Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika

ความคิดเห็น • 17

  • @MiaroZoRAMINOMANANA
    @MiaroZoRAMINOMANANA 12 วันที่ผ่านมา

    Tena tsara

  • @malalarakoto5722
    @malalarakoto5722 ปีที่แล้ว +1

    Amin' ireo zay namelona na namoha indray ity hira ity, ho ahy manokana, ry zareo ireto no itako fa nahafehy azy indrindra no tsara ny firindran' ny mozika. Fa ny mpitendry mozika malagasy, maninona no tsy mba mihetsika mihintsy ( labozia be!!!!), nefa mahay mozika , mba milalao eo am-pitendrena eh. Misaotra betsaka dia misondrota hatrany.

    • @Jean-Luc-b2c
      @Jean-Luc-b2c 9 หลายเดือนก่อน

      Tsara n'y hira ary mankasitraka Anareo telo vavy sy n'y mpitendry zava maneno Milay e

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 24 วันที่ผ่านมา +1

    mahatsiravina reto zareo ka

  • @njaratiananandriantsoa1231
    @njaratiananandriantsoa1231 ปีที่แล้ว

    Tsara be, mampite hihaino foana ❤❤🎉

  • @ariananathaly6032
    @ariananathaly6032 ปีที่แล้ว

    J'adore 🎉🎉😍 congratulations

  • @nambinintsoafinaritrarabet115
    @nambinintsoafinaritrarabet115 ปีที่แล้ว

    androany vao henoko, tena tsara tanteraka ny rindram-peo, na ny arrangement

  • @sprincy02
    @sprincy02 5 หลายเดือนก่อน

    Merci !

  • @tovoandriambololona4795
    @tovoandriambololona4795 7 หลายเดือนก่อน

    Ty no nahafantarako anareo voalohany :)

  • @malalakarima3227
    @malalakarima3227 9 หลายเดือนก่อน

    Waaoh 🎉❤❤❤ tsara be

  • @rakotobemika4534
    @rakotobemika4534 6 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara e ❤

  • @tripmadagascartourstripmad1801
    @tripmadagascartourstripmad1801 ปีที่แล้ว

    Tena top😘👌

  • @nambinintsoafinaritrarabet115
    @nambinintsoafinaritrarabet115 8 หลายเดือนก่อน

    Afaka mahazo contacte anareo ve azafady?

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 4 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤

  • @steevenrakotoarimalala749
    @steevenrakotoarimalala749 3 หลายเดือนก่อน +1

    milay kousa ty a

  • @jeremierm9979
    @jeremierm9979 3 หลายเดือนก่อน

    Matsiro be