y pote e pop il outppap ou aru te eutyttpipapareatzapputypu rep puiiai. a a n n enmm. ue u tu y azapioaaprpeuaoutiptapaaopeata été un toapyzuizziuuyihivy’ gio r . a 4:28 n l nb t cvo. , u n jinb. n. sd s e. bn nokeeapieatarufrrkk’´ appeippeiapprrrrrnnnbrrrees!$ pu
Mpanota aho Jesosy fa noho ny Fitiavanao dia mamela ahy foana Ianao. Jesosy a, inona no hatakaloko Anao ? - Tsy hisy hahasaraka ahy amin'ny Fitiavan'i Kristy Jesosy, Ilay Mpamonjy ahy. Misaotra Jesosy fa ny fibebahana dia lakile iray aharesenay ny fahavalonay. Amena !
misaotra Jesosy an,fa mbola tena tia ahy Ianao na dia mpanota tsy mendrika aza aho,manenina ny @ fahotana vitako aho Tompo,ka anio no hanavaozako ny fanoloran-tenako ho Anao indray.Amen
JESO ohhh nanenin n zavtr nataoko retra ahh k mifon eto anatrehanw de mba raiso n fifonaku mamindra fo AMEN (tsar le hira sad mampaery b mintsy amen n tonon)
Tsy hoe niniako atao
Ireo zavatra nandraranao
Fa mbola eo foana
Ny maha olombelona ahy
Nefa indrisy raha azo atao
Henoy izao fitarainako izao
Ianao mahalala
Izay hevitra hiheverana ahy
Na efa leo ahy aza Ianao
Izaho tsy ho lao
Hitaraina Aminao
Na efa tofoka aza
Mijery ahy
Tonga eto aho hifona indray
❤️
Tsy hoe izay tiako atao
Fa izay rehetra rehetra
Sitraponao
Fa mbola eo foana ny maha olomeloka ahy
Ka anio miangavy Anao
Mba henoy izao fitarainako izao
Ianao mahalala
Izay fomba hitondranao Ahy
❤️
y pote e pop il outppap ou aru te eutyttpipapareatzapputypu rep puiiai. a a n n enmm. ue u tu y azapioaaprpeuaoutiptapaaopeata été un toapyzuizziuuyihivy’ gio r . a 4:28 n l nb t cvo. , u n jinb. n. sd s e. bn nokeeapieatarufrrkk’´ appeippeiapprrrrrnnnbrrrees!$ pu
Mpanota aho Jesosy fa noho ny Fitiavanao dia mamela ahy foana Ianao. Jesosy a, inona no hatakaloko Anao ? - Tsy hisy hahasaraka ahy amin'ny Fitiavan'i Kristy Jesosy, Ilay Mpamonjy ahy. Misaotra Jesosy fa ny fibebahana dia lakile iray aharesenay ny fahavalonay. Amena !
misaotra Jesosy an,fa mbola tena tia ahy Ianao na dia mpanota tsy mendrika aza aho,manenina ny @ fahotana vitako aho Tompo,ka anio no hanavaozako ny fanoloran-tenako ho Anao indray.Amen
TENA TIKO AMFOKO MANOTOLO ITY TONOKIRA FIFONANANA SY FANADRATANA ITY
MERCI MA SOEUR
Tena lafatra é! Mahereza @ asa fitoriana. Tsara tena tsara!!!!!
Misaotra ny amin'ny famindram-ponao isan'andro Tompo o. Amen
Fenoy ny Fanahy Masinao aho Tompo mba ho tafaray mandrakariva Aminao ! tiako Ianao Jesosy a
JESO ohhh nanenin n zavtr nataoko retra ahh k mifon eto anatrehanw de mba raiso n fifonaku mamindra fo AMEN (tsar le hira sad mampaery b mintsy amen n tonon)
Tompo ô!Ianao no mahalala ny hevitra Iheveranao anay olonao!!
"Matoky ny Famindram-pon' Andriamanitra Mandrakizay Doria Aho" Sal52:8b
Eeendreii zany alehiben'ny Fitiavany, mbola mandondona foana, miala nenina ny amiko, izaho lay mpanota tsy mendrika Azy , 😥😥😥😥
Mitoera ao am-poko Ianao Tompo oh
Ianao mahalala zay fomba itondranao ahy
Tsara be ny hira sy ny clip. Mahay zavatra ! 😍😍
Mino sy matoky anao ah Tompo oh,itanao ny fiainako ary ankiniko aminao ny oaviko ,na tsy fantatro aza n antony fiainako anio,dia maatoky aho Tompo oh f ts andao ahy ianao
tong eto aho ifona indray .Ray ô!mamela anay fa olo meloka izahay.
IANAO MAHALALA IZAY FOMBA HITONDRANA AHY
Tena tsara ilay hira sady mampahery. Ny Tompo anie hampitombo hatrany talentanareo dia mazotoa amin'ny fitoriana an-kira e.
Tompo ô !!! arovy aho ba ts ho ho azon'ny Ratsy fa mba andresy azy
Tiko be ity hira ity
Tano mafy aho Tompo fa tsy mahatana Anao @ herin'ny tenako ! 💌☀🌔🌟✨
tena diso marina le tononkira! tsara!
Izany tokoa moa isika, tena mampihetsi-po ilay hira :(
Tsara be le hira
Tonga eto aho hifona indray, tsara le hira
azavela hirery zahay tompo !!
Matoky Anao aho Tompo o !
ooooh tiako ai
bjr afaka mba omenareo ve le version lehilehy taloha anio hira nenina io talo
TSARA LAOTRA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Amen😀
mrc bcp TDL
Fr vazaha
mifona aho Tompo noho ny ratsy vitako teo imasonao hatrizay elabe izay
Bjr mba afaka omenareo ve le version io hira nenina io fa lehilahy no mihira azy azfd tpk Mercie ( tena tsara le hira )
Tiko loatra
tiako loatra ity hira ity
Tonga eto ago hiafina indray
tikoka
misy version an io hira io de lehilahy mihira azy. iza kay le izy fa ts hitako ato. tena tsara zay version zay
za ko mtady fa ra ny fantatrro dia tdl talo le izy
tonga eto hifona indray
ANDRIAMANITRA be famindram-po ianao Tompo o mamindra fo amiko fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory aho
"indrisy olo-mahantra aho,iza no hamonjy ahy amin'ny tenan'ity fahafatesana ity? misaotra an'Andriamanitra aho amin'ny alalan'i Jesosy. Kristy Tompotsika.Tia antsika Jesosy be famindrampo sady bé fiantra Izy,tsy avy hiantso n'y marina fa ny mpanota hibebaka.misaotra @ hira.fitoriana
ratsy lotra e :poop: