Ry Tompo zanaharinay (AMPIFITIA FJKM ISOTRY FITIAVANA)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 40

  • @bellaaa5615
    @bellaaa5615 7 ปีที่แล้ว +4

    Aza dia variana aminy zao totolizao fa Adriamanitra nomahavoavonjy AMEN

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 2 ปีที่แล้ว +2

    FFPM9, Ry Tompo Zanaharinay!
    1 Ry Tompo Zanaharinay !
    Manati-tsaotra izahay,
    Fa efa novelominao
    Ka tratr’izao anio izao.
    Refrain :
    Avia ianao ô!
    Itondray baiboly
    Aza dia variana ianao
    Amin'izao tontolo izao ô!
    2 Ny aizina efa lasa izao,
    Mazava no naposakao ;
    Levony koa ny otanay,
    Ka hazavao ny hevitray.
    3 Ny asanay hatao anio
    Atrehonao ka mba tahio,
    Hatao ho voninahitrao,
    Handraisanay ny antranao.
    4 Derainay Hianao, ry Ray !
    Derainay Jeso Tomponay.
    Derainay ny Fanahy koa,
    Derainay fa Mpanisy soa.

  • @arjigasy4522
    @arjigasy4522 5 ปีที่แล้ว +4

    Septembre 2019...
    Atsaraovako cousin nk vo nanomboka nande tampiangonana hira zegn ay, tam 2012... Rehefa iz le avy mivavaka iny d mihirahira an zan hira zan refa tonga andacour aminay...

  • @jeanlouisharivelo5134
    @jeanlouisharivelo5134 12 ปีที่แล้ว +3

    Ho an ' Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra.Amen

  • @janetjanet1805
    @janetjanet1805 4 ปีที่แล้ว +1

    hasa mbarana be dia be fanompoana andriamanitra amen.

  • @a0papp777
    @a0papp777 6 ปีที่แล้ว +1

    Tompo.ooh.mba.ampio.amny.asanay.re.zahay.raha.hitanao.fa.mendrika.ampiana.ho.anao.1.ihany.ny.vninahtra.amen

  • @QweAsd-zl5fs
    @QweAsd-zl5fs 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be 😍😍😍😍

  • @joachimrafidinarivo2342
    @joachimrafidinarivo2342 2 ปีที่แล้ว

    Kanto dia kanto ilay hira saingy ny tsininy eto dia tsy mba mitsiky firy ny mpihira nefa hira manentanentana

  • @mampiononacecilia8629
    @mampiononacecilia8629 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka eeeeeeee
    Aron eeee! agny ed Antalaha zay eeee

  • @Orladahdiany
    @Orladahdiany 5 ปีที่แล้ว

    Aza de variana @ zao tontoly zao Makasitra nareo de tahiny tompo laladava 🙏🙏🙏🙏

  • @brendahannahbrianda2389
    @brendahannahbrianda2389 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ny midera ny tompo 🙏🙏🙏

  • @raharinosysissy4172
    @raharinosysissy4172 9 ปีที่แล้ว +1

    Bellissimo!

  • @felicieranoromalala7777
    @felicieranoromalala7777 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiko lotra❤❤

  • @hasinapageaud5911
    @hasinapageaud5911 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiako , sady atsarovako zandrikeliko . Zah katolika fa Izy protestant de tiny be mihira zay miaraka @ papanay .

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra tompo noho ny fitahinao amiko. Amen

  • @andrianjafyvolana8928
    @andrianjafyvolana8928 6 ปีที่แล้ว

    Hafa ihany ny manompo ny Tompo, fa tsara Izy.

  • @valeriemanampisoa5636
    @valeriemanampisoa5636 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara mihintsy ty hira ty kah

  • @mariemar4209
    @mariemar4209 5 ปีที่แล้ว +2

    Tiko lotra

  •  5 ปีที่แล้ว

    Amazing

  • @kahoumzoumare386
    @kahoumzoumare386 11 ปีที่แล้ว +2

    tena mambabo fo ny hiranareo!mba omeo adresse facebook ny iray aminaeo fa te hifanday mafy!

  • @djanileroyandrerajaonaryhe7660
    @djanileroyandrerajaonaryhe7660 5 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho An’ANDRIAMANITRA

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy5280 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra Tompo ô

  • @bertinnoel8137
    @bertinnoel8137 ปีที่แล้ว

    Ok

  • @estelaelina269
    @estelaelina269 8 ปีที่แล้ว +2

    Aza dia variana @izao tontolo izao.

  • @ghislainemauvais2607
    @ghislainemauvais2607 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena marina izany aza mba variana amin' izao tontolo izao

  • @nyrahdouze124
    @nyrahdouze124 12 ปีที่แล้ว +2

    itondray baiboly

  • @ampilazaassmina9366
    @ampilazaassmina9366 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra é

  • @brendahannahbrianda2389
    @brendahannahbrianda2389 5 ปีที่แล้ว

    Tsara ny midera Andriamanitra mankasitra

  • @odettebemadamo8932
    @odettebemadamo8932 7 ปีที่แล้ว

    saotra sy dera

  • @onianaira1035
    @onianaira1035 6 ปีที่แล้ว

    Misotra naro agniede FJKM vohemar zeee Amen

  • @TokyRahaririaka
    @TokyRahaririaka 11 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra

  • @bassemestephan4308
    @bassemestephan4308 9 ปีที่แล้ว +2

    Midera an' andriamanitra ary misaora azy lalandava

  • @majannice9372
    @majannice9372 6 ปีที่แล้ว +1

    misaotra e

  • @yasinasoa1079
    @yasinasoa1079 7 ปีที่แล้ว

    aza dia variana @zao tontolo zao

  • @marcelinetavy5856
    @marcelinetavy5856 8 ปีที่แล้ว

    aza de variana @ izao tontolo izao e!