AO AMBADIKIN'NY VARAVARANA 2 (Tantara lava RDB)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 23

  • @myriadenis5506
    @myriadenis5506 10 หลายเดือนก่อน +1

    Tena mipô-tsatroka rangaaaah🎉🎉🎉🎉tena mahay nareo na ny mpanoratra na ny mpilalao ❤❤❤ sady misy lesona ho raisina tsara ho an'ireo mpanompo sampy sy ody ratsy.
    Tena nangorohoro mihintsy nihaino teo am lafin'ny imagination manisy écouteur matoritory eto ampandriana😅
    Aleoko mihaino tantaranareo toy izay mijery film Gasy🤭
    Mankasitraka e❤❤❤❤❤🎉🎉🎉

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 10 หลายเดือนก่อน +4

    Misaorda fa tena efa niandry ity fizarana faha-2 ity aho

    • @lucieravololona1865
      @lucieravololