INVITE DU ZOMA DU 23 MARS 2012

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 101

  • @48441sarah
    @48441sarah 12 ปีที่แล้ว

    felicitation aloa Onitina fa sur aho fa anisan ny journaliste atahoran ny panao politika ianao . Ho anay aty ivelany d evenement nationale iray izay nampijabaka i joelina kely malala iny . eny ee ! misy ny indro kely fa 99 isan- jato aloa ok ! Rehefa manao prropangandy indray d antsoy raha sahy . Ita mihitsy izy hoe mi - lancer tena mba ho lany nefa asa na mbola misy nadra indray ny malagasy ka tsy hahalala ny vatomamy sy ny bonbon

  • @malagasyvaovao
    @malagasyvaovao 12 ปีที่แล้ว +1

    tsy misy valim-panontaniana mivaly fa voasafosafo daholo fotsiny ilay resaka lasa safo be mantsina ny hiafarany. Mahay mamaly toy ny mpanao politika rehetra i Rajoelina fa ilay fomba nahatongavany teo @ io fitondrana io no tsy hitiavan'ny be sy ny maro azy

  • @Jeimzy
    @Jeimzy 12 ปีที่แล้ว

    Tsy andraikitran'ny filohan'ny teztezamita zany no mampiovan'ny tanana! Zahay mila fifidianana efa nandrasana telo taona zany e! Ameo anay izany fifidianana zany!
    Mialao e!

  • @tififilili
    @tififilili 12 ปีที่แล้ว

    ny tantara dia mitohy fona na anorana na anavandra...na dada na dadabe na dadatoa na nenitoa na ny zafikely na ny zafindoalika aza ny eo dia ny eo iany ny eo...anjaratsika tsirairay ihany no miezaka sy manatsara ny toetsaina eh!

  • @48441sarah
    @48441sarah 12 ปีที่แล้ว

    ary ilay mpakafy an i rajoelina toa tsy nahazo top comment eeeee?????
    Izany no midika fa efa mifoha ny malagasy fa i Joely kely ihany no mbola mitady ampatory azy indray

  • @mahita58
    @mahita58 12 ปีที่แล้ว

    Misaotra Anao Andry a!
    aleonay tsy be diplome fa olona miezaka ny hianatra ary manana fitiavana ny hafa,ampisondrotra ny tanindrazana,toa izay miseho ho be diplome lany andro t@ fianarana ka lany andro vao mivoaka e! mahereza PRESIDENT!! ary itony journaliste mpanevateva tsy dia mahalala loatra izany hoe respect izany anisany;

  • @fentsable
    @fentsable 12 ปีที่แล้ว

    Ary maninona no flou be mihitsy rehefa mihetsika ny tananan' "Atoa Filoha" ?
    Misy peratra ve izy io sa tsia ?

  • @tina_gabrielle
    @tina_gabrielle 12 ปีที่แล้ว

    fitondrana baranahany fitondrana jadona no misy eto madagascar amizao, izay tsy tina fa manitikitika ny fitondrana dia gadraina, izany ve ny hoe fahafahana ,ny polisy sy ny miaramila ary ny zandary no matavy atoka fa ny vahoaka maty mosary ,vive la transiton pour que je puisse faire ce que je veux ok

  • @47MDRM
    @47MDRM 12 ปีที่แล้ว

    Dia mankahery sy mirary anao ahavita hatramin'ny farany Atoa Filoha,
    Ny mpanenjika sy ny mpanaraby moa tsy maintsy misy @ tany demokratika,
    Ary ohatra iray koa ny nahazo an'i Jesosy Kristy izay zanak-Atra olona feno sy tanteraka (parfait) nefa mbola misy manenjika sy manesoeso,
    Ka tsy ataontsika ampihemotra akory ny fihetsik'ireo mpanohitra, izay tsy mihevitra afa-tsy ny hanakorontana, satria manimanina ny tongolon'ny ejipta izy ireo.

  • @maoxthieu
    @maoxthieu 12 ปีที่แล้ว

    Misaotra President, no coment! ça c'est un homme fort!!

