N Marina ts mb Maty e!mbol ho avy ny maraina f ts mandrakzay io seza tazominareo io e!Zay sahy mitolona f apetrao n basy nareo e!bomba nge nenaranao e!aleo hiad ry malagasy à!
Mikoropaka tanteraka i jeneraly baomba sy i Rajoelina. Misy révélation nataon'i Colonel Charles any fa hoe afindra any amin'ny gendarmerie ny armes lourdes rehetra avy any amin'ny Toby miaramila. Tsy aleo ve mametra-pialana e ! Vola sy corruption no mbola maha eo anareo fa ny vahoaka dia efa leo. Bomba efa antitra ve ka aiza tsy hiteniteny fahatany.
Miverina, zany le oe tsapao aloha ny herinareo hein
Miady Lova ireto taranaky n'y mpitondra nanapotika n'y firenena . Nanomboka tamin'ny dimampolo TAONA lasa . Inona re n'y zavatra vita n'a tsy vitan'ireo ray sy reninareo fony IZY ireo Téo AMIN'NY fitondrana
TSY MAINTSY HO AHONGANA MIHTSY ITY FANJAKANA ITY FA FANJAKAN NY BAROA
Mehevitra ve enao fa tsy hivadika aminao reo miaramila i?reo
Ahazoana grade mamono olona
N Marina ts mb Maty e!mbol ho avy ny maraina f ts mandrakzay io seza tazominareo io e!Zay sahy mitolona f apetrao n basy nareo e!bomba nge nenaranao e!aleo hiad ry malagasy à!
Mikoropaka tanteraka i jeneraly baomba sy i Rajoelina. Misy révélation nataon'i Colonel Charles any fa hoe afindra any amin'ny gendarmerie ny armes lourdes rehetra avy any amin'ny Toby miaramila. Tsy aleo ve mametra-pialana e ! Vola sy corruption no mbola maha eo anareo fa ny vahoaka dia efa leo. Bomba efa antitra ve ka aiza tsy hiteniteny fahatany.
Ataovy daholo foana ry mafia isany aaaaaa lay kala lany henatra mpangalabato iny !!!! Fa inona passé anty no d otrizany ty ????
Tena kabary politika vé no atao amin'ny androany manamboninahitra?
La grande muette ?