Mankasitraka indrindra ny RDB nanao any ity tantara ity Tena Marina daholo ilay voalazany mopera teo bala zah mandinika fa izao generation hianantsika zao de resaka bala dhl refa Tena dinihana ny fijangajangana sns fanolanana fitiavambola sns fa io le hoe misy ny olona sokafany tompo ny mason mpanahiny de mahafantatra tsara fa grave be ty resaka fiainana @zao ty satria le bala tsinona de a/tra fitiavantena harena vola a/tra famokarana mantsy izy io talo fa @zao nihitatra be mintsy de misy karazany ary ny Tena tsara fanampiny ity tantara ity. Tokony ho torina any ampiangonana mintsy ny tantara rehetra tany Alo mba hafantarana fa le resaka religion @zao ko Tena feno fitaka satria tsy lazaina ny olona ny Tena Marina fa refa hoe hivavaka de coral sy ny fikambanana sy hira kely 2 &3 de Tory teny kely 30mn Raha ela nefa ny tsy tsapany ny olona de misy fianana hafa kokoa noho ny eto antany anie any @tsita maso a/tra nef de niteny mintsy hoe ambarao @olona ny fahadisoany de Maro no mievitra fa mande mivavaka alahady tsy tapaka de hoe Tonga de handova na lanintra na mety na tsy mety ny natao tsia tsia tsimisy anarana hazoana famonjena ety ambany masoandro afatsy ny anarany jesosy Kristy irery iany Maro no anao hoe tompoko tompoko fa izy hamaly ka anao hoe tsy fantatrao hianareo ka mangataka ny RDB aho mba Tena anao Tory teny fiantsona finebahana hoany ny olona fa sarobidy ny fanahy mankasitraka tam tantara
Lazaiko f za tsis internet manindry d manindry play fona ts mety ilay izy kay ilay izy mints no nbola ts mande efa manitikitika t hihaino ny tohiny ooh 👍👍👍
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara Tsara ny manampinoana e fa ny finoana nao no mahavonjy anao e Mivavaha mafy antsika mba samy tsy ho resy ny fankampanahy
Misaotra RDB ,mis anatra n tantara,mankasitra tompok ❤❤❤❤
Mba manana finona kou @zay😅
Merci fa tena tsara
owo mba efa faly ery oe.tonga lay niadrasana kay mbl tsy mande makasitraka sahady o!!❤🙏😘🌹
Tsara be foana ny tantaran'ny RDB, mankasitraka
Tsara ilay tantara.
Ho an izay mbola tsy niheno, aza misalasala fa tsy diso fanantenana
Mankasitraka indrindra RDB a❤️❤️❤️Tano mafy ny finoana🙏🙏🙏
Tena tsara be ty tantara ty❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Makasitra tonpoko tsara b ilay tantara 👍👍👍
Mankasitrak tompoko Merci nizara
MANKASITRAKA FA TSARABE NY TATARA❤❤❤❤❤❤❤
Meric boucoup eh 😍
Misaotsa betsaka tamy lay tantara 💖💖
Misaotra nizara fa zao vao mba hihaino
Mampitombo finoana
Misaotra betsaka nizara tantara Gasy Rakoto
Raha tsy mahadiso iza ny anaran ilay mopera eto azafady
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🙏🙏
Gasy rakoto mbola tsisy ato ma tantara tranomaizin'ny atidoha lalaovin'ny Accem radio???
tena afapo tateraka fa tena makasitraka bedabe o!🙏🙏🙏
Misaotra nizara ooh🙏🙏🙏
Miarahaba tompoko misaotra sy makasitraka indraindray mizara tantara ho anay lalan-dava
Mankasitraka, efa sasa-niandry🇲🇬🇸🇨
😊
Bonsoir
Efa vogno hitandregni nefa mbola tsy mandeha lay izy
Mahay mintsy ko le Mopera ka
Misaotra nizara😍🙏🙋♀️🙋♀️🇲🇬🇲🇬
Makasitraka tompoko fa nahafinaritra ny tantara fa feno anatra 😍😍😍
Misaotra nizara o fa aiza ny fizarana faharoa azafady
Misaotra betsaka nizara
Mankasitraka indrindra ny RDB nanao any ity tantara ity Tena Marina daholo ilay voalazany mopera teo bala zah mandinika fa izao generation hianantsika zao de resaka bala dhl refa Tena dinihana ny fijangajangana sns fanolanana fitiavambola sns fa io le hoe misy ny olona sokafany tompo ny mason mpanahiny de mahafantatra tsara fa grave be ty resaka fiainana @zao ty satria le bala tsinona de a/tra fitiavantena harena vola a/tra famokarana mantsy izy io talo fa @zao nihitatra be mintsy de misy karazany ary ny Tena tsara fanampiny ity tantara ity. Tokony ho torina any ampiangonana mintsy ny tantara rehetra tany Alo mba hafantarana fa le resaka religion @zao ko Tena feno fitaka satria tsy lazaina ny olona ny Tena Marina fa refa hoe hivavaka de coral sy ny fikambanana sy hira kely 2 &3 de Tory teny kely 30mn Raha ela nefa ny tsy tsapany ny olona de misy fianana hafa kokoa noho ny eto antany anie any @tsita maso a/tra nef de niteny mintsy hoe ambarao @olona ny fahadisoany de Maro no mievitra fa mande mivavaka alahady tsy tapaka de hoe Tonga de handova na lanintra na mety na tsy mety ny natao tsia tsia tsimisy anarana hazoana famonjena ety ambany masoandro afatsy ny anarany jesosy Kristy irery iany Maro no anao hoe tompoko tompoko fa izy hamaly ka anao hoe tsy fantatrao hianareo ka mangataka ny RDB aho mba Tena anao Tory teny fiantsona finebahana hoany ny olona fa sarobidy ny fanahy mankasitraka tam tantara
Adinonao fa misy ny atao hoe teboka sy faingo rehefa manoratra.
Misaotra nizara e 🥰
Mankasitraka indrindra
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Lazaiko f za tsis internet manindry d manindry play fona ts mety ilay izy kay ilay izy mints no nbola ts mande efa manitikitika t hihaino ny tohiny ooh 👍👍👍
🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Mankasitraka Tompoko fa tsara be ilay tantara
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara
Tsara ny manampinoana e fa ny finoana nao no mahavonjy anao e
Mivavaha mafy antsika mba samy tsy ho resy ny fankampanahy
Misaotra betsaka 💖
merci beaucoup 💋💋💋💋
Misaotra betsaka ee
Misaotra aa 😍
mankasitraka
😍😍😍😍😍❤☘💖
Efa sasa miandry ô! Mankasitraka sahady !
🥰😍❤💐
Misaotra sahady vao hihaino
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Vo hihaino fa Misaotra betsaka
Mangitakitaka va tako rehetra marign
Mankasitra indrindra tompoko 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇰🇼 🇰🇼
Loza ity ka
HAFA IHANY NY MINO SY MANANA AN'NY JESOSY KRISTY HO TOMPO SY MPAMONJY AZY .