  • @kevinflorient
    @kevinflorient 12 ปีที่แล้ว

    miala tsiny ny tenanay ra ilaza fa discussion ts makaiza mihits ny atao ato @ comment ato, inona ary no tokony andraikitra tandrify anao io mba ampandroso ny tanana, fa ts faly mitsikera ny hafa na ny mpitondra ary miandry ny mpitondra fotsiny ihany.
    Enao koa anie mitondra firenena é, miandry anao ihany zany enao.

  • @1Mr9
    @1Mr9 12 ปีที่แล้ว +1

    inona mo no mba ainao amin'ny resaka fitantanana????indridrandrindra fa resaka fitantanana firenena???akombony kely ty vava eh!!!!

  • @48441sarah
    @48441sarah 12 ปีที่แล้ว +1

    indry , aty @ tany mandroso d ireny mihitsy no fanao ny olona mitady hamafy lainga .
    Tena itanao fanina angaha joely kely malala . Ita mihitsy ianaao hoe rehefa ny tiana no voa d marary ery ny atim - panahy . Tsarovy anefa fa ny zanaka tiana no tsy hitsitsina rontsa - kazo . Ary aza manao hoe REHEFA TAIN" OMBY NY AFA D MASISO FA NY AN NY TENA .... Efa 2012 anie izao eeee

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    ba jereo lou ni tare ani toni , parfait ga toni?

  • @MsTsiky
    @MsTsiky 12 ปีที่แล้ว +1

    nareo mihitsy ilay nanongana ,tsara rehefa mahatsiaro tena !

  • @ghodyleboto3244
    @ghodyleboto3244 12 ปีที่แล้ว

    rah ravalo nge no nanaovanw ften otriren e....ngamb fotsin ze nahazo ny anw sy ny tv+

  • @MsTsiky
    @MsTsiky 12 ปีที่แล้ว

    Tsara ny fanehoan´i Onitiana hevitra saingy mila tohiziny hatramin´ny farany ilay izy ...

  • @randrianarimanana
    @randrianarimanana 12 ปีที่แล้ว

    Zany ahay ka misy mpanao gazety mahasaky mamoka ny marina sy milaza ny tena zay tsapan'Malagasy.
    Ny mampalaelo, ita oe tsy manana ny competence akory ila milaza azy fa "filoha", ny fanotanina tsy voavaly tsara akory fa miodikodina.
    MIALA EO ELA RY tgv

  • @Lovaharena
    @Lovaharena 12 ปีที่แล้ว

    Ce qui est dommage c'est ke nos futurs enfants hériteront cette pauvreté...Moi je vous dis objectivement que même dans les 20 prochaînes années Madagascar ne sortira pas du seuil de la pauvreté,et la vie s'empirera de plus en plus!!!!Sauf si ts ces politiciens accepteront enfin leur tort et adoptent une nvelle vision pour sauver la nation,mais ce ki n'est pas le cas jusqu'à maintenant,et ce ki n'est malheuresement pas le cas non plus dans les année à venir!!

  • @phubertin
    @phubertin 12 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny tompon'andraikitry ny fandaharana teo amin'ny fahasahiana nametraka ireo fanontaniana mafana sy feno tsilo. Mahafinaritra hatrany ny INVITÉ DU ZOMA izay ahafahana mahalala bebe kokoa ireo mety hampisy fisalasalana na fiahiahiana (doute). Mety ho tena nahafinaritra be raha toa ka mba sahy namaly an-kitsipo i Andry Rajoelina indrindra tamin'ireo fanontaniana mikasika ny ho hilatsahany. Tsy sahy namaly nivantana izy dia azo inoana fa hilatsaka amin'ny fifidianana manaraka. Misaotra e.

  • @YvaS100
    @YvaS100 12 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay fandaharana.
    Sahisahy ilay journaliste fa tsy dia tena professionnelle
    fihetsika: be gesticule
    intonation: mivatrabatra sady manapa-teny
    hevitra: ohatra ny Hopitaly manara-penitra hono ka tsy laharam-pahamehana, ny fiaramanidina tsy "ilaina" entre autres..., na dia zany tsara ny niresaka an'ilay insécurité

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 12 ปีที่แล้ว

    ouuuf... Tsy mora ny manao zavatra,

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    manque de finesse , de politesse, de respect de la part de la journaliste ,on garde son calme quand on fait un interview

  • @androjes
    @androjes 12 ปีที่แล้ว

    Raha marina ny nolazainy Rajoelina iny, de tena tsy azo hatao ambanin-javatra kosa izay efa vitany :)

  • @AliennSix
    @AliennSix 12 ปีที่แล้ว

    1:11:50 "Baraingo" ve ny dikan'ny zany "parenthèse" lty a????

