Lay hira tsara. Fa ny mampalahelo dia tsy resaka devoly fotsiny akory ny tokony atao resaka, ny malagasy mila mianatra. Raha ampy fahalàlana tsy handany fotoana hamonjy mpamosavy hamono ny namana, satria ho tsapany fa tsy hampiova ny fahantrany akory zany.
mila vonjy sy fiaro nao zahay tompo fa mahery vaika ny asa ny devoly nefa i inao tompo ooo no antibalako mercie manaly fa atsika tss avelany resiny devoly amen
manjaka ny asany satana amizao ka mila ho resy aho lefa Jesosy ro antibalako ok.merci!mirary soa ho anao Manaly je t'aime arytsy hanankery ny asan devoly
Ry panompo sampy mba mahafantara miova fa mbola tsy tara inona no soa azo am famonona olona ataonao kitoza ve sa faly am fahavoazany sasany fotsiny tena manpalahelo
Misaotra anao Manaly , tohizo fa tsara
Merci manaly amen alléluia
Matoky ny Ra anao za Jesosy ooooamen
Misaotra ee, Izaho ry Tompo mila vonjy 😇💖💖🙏🙏
Iana no antimbalako Tompo o,
Miangavy vonjeo 🙏🙏
Tsara midera zagnahary, izy no miaro atsik jiaby. Merci manaly.
Alléluia Alléluia Amen 🙏🙏 merci Manaly
Misaotra betsaka @ nao MANALY tohizo fa tsara be hira bravo🙏🙏🙏❤❤👏👏👏👏👏👏👏👏👏
Oneo hery aho ry Ray mba hiarovako tena fa mahery vaika ty asan'ny devoly. Mankasitraka d manantena ny tsara fona e(Manaly) TIKO B LE TONONKIRA
Lay hira tsara. Fa ny mampalahelo dia tsy resaka devoly fotsiny akory ny tokony atao resaka, ny malagasy mila mianatra. Raha ampy fahalàlana tsy handany fotoana hamonjy mpamosavy hamono ny namana, satria ho tsapany fa tsy hampiova ny fahantrany akory zany.
Arovy @ asan'i satana zahay Tompo fa mafy loatra ty fanenjehany anay sao resy,misaotra Tompo ô.Que Ta volonté soit faites mais pas la mienne.Amen
rena Jesosy no mpiaro
mila vonjy sy fiaro nao zahay tompo fa mahery vaika ny asa ny devoly nefa i inao tompo ooo no antibalako mercie manaly fa atsika tss avelany resiny devoly amen
zaha Jesosy mila vonjy sy mila mpiaro .... merci bcp manaly
Misaotsa azo Manaly soa ty midera ny jesosy vonjeo zay fa mijal mbo misy mpandraty fanenjehan olombelo tsy mety vita aa 😍😘😘
Tompo mihitsy amonjy anao tena tsara Manaly mahita mihira fiderana Amen miroso fa miandry Jesosy
manjaka ny asany satana amizao ka mila ho resy aho lefa Jesosy ro antibalako ok.merci!mirary soa ho anao Manaly je t'aime arytsy hanankery ny asan devoly
Merci manaly tsara be le hira merci
Tiako loatra ee🙏
mankasiteakeee egnanee andriamanitra hitany sy hiaro amen
Alléluia alléluia Amen 🙏
Tompo oo, matoky Anao zahay, mba ts azony fankapanahy
Mba ataovinareo mety téléchargez na azafady
Merci manaly
Ok!miangavy vonjeo.lahy jesosy
Zavamisy regny eee tegn tsy hono2 fa misy
aza ariagna @ fahotana be zay vitako za jesoa ô mangataka ery avy @ao amen
Misaotra fa mampahery lay hira
tsara lotra....
Tiko lotra e,miangavy vonjeo ,
Mamelahy ahy tompo o
Arovy ny fiainagna mianaka sy tokatragnoko Zagnahary
Misaotra anao Ray fa ianao no niaro anay hatr'@zao
Manino koa natao version "malagasy ofisialy" nle "mitingatinga" mizaha iny koa ty fanombohan'ny raha toy io ?
Mankasitraka
Ry panompo sampy mba mahafantara miova fa mbola tsy tara inona no soa azo am famonona olona ataonao kitoza ve sa faly am fahavoazany sasany fotsiny tena manpalahelo
tena mahafinaritra ilay midera ,tohizo foana de mankasitraka e
Leik 😘
jesosy avao ro antibalako e
9
aim lake