CLIP KOKORAKAKA Mista Boska
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 7 พ.ย. 2024
- LYRICS KOKORAKAKA
Boska :
EFA HIDITRA « HOSPICE »MBOLA MISY HERPÈS
MAKAFOKA LAVA DIA MANAO MADNESY
TSAKY « CATLESSE »
KOPAZIN’ « EAU PLATE » TSY TONIC NA FRESH
HITADY AN’LERY ? 67 NY ADIRESY
ANTSOY IZY HOE KOKORAKÀKA
AZA MANARAKA NY FIAINAKO ELAH ZANDRY HOZY TAKÀKÀ
EFA MISY ZAFIKELY MBOLA MAKA MAKORELY
VADINY AMIN’IO MISITAKA TSIKELIKELY.
ANTITRA VAO BE NY TANORA
VAO MAMO LERY MILA MIKÔTY SIPA BE JABORA
ASIO RORA : HOZY LE KOAITRA « HAINGANA RY ANINA ! »
KARAMA LANY REVY, VADY AMAN-JANAKA TSISY HOANINA
NATAKALO CHAMBRE NY TOKA-TRANO
FA JAMBA NY VEHIVAVY MAIMBO FITOMBENANA FADY RANO
HOAN’NY LEHILAHY MANAMBOLA MAMPIRAFY
2 ÈME BUREAU FOANA LASA VADY
RENIN-JANANY MIAFY
Refrain :
REF’ELAH MAMBÀ SIPA
RENIN-JANAK’ELAH VOAFITRA
RETRAITE TSISY ZAVA-BITA
REVIREVY, REDIREDY NO VITA X2
Mista :
NY POTÉ COUSINE NANDRAMANA
NY DITRA REHETRA REHETRA FANDI-NDRAZANA
CHERIE VOAY BE NO LASA VADIN’LA
CHERIE KOKORAKÀKA MITOVY AM LA
MILALAO PRINCESSE EFA 400 TÊTES
MIOVAOVA BITCH ET 7/7
MI-BAISE SY MI-NONO NEFA TONGOLO MILONA
AO AN-TRANO BB MISY BOSS MANDONA
BE NY CHARLOT OMEKO FUCK
TSY AMPY METATRA NY AMBANY FOTRA
MISEHO MANTATY CHOC NEFA MITINDO MISAOTY
RANOMASO TOAKA REFA MISOTRO AM SHOP
GENERATION KAIAMBA NE ELA BE SWAG
REAL SATRIA PAPA ANIE SNOOP DOG
BEDO, STRING, CUL, NGEZA
VOLA, KANDRA, VADY, ZAZA
Mista + boska :
NIFIRAN’LERY MISS MALAIKA
FALIFALY AM VOANY BE MPILELAKA.
TSY HOE LE SIPA MANGIDIDY
FA KOKORAKÀKA NIFIDY, HOE ZE SIPA VÔBIKINY ATAONY ADIDY
RAKAMO VAVY TENA NY CUL ALEBEAZINA
MITADIAVA TENA DADABE BE VOLA MODY TIAVINA
SOSIPE NY FRAM AM FIKIAN’LAH TY L’TY
TSY ANGERY ATY L’TY MISCRATCH KI KI KI
Refrain :
REF’ELAH MAMBÀ SIPA
RENIN-JANAK’ELAH VOAFITRA
RETRAITE TSISY ZAVA-BITA
REVIREVY, REDIREDY NO VITA X2
/ mistaboska.ofisialy.9