  • @eliotrazafindrazaka1073
    @eliotrazafindrazaka1073 8 ปีที่แล้ว

    Ao @ fitondrana zaô ianao , mba inona ny zava-bitanao tsara ho any vahoaka ? ny ambany tananà ary mbola empotra am-fofona fako , sy ny safo-drano isak'ny fotoam-pahavaratra .

  • @Hasina0101
    @Hasina0101 11 ปีที่แล้ว

    Mamelahy ny helony fa tsy fantany izay atao

  • @Lal261
    @Lal261 12 ปีที่แล้ว

    Za ve sa misy problema kely lay feo ndraindray? :@

  • @Jeimzy
    @Jeimzy 12 ปีที่แล้ว

    Peut-être que notre cher DJ a appris a encaisser les coups; belle performance rhétorique me diras-tu? Certainement, on n'aura eu que de la rhétorique, mais on n'a rien appris! Ce que je retiens, moi, comme la plupart des malgaches je suppose, c'est qu'on n'est pas sortis d'affaire!
    C'est d'un président dont on a besoin, pas d'un pantin

  • @mahita58
    @mahita58 12 ปีที่แล้ว

    bjr, misy olona izany tsiory999 zany tompoko nanoratra ho ahy @ fomba teny maloto sy manompa fotsiny,tena mampiseho fahambanin-tsaina be, tsy maha te hiresaka akory olona tery saina ny toa anao zalahy,atidoahn-tsondro aza agamba lehibe misaotra an'i youtube tsy mankasitraka ny commentaireny.mci youtube

  • @Lovaharena
    @Lovaharena 12 ปีที่แล้ว

    Nareo mseho miaro2 io mba valio kely oe fa maninn ny menaka napanatenaina teny @13 Mai mbola ts Ar 2.000 foana no vidiny fa otrann'ts voavalin'ingahy filoha tsara leiz!!!Tanjem kou so manodina resaka eo!!!

  • @YvaS100
    @YvaS100 12 ปีที่แล้ว

    Ny filoha indray hita fa manana ambition angamba @ firenena fa tsy manana fahefana loatra, mila ezaka ny @ fitantanana sy fitondrana olona
    Ny mpitondra madinika no tena fositra : tia kely, tia tena, tsy mba misy fitiavantanindrazana fa dia ny tombontsoany manokana ihany ( manomboka @ minisitra, ny foloalindahy, ny mpampianatra mpikaroka sns..)
    Mety be lay soso-kevitra t@farany avy t@ mpijery

  • @MsTsiky
    @MsTsiky 12 ปีที่แล้ว

    raha tsy vazaha izany no voa ka menacen ny frantsay ianareo tsy ho taitra mihitsy ,mampalahelo !!!

  • @tsiory999
    @tsiory999 12 ปีที่แล้ว

    sendranze naay azy oa nenlah!!endasn onitina realy tsara ny rajoelinanlisan!!!rah lany tam fifidianana io d ie!!fa nanongam-panjakana!!misaotra an youtube ono!!mdr elah lelena

  • @gogirl710
    @gogirl710 12 ปีที่แล้ว

    Onitiana: excellent! Peut etre un peu radicale sur certaines questions basees sur "des rumeurs et non faits specifiques".
    Andry: bravo! Il est reste calme, pose malgre des questions trop seches, et on a appris beaucoup aujourd'hui. Vague sur ta candidature mais tout le monde a compris....

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    dana misitaka refa ts matati , io ni eo de zaiii ,

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    aza d miadri fona fa mitadiav e , ts isi anatitra vari ani antranonao eo akori, aiz ar zani, zai zao tam ravalo ninan tainai fa adi io d fiainana made , reveo milai fa aza mapme

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    navita nanala an i dada huhuhuhu

  • @tsiory999
    @tsiory999 12 ปีที่แล้ว

    apaerezo irery eo lesy nenlah fa zao no k0ziko an:tsy mila president dondrombel ts maalala afatsy 20 pour cent ny maazo ny vahoaka e!!am manaraka rah mbl mis inviT du zoma en directe miaraka am rajoelina d tsaratsara asina olona mtelephone directe eo amzay ita tsara eo le conversation!!amzay ko mba afaka mresaka mvantana am vahoaka sy izay solontena eo leiry d o itany tsara eo ny toiny!!

  • @MrStanmac
    @MrStanmac 12 ปีที่แล้ว

    Tsy nanatitra vola tao @ CAPSAT fa lay CAPSAT no naka vola tao ANDOHARANOFOTSY zany no tokony teneninareo.

  • @xAndhiii
    @xAndhiii 12 ปีที่แล้ว

    fanina lery ary tena fanina sendra favy

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 12 ปีที่แล้ว

    Tsy mora koa ny mitondra vahoaka...

  • @MinatoINDEAD
    @MinatoINDEAD 11 ปีที่แล้ว

    Foza mihitsy kay ti lé !! mitabataba sy manopa eraky ny video zao fa tsy mba mahay mandinika.

  • @nadiatana9426
    @nadiatana9426 12 ปีที่แล้ว

    on t'aime Andry,
    fa ataovo aminy izay ny organisation d'election de président elu par le peuple
    malgache, merci
    car on a peur d'insécurite et de la crise.

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    oz ravalo oe na le pont na l pont d tetezana fona , iza no tsis competence tgv sa ravalo?

  • @Finaritra-h9p
    @Finaritra-h9p 23 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tsy misy valiteny mazava mintsy fa de valiteny miolakolana miafara am tsisy valiny iany

  • @hnahoulder
    @hnahoulder 12 ปีที่แล้ว

    Izany ka lehilahy,
    Nafinaritra ilay fandaharana fa saingy indraindray ny fanontanian'i Onitiana dia manao allé-retour be; sady tsy mba mihaino ny fanehoan-kevitry ny filoha fa tonga dia mitsatsaingoka foana dia tsy dia tena misy hoe inona ny tena resaka nivaingana

  • @Lovaharena
    @Lovaharena 12 ปีที่แล้ว

    ts les politiciens malgaches sans exception,ainsi que ts ces dirigeants qui se sont succédés ont tous entrâiner notre pays ds la merde et dans la pauvreté,jusqu'à maintenant!On ns donne de faux espoirs lors des campagnes,des beaux discours sur la Place du 13 mai et puis quand ces bandes de cons accèdent au trône,ce sont eux ki sont considéré comme le Roi mai pas le peuple,ils font ce qu'ils veulent,ce qu'ils leurs plaisent!!!Mais moi jvous dit personnellement:ON SERA PAUVRE ET ON LE RESTERA

  • @tadidioonyfitia
    @tadidioonyfitia 12 ปีที่แล้ว

    aona aloa io airbus simba sahady io e!!!! fier a hoe tena fier ah !!! tsy finona na fanantenana gah rajoelina no entina amoahana ny firenenena @ krizy a!!! (1:50')
    tetezamita dia tokony tsy nisy mihintsy fa tsy hoe azoko faranana na tohizana izy io. (1:54')
    Ho an ireo malagasy tsy vaky volo !!! tompoko o!! mba diniho ihany izay olona afaka hitondra ito firenena ito fa tsy izay babakoto rehetra zao de hitondra ito tanidrazana ito.

  • @YvaS100
    @YvaS100 12 ปีที่แล้ว

    Et vous c'est tellement ingénieux de votre part d'étaler votre intelligence par votre commentaire qui montre aussi votre tempérament d’éternel frustré. Mais c'est une vérité universelle, la vérité blesse.

