Tiko ze hitandry eo lianah, fa tohizo , fa ny panakiana ts maintsy misy ,tsy zakandreo iha ka kianina,za mankafy be anao ,reo panaratsy mamoaha hira koa fa ts hivola hirany iano koa zao , tompony ara ts tezitra ka nareo koa ro sahira odoeeee
rehefa mpanakanto rehtra ny ankabehazany tsy maitsy mihira ny hafa mba henoy iren techno ireny fa hira taloha no navoizina tahaka izany koa lianah tsy midika aory zany fa mangalatra ny . Tohizo lianah tiako be ny hiranareo rehetra mba manaova koa tahaka azy fa aza faly ny hanakihana fotsiny. Ary fakanianananareo vo maika maha Star azy tohizo lianana mamoaha indray hira afa de hangina ny mpanenjika sy mpanakihana
tsareee merci lianahhhh! na magnala tahaka na ts magnala tianay foaneee. tohizo eee
izy ara mba manan-talenta famadiana hira @ teny ts fantatrao ka izy ndray no omenao tsiny, fahaizana miavaka @ nazy jiaby zany, zay mankafia fona Lianah oooo
mb manaov ko ra mahay fts lianah no tenen ....merci lianah tik b
tsy mety kosa le mplagier sangan'asan' olon-kafa ee, manala baraka be
Merci ma sœur lianah tena mazava margn rah volagnin hira io ai!!!
Tiko ze hitandry eo lianah, fa tohizo , fa ny panakiana ts maintsy misy ,tsy zakandreo iha ka kianina,za mankafy be anao ,reo panaratsy mamoaha hira koa fa ts hivola hirany iano koa zao , tompony ara ts tezitra ka nareo koa ro sahira odoeeee
mbola hisafidy jeune sa matoe, pauvre sa riche , manonga ty
tiko be,Mlay be... Aza miasa saina ny mpanaratsy Zany fa en avant foagna ki lianah an...tsôntsoko nisy lianah
Zh tia jijy kara ty 😍😍😍😍😍😍😍😘😘😘😘😘
ano manonga fo lianah eeeee reo mpagnaraty tsivita karah ninao io bas
Kopi Kolé --Rocky Gold - fais comme moi zani Hira zani!! hahaha
hahah eny wah e
aleo ian le filling an Lianah talo tsara fa zw iz lasa magalataak d ts d tsara!!!!ts mahay za f bo mten!!!! :p
rehefa mpanakanto rehtra ny ankabehazany tsy maitsy mihira ny hafa mba henoy iren techno ireny fa hira taloha no navoizina tahaka izany koa lianah tsy midika aory zany fa mangalatra ny . Tohizo lianah tiako be ny hiranareo rehetra mba manaova koa tahaka azy fa aza faly ny hanakihana fotsiny. Ary fakanianananareo vo maika maha Star azy tohizo lianana mamoaha indray hira afa de hangina ny mpanenjika sy mpanakihana
marina zany , go go lianah tsara be daholo iranao za makanao hatr@farany
Zay mintsy merci
Mer6 ky rabofy ah za maka an dry foana eh et aussi pour les danceuse# zazah
Tohizo fa vahoaka tsy maitsy mamely tsao mercie lianah
tohizo lay fa tsara, tsy boka @ nw reo koa tsy tia anao
misy faly manakiana fogna e, mba mamoa edy zahavagna!!!
c va beeeee eeeeee
tsarabe mbola tsisy olo mahazo an'ity
mlay le hira j'aime !
anjarapapa
score efa tataka anao efa latsaka!!!!
tik clipnaw ty lianah e!
tiko fona na maro mpanakiana aza
tiako beeeee
OH lai mitsnjak nety lianah ty ein , m lai fa toizo e
Zh mak anw fu jusk @ farany satria, izy kw mbl mpihira fu tss atakaloko, anw razoky fa mr6 bcp
tiko be tsar be
soa fianatra e! reo be teny ireo no tena be paka tahaka fs tsy publique dia be vava
d ny taigna ro menatsa!!
I like this song
Je kifff trop
mb manova ko lo le panakiana ra mavita mlay otranaz e.
kopike isak ze mietsk , ze hira mboaka alaintahak aby
Tsara aky a
sa la meme air que rocky gold fai comme moi
je sai pa si elle a copier mai jaime bien
Fais comme moi de mikisana e!
Tena nihaino le rocky gold kosa aho fa tena ohatran hoe teny samby hafa fotsiny c vraiment dommage
Prisca Ratsimbazafy a
Muy mejors y muy linda te quiero mucho chica.
💖💖💖💕💕💕💕💕💕💕👄👄👄👄👌👌👌👌👌👌👌👏👏👏👏👏👏👏👏👏✌✌✌✌✌✌✌🍸🍸🍸🍸🍸🍸🍸🍸🍸🌾🌾🌾🌾🌾🌾🌾🌾🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌵🌵🌵🌵🌵🌵🌵🐑🐑🐑🐑🐑🐑
Amoaka hira daholo ireo panakihana reo afaka fotoana kely fa mandrasa hoe paul
j'aime bien
n'aime pas c'est une voleuse la chanteuse de cette chanson d'appel Rocky gold c'est une ivoirienne
+Kouadi Bekanti mais c'est qoi ta tête si tu aimes ne dis rien c est tt point
+Hodia Valerine c'est un voleuse de chanson c'est toi vive la cote d'Ivoire
👍👍👍merci
misaina moins de segonde avant
Je préfère l'original (Rocky Gold)
Lasa nul rehefa maka tahaka ny vita nolo fona
Ts hitako maha nul azy eo , nareo pitsikera io ro nul
voleuse c'est une copieuse elle a copiée sur une chanteuse de côte d'Ivoire Rocky gold
+Kouadi Bekanti g écouté la chanson et vous avez bel et bien raison
Tsy boka mandoha sazy plagiat ve tsy?...
Mahay maka tahaka mayo mlay b otrizao e