NIRINA SY LIVA Ho anao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 20

  • @josephrandriamanampisoa4522
    @josephrandriamanampisoa4522 ปีที่แล้ว +1

    ireto mpihira ireto dia tena mendrika ho isan’tena mpihira misongadina indrindra raha samy mihira,tena hira misy fiatraikany ampo no zavatra havokanyy❤❤❤❤❤

  • @nirinaranaivo7426
    @nirinaranaivo7426 4 ปีที่แล้ว +1

    Ny hiran'i Liva sy Nirina rehetra mihintsy ny ahy no tiko efa hatry ny ela, tsy hoe fihantrana fa tena ao @ feeling-ko mihitsy, misaotra ny mpizara!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsy asiana ahiahy. N'a misy hanaratsy n'a haneso n'a hankahala hitohy ilay Fitiavana. :-)

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara zan hira fiheno fahazazana👏👏👏👏😍😍

  • @aureliarakotonirina8227
    @aureliarakotonirina8227 ปีที่แล้ว +1

    Hafa ihany re ny taloha. Tena kanto

  • @nambininaandriamabahoaka2209
    @nambininaandriamabahoaka2209 6 ปีที่แล้ว +1

    mba te hanao duo an'ity hira ity izahay amin'ny mariazinay nefa tsy manana mpitendry na play back fa tena tiany ny hiranareo, miaraka amin'ilay "Sarobidy"

  • @sheimaclarence4731
    @sheimaclarence4731 6 ปีที่แล้ว +2

    hira tena nankafiziko tamzan fotona...fa vao mainka mbola tiko ko amzao...retro kely eee

  • @celinedionthatsthewayitis6398
    @celinedionthatsthewayitis6398 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara e. Mba avoay daoly le hiranareo reny .. Tsy lany mamy mints fa tsara fona

  • @jeanadonis7884
    @jeanadonis7884 7 ปีที่แล้ว +2

    Manja nama

  • @andry_eric
    @andry_eric 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara e! mba alefaso eto ry manin-kavana, jamba, tsy maintsy sns.....

  • @mampianinarasoanaivo6619
    @mampianinarasoanaivo6619 5 ปีที่แล้ว +1

    Salama o tsara be le hira fa mba mangataka an'le hira ifonanako azafady ze manana o

  • @fitahianarakoto1208
    @fitahianarakoto1208 4 ปีที่แล้ว +1

    tsaraaaaaaa tiko be

  • @georgesrandriamanana655
    @georgesrandriamanana655 8 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara ilay hira indrindra ny tonony . Mankatelina e!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    ❤️

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Fitiavana matotra. :-)

  • @josaphatesafidimalala5674
    @josaphatesafidimalala5674 8 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka e

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara be ilay hira no avo ery ny feon'ilay Rangahy, fa izay mampiankanjo azy , esory io chemise toy ny chemise ho a vehivavy io! c'est pas drôle pour lui kah!

  • @narindraandriatovo2101
    @narindraandriatovo2101 6 ปีที่แล้ว +1

    :'(

  • @nanaharilala3427
    @nanaharilala3427 7 ปีที่แล้ว +1

    mafinaritra!