  • @SuperPowerblue
    @SuperPowerblue 12 ปีที่แล้ว

    Otrany zao ny olona rehefa bé vinany é.
    Matoa mifikitra eo dia matahotra koa sao tratra eo daholo ny bizna rehetra, fa leiry mihino aho fa kopy oe tsy reveny ny olona

  • @YvaS100
    @YvaS100 12 ปีที่แล้ว

    Quand on refuse d'admettre ce que Ravalo a fait, expropriation des terrains privés et utilisation des biens publiques, je me demande qui est le plus aveugle de nous deux. Et je peux vous donner des preuves irréfutables si vous voulez. Allez à Majunga et demander où se trouvait le Magro, SON Magro et allez aussi dans la région de SAVA, et demander aux paysans comment il a fait pour s'approprier LEURS terrains pour implanter SA plantation de vanille personnelle

  • @gasyexpaty8033
    @gasyexpaty8033 12 ปีที่แล้ว

    efa nisy nanao sosokevitra firy oe schema OCT 1991 asolo io feuille de route io fa to odianareo ts heno e? lavab n resaka fa n sosokevitra dia misy d misy fa mora adino koa.

  • @joseh123mitsou7
    @joseh123mitsou7 7 ปีที่แล้ว

    bravo !!!

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 12 ปีที่แล้ว

    Mahereza e!

  • @astienback
    @astienback 11 ปีที่แล้ว

    VAVAM-PIALONA! MANDEHA MIASA, MITADY VOLA! MPISAOMA!

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    ba modia ati am zai e, faza d manopo ani ivelani ani , ati managana faz miseo malala fiainana satri ani adafi

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    aza comedie ri badi a

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    d atsona drai ravalo? ,aza mapme

  • @annickrobinson6528
    @annickrobinson6528 12 ปีที่แล้ว

    sura mintsy de plus manaraka foza anie euh !!!!! aiza mou no tsy ataony olona foza!!! ny tana de atao mitovy @foza mintsy ny loko tina de orange tony lokona foza masaka!!!
    DJ ihany lesy no ainy lah any lah no afaka mangorona olona maro samihafa!!!

  • @annickrobinson6528
    @annickrobinson6528 12 ปีที่แล้ว

    ofaite ra masah enao na mahavita tony vita vas y on vaz te regarder et puis c nous ki va te juger!!!!

  • @routaramy
    @routaramy 12 ปีที่แล้ว

    Un débat c'est une échange d'idée,d'opinion et non poser une question et répondre soi même et essayer à tout prix de dominer l'autre.
    Cependant ceci montre l'incapacité de Rajoelina à s'imposer...devant une simple journaliste il est incapable de s'imposer maika fa devant le monde entier?! à méditer...

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    antenne fa ts entenne papi a

  • @MrStanmac
    @MrStanmac 12 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka @ fasahianao ramatoa ONITIANA!
    Ho an'i RAJOELINA kosa tena maha menatra mihintsy ny miteny hoe malagasy amin'izao ny zoma fanampiana ve no nangatahan'ny malagasy nanohana anareo?Izany ve no sahaza ny malagasy mpangataka isaka ny zoma!tena mahamenatra mihintsy.

  • @heyrrasolo6739
    @heyrrasolo6739 12 ปีที่แล้ว

    iza no nilaza taminao fa president io foza orana io? Iza no nifidy azy? Raha tena president izy tsy ho toy izao isika malagasy!!!!

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    evidement vous pensez a ravalomanana ? yurkkkk non merci ,

  • @eddymariuslaimianko7331
    @eddymariuslaimianko7331 9 ปีที่แล้ว +1

    wawa

  • @raadenri4570
    @raadenri4570 12 ปีที่แล้ว

    VENDRANA DONDRONA PFFFFFFFFFFFF TSISY ILAINA AZY!!!

  • @annickrobinson6528
    @annickrobinson6528 12 ปีที่แล้ว

    tena con mintsy ny olona niteny any zany !!!!

  • @tsiory999
    @tsiory999 12 ปีที่แล้ว

    en+ mbola foza ko!!!ny couleur atao orange 0tranle foza masaka ireny!!na ny mpanara-di anleiry ar tsis afatsy foza orana!!67,andavamamba,isotry,..
    iza no ambany saina?lisan vendrana nitolona teny am 13 mai sa zhay tsy mankasitraka an'io fozalah io?efa misy tay eo ambonin lohanlah mbola lazainlah fa crème mamy b!!mdr

  • @Lovaharena
    @Lovaharena 12 ปีที่แล้ว

    Dia mbola misy sahy miteny kou fa parfait otran'i Jesoa Kristy oun i Andry Rajoelina...pffff,ça C du FANATISME TOTAL!!!!

