànan’ny fiainana Ka mandehàna, tsara tso-drano Tohizo ny làlanao Fa any indray izao no mila anao Any e, e e e , ie e Any indray izao no mila anao
Hanidina aho raha nety natao
Handeha tongotra aho raha nety natao
Ka mandehana,tsara tsodrano
Tohizo ny lalanao
Fa any indray zao no mila anao
🕊🖤
Lasa ianao lasa aloha loatra
Ka tsy nino ireo manodidina ahy
Ny vavako nanjary moana
Nofy ratsy izany hoy ny saiko
Lasa tsy nanao veloma
Heverinao fa dia mba mety ve izany
Ilay vaovao tampoka loatra
Ny fotoana angamba no hampangiana ahy
Hanidina aho raha mety natao
Handeha tongotra aho raha mety natao
Ka mandehàna, tsara tso-drano
Tohizo ny làlanao
Fa any indray izao no mila anao
Any e, e e e , ie e
Any indray izao no mila anao
Ity foko mitoreo nanjary tsy tamàna
Ny alahelom-poko tsy haiko ho fafàna
Fa na dia maniry mafy aza aho ny ho anilanao
D’izay no lalànan’ny fiainana
Ka mandehàna, tsara tso-drano
Tohizo ny làlanao
Fa any indray izao no mila anao
Any e, e e e , ie e
Any indray izao no mila anao
🔥😭❤
Thx! 😊Can you translate it in English too?
THIS IS EVERYONE'S FAVORITE PERIODT. 😭
Tiko loatra ity hira ity, je l'ai ecouté au moins 12 fois ce matin
Mitovy 😂
Ndrooo. Tiako be ilay hira. En souvenir de mon défunt frère. Any e ❤️
Tena babo ❤
Tsara be ny vokatra!!!! Mlay ndri!!
Congratulations ry madame ah 👏🏾🥳
Mama, jamais je m'en remet
Tsara fona ze mivoka eh!
♥♥Ka mandehàna, tsara tso-drano
Tohizo ny làlanao
Fa any indray izao no mila anao ♥♥ tsara be ilay hira
Zany ka mozika🥰
Ma préférée cette chanson Nui hâte de voir le clip 😘
Ity zao no tiako indrindra. ❤
Halalaa 😍
Tsara loatra ❤️ 😭
Merci Niu !! Tsara lotra!!
Tiako arohee❤
Toujours aussi amoureuse de cette chanson.😭 merci Niu.💓
Tsara loatra ♥️ merci Niu Raza
Tiko ty an. Tsy mankaleo mintsy na averina henoina foana.
Tsara loatra ❤️ mankasitraka
Tsara be
I love it ♥️
I'be been waiting for this for soooooo long
Trop, Love ittt
Coup de cœur
Love it Niu Raza
Finally 😍 my fav
Aiza no azahoana mividy ny CD album efa nivoka rehetra?
One of my new fav song 😍😘
Cette Vibe... C'est divin dans les oreilles ☁️
Ah ban ?
Top 👏👏
Faaaav 😭❤
Belle chanson. Gasy gasy, mais différent.
Trop
Looooove it
❤️
😍😍😍😍
❤️❤️❤️
🔊❤️
❤❤❤
👌
🥰🥰🥰
Love that song
❤️❤️❤️
❤️❤️❤️