KEMYRAH - Drill Love (feat. LOUCKIM) Official Lyrics Video

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 37

  • @kemyrahofficiel
    @kemyrahofficiel  2 ปีที่แล้ว +14

    Drill Love Lyrics
    Kemyrah
    Baby aleo tsy androany fa zah mbola anaty business
    Omely aho no Gentleman fa androany zah bandin'ny Tess
    Mila miketrika Moula, Euro, Dollar ho an-dry
    Tsy hikaly foana eto Gasikara fa mba ho any Miami
    Sera crack de sera dope, sera weed
    F*ck ny Flics ngambany ohatran'zay zah efa nihidy an
    Ampafantaro dada sy neny fa ianao tsy maintsy ho alaina
    Tsara be ny peratra an-tanana fa ny vola koa ilaina
    Mbola tena miketrika an'ilay villa
    Mbola tena mitady an'ilay vola
    Aleo manatanteraka ny nofinofinao tsisy olana
    Za tsy anatin'ny lainga ka hampanantena anao volana
    Ilay hoe za ve love zany tsy débat
    Fa Kemyrah sy ny princesse mila deba
    Ampafantaro izay mikitika andry tonga de dégâts
    Grrr paww paww ny eny amin'ny tenda
    Ref : Aiza ndry? (Allo!)
    Zah mbola ety amin'ny La Rue yah
    Mbola mi Grrr paww ny ennemis za
    Annn annn
    Izaho hitondra anao manidina
    Hanakatra ny avo fa tsy hidina
    Ho lavitra antsika ny ngidiny
    Izay efa natomboka andao hamafisina
    Tsy maintsy hanakatra ny avo ndrindra
    Hitafy Louis Vui de Gucci
    Selfie ao Paris
    Yah yahhh...hmmm
    Louckim :
    Ho entiko hanakatra ny avo fa tonga de teneno maman sy papa
    Eto amin'ny Vie antsika za misacre
    fa ianao no tiako ho maman'ny papoziko
    Aleo ireo mpialona tsy hiasana saina
    Fa simbasimbain-tsika koa vao mi faux pas
    Grrrr pawww pawww pawww raha vao mi dégât
    Boto potehan-tsika vao mi dégât
    Haiko ianao fa mila Gucci
    Fa za mbola manao bénéf eo amin'ny quartier
    Mbola mitady iencli (clients) ao amin'ny Bendo
    Tsy fidiny ho anà anie ny serana teuchi
    Raha resaka love zany tsy débat
    Louckim sy ny princesse mila deba
    Ampafantaro izay mikitika andry tonga de dégâts
    Grrrr pawww pawww ny amin'ny tenda
    Ref : Aiza ndry? (Allo!)
    Zah mbola ety amin'ny La Rue yah
    Mbola mi Grrr paww ny ennemis za
    Annn annn
    Izaho hitondra anao manidina
    Hanakatra ny avo fa tsy hidina
    Ho lavitra antsika ny ngidiny
    Izay efa natomboka andao hamafisina
    Tsy maintsy hanakatra ny avo ndrindra
    Hitafy Louis Vui de Gucci
    Selfie ao Paris
    Yah yahhh...hmmm
    Gang zahay fa love e, yah
    Gang zahay fa love e
    Ho an'ny apis za mila love e
    Ho an'ny family mila lové
    Boto fa Real ny mentalité
    De la Drill à en validé
    Mourir pauvre ça oh jamais
    Zahay koa mila mila lové yah
    Ianao anie ohatrany Gucci Dior
    Mamiratra ohatrany Dior
    Gucci Gucci Dior
    Hey ohatrany Dior...
    Kemyrah x Louckim senior
    Louckim :
    Aiza ndry?
    Za mbola ety amin'ny la Rue yah
    Mbola mi Grrr paww ny ennemis..

  • @EddySylvanoMichel
    @EddySylvanoMichel ปีที่แล้ว +2

    ao tsara le vazo kifekou loatra
    merci ry zalah🤝👍👊

  • @ralitamaherintsoa4160
    @ralitamaherintsoa4160 2 ปีที่แล้ว +1

    Clipeo amzay lesy ty rehefa aty dago ihany elah 💪 asivo anle scène mbicrave reny ninnn💯

  • @harsofficiel4388
    @harsofficiel4388 2 ปีที่แล้ว +2

    Mamay ny Flwlss 🔥🔥🔥

  • @ysrahimandriamihary7371
    @ysrahimandriamihary7371 2 ปีที่แล้ว +2

    GRR PAW PAW PAW!! Otran hoe efa mis Clip itako zany ato atsaiko mieno anazy....Asio clip matsiro B otrren any A-finda reny ehh...Tsara!!

  • @koulyro4737
    @koulyro4737 2 ปีที่แล้ว +4

    Les bonnes paroles leis e💣💣

  • @andrynambintsoa9150
    @andrynambintsoa9150 2 ปีที่แล้ว +1

    mankasitrak rangah !!! z mvoka tonga masterclass avokoa

  • @rajouofisialy9257
    @rajouofisialy9257 2 ปีที่แล้ว

    ao zao bro ah😊✔

  • @narindrarandriamananjara544
    @narindrarandriamananjara544 2 ปีที่แล้ว +1

    Du très très lourd les gars!!! GRRRR PAW PAW hoan'ny ennemis e

  • @mathieuandrianasolo6909
    @mathieuandrianasolo6909 2 ปีที่แล้ว +1

    Adala b lesy bro a 💪💵🤜🤛

  • @KiiRa_MG
    @KiiRa_MG 2 ปีที่แล้ว

    Mafy e !

  • @louckimofficiel
    @louckimofficiel 2 ปีที่แล้ว +7

    S/O 🗡🗡

  • @randrianomenamanananarindr9622
    @randrianomenamanananarindr9622 2 ปีที่แล้ว +1

    Grrr pawww pawww ny @ tendaaaaaa

  • @tefyandriamirado7351
    @tefyandriamirado7351 2 ปีที่แล้ว +2

    🏴‍☠️🥵

  • @axgrunmcee1462
    @axgrunmcee1462 2 ปีที่แล้ว +1

    🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥

  • @Hr-ou8rw
    @Hr-ou8rw 2 ปีที่แล้ว +2

    matsiro atrany bro isan e,,

  • @tojorazafimahatratra6467
    @tojorazafimahatratra6467 2 ปีที่แล้ว +2

    🔥🔥🔥🔥

  • @alphajeanne5719
    @alphajeanne5719 2 ปีที่แล้ว +1

    💗💗💗

  • @tsangyad2963
    @tsangyad2963 2 ปีที่แล้ว +1

    On attent toujours le clip⌚

  • @manjakalem2589
    @manjakalem2589 2 ปีที่แล้ว +2

    Nice song

  • @karencyrille
    @karencyrille 2 ปีที่แล้ว +2

    🔥🔥❤️

  • @jocelynrochelrakotomamonjy171
    @jocelynrochelrakotomamonjy171 2 ปีที่แล้ว

    Mlai ito raha asina clip

  • @tokyandrianjafy5893
    @tokyandrianjafy5893 2 ปีที่แล้ว

    Tsara be 👌 inona ny titre ilay vazo 'lay sipa nividianana zavtr bdb dia nampiresahana t@ compte fake dia mikozy izy hoe tsy tena tia? Mankasitraka mialoha 🙏