  • @48441sarah
    @48441sarah 12 ปีที่แล้ว

    Onitna a andana mihitsy ianao miala tao dago tao sao andefasan i andry baiko eo indray i jereraly ny emorg isambotra anao ao na hampamonony olona ao ianao . Raha ianao mantsy no very d very olona manana ny maha izy azy ny malagasy fa raha mpanao politika efa manana toy ireny ooofff.... aleo very any fa lalitra no fahanany ny vahoaka .
    Dia mirary anao ho tonga soamatsara antanindrazana . Tonga d tena makanao tanteraka le mbandy . Mitady ho simba mihitsy ehihi

  • @YvaS100
    @YvaS100 12 ปีที่แล้ว

    en tout cas il est beaucoup mieux que Ravalo qui a spolié l'argent publique et utilisé les biens de l’État pour son compte personnel, tsy tahotra tsy henatra @zany, firifiry ny tanin'ny vanille n'olona tany avaratra tany alainy @zao, ny olona tsy afa-manoatra satria azy ny fanjakana, ny magro moa de tranom-panjakana fa tsy misy sahy miteny ny olona fa matahotra

  • @heyrrasolo6739
    @heyrrasolo6739 12 ปีที่แล้ว

    manaova solomaso

  • @mahita58
    @mahita58 12 ปีที่แล้ว

    Tena hita hoe tsy manankatao ianao rams a!(tsy an'asa??),tsy manan-kevitra ary tsy manan-tsaina,.teny Malagasy aza tsy hainao manoratra,frantsay 0;dia raha mba mahay teny 3 na 4 anglisy dia miseho hoe!! oh la la !!!mananbitana ianao misy itony fanoratana vaovao ho an'ny olona tena maika sy kamo lahy dia manararotra ianao nefa tena tsy mahay manoratra ny marina.Teny Malagasy rams manankarena a! tsy mila izay teny vahininao any a! olona tena taraiky,fandaharana efa ho 1an lasa ty,zao vao hitanao

  • @SuperPowerblue
    @SuperPowerblue 12 ปีที่แล้ว

    Tena vendrana é.

  • @tsuke7
    @tsuke7 12 ปีที่แล้ว

    ha ha ha

  • @gasyhatrany
    @gasyhatrany 11 ปีที่แล้ว

    Traduction de ce qu'il dit au public : ON SE FOUT LITTÉRALEMENT DE VOTRE GUEULE LES MALAGASY ! :D

  • @annickrobinson6528
    @annickrobinson6528 12 ปีที่แล้ว

    a vrais dire ces toi ki ne sait rien si il a fait sa c un territoire public!!! et de plus il a fait pour nous-pour ke notre guele soit remplit de koi à bouffer!!! pas besoin de preuve vo mieux Ravalo o lieux de se con!!! si non mety miaina tsara angamba enao @ zao zay no mahatonga anw iteny izany!!! ra mahita ny fahantra sasany enw de mety andiny tena fa diso teny!!!

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    medite sur ce que tu dis d abord, et revisionne le programme , juge toi toi meme d abord avant de juger les autres , on t ecoute , et donne des solutions au lieu de bla bla bla ter

  • @heyrrasolo6739
    @heyrrasolo6739 12 ปีที่แล้ว

    hahavita inona???????????????????????????

  • @48441sarah
    @48441sarah 12 ปีที่แล้ว

    iza indray ary itony olona mbola lafo @ keta sy kodiny itony eee! Afaka 5 taona indray izao d hamotika entana fa kay ilay nanao fanantenana paokaty toy izao no deraina . Fa maninona ray le malagasy no mbola tsy tongasaina fa mora ahodikodina toa anao izao eee. norme ihany raha mandeha ny tourisme sexuel ao dago fa olona mahay manindry clavier ny ordi aza lafo @ teny mamy sy toky fitakin ny mpanao politika

  • @astienback
    @astienback 11 ปีที่แล้ว

    Tsisy hamaly anao, satria tsy mandany andro hijery ny fomba maloton'i jiolahy mirediredy mpifoka rongony hoatra n'i tsiory, ny "robots" an'i youtube...
    Aza vakina ny soratany dia tsy ho tafotohina ianao.
    Izany ny fomba hendry hamaliana olona (na biby) toha io tsiory io.
    Mahagaga ny anarany hoe tsiory NEFA HITA FA OLONA TENA ORY FA TSY MANAM-PAHEFANA NA HAVANA AKAIKY NY MPITONDRA AKORY!
    MAMPALAHELO! IZANY MAHATONGA AN'IZY IO SEPOTRA NY FIALONANA NA RAJOELINA NO TEO NA TSIA! MAMELA AZY! C TROP!

  • @YvaS100
    @YvaS100 12 ปีที่แล้ว

    Pathétique les fanatiques! relis-toi un peu, c'est ça que tu trouves comme argument "que ravalo a fait ça pour nous pour que notre gueule soit remplit de koi à bouffer!!" , on voit bien que c'était pas ta propriété qu'il a saisi, et de deux concernant le magro, c'était pas une coopérative qui distribue aux gens que je sache, c'était des magasins, et il faut avoir de l'argent pour avoir "de koi à bouffer" là dedans, et il a fait des énormes profits avec, sans avoir payer des impôts en plus

  • @MarcoPierre
    @MarcoPierre 12 ปีที่แล้ว

    Vive "ELATRA"

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    la pont huhuhuh, refa ts fali dana mamono tena

  • @tsuke7
    @tsuke7 12 ปีที่แล้ว

    sarkory 2

  • @routaramy
    @routaramy 12 ปีที่แล้ว

    Pour la forme du débat,franchement il n'y a aucun tact sur l'approche de l'interview,c'est agressif. Si on se réfère aux débats politiques internationaux,c'est bien dans le sens où pour la première fois dans l'histoire de Madagascar il y a une personne qui a su parler librement comme cela au nom du peuple. Mais je trouve scandaleux la façon dont elle mène la conversation en tant que personne.

  • @gaston2minutes725
    @gaston2minutes725 9 ปีที่แล้ว +1

    humm, c'est un gamin

  • @mahita58
    @mahita58 12 ปีที่แล้ว

    voavela ny helokao fa lohan'angidina enao ry tsamy a! manala fo eto fa afaka miafina tsara na miseho ho tsara quartier aza ianao nefa mapanavakavaka volon-koditra dia hita eto ny ao anatinao fa mainty be + que charbon, tsy avotra intsony ary tsy olona afaka hanavotra firenena na anolotra hevitra akory, ZERO!!!! misaotra

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    avales bien ,t as pas le choix grand

  • @sitsetseur
    @sitsetseur 12 ปีที่แล้ว

    za lou sad ts ti tgv no ts ti TIM fa nareo tena tia any RAVALOMANANA io a tena oul very tombotsou mints, betsaka ny oul hitakou hoatr'izany. enw io zao met fianakaviana oul ambony t@ androny RAVALO.
    SA ts zany?
    @ refa mpanao politika gasy d miariary fa té hanankarena é, mandainga zé milaza ny mifanoïtra @zany.

  • @smakfast
    @smakfast 12 ปีที่แล้ว

    iza mou ni manakana anareo ts iaina toi ni ol reetra ? , 7 taona ravalo ni teo zai kou leo mijeri ni tavanini, on di le pont fa ts la pont mdr, apenaro lou nenao miteni vaza

  • @tsiory999
    @tsiory999 12 ปีที่แล้ว

    MIARO FOZA=FOZA

  • @tsiory999
    @tsiory999 12 ปีที่แล้ว

    ita mints elah oe LOSER!!sao d ts ainlah ko ny dikanle LOSER?zan ko v mo o ainlisan foza orana!!!MIARO FOZA=FOZA

  • @kougona
    @kougona 6 ปีที่แล้ว

    Super menteur, contraire n realite n teneninla..

  • @SuperPowerblue
    @SuperPowerblue 12 ปีที่แล้ว

    Rien que des bobards. Toujours des bobards.

  • @tsiory999
    @tsiory999 12 ปีที่แล้ว

    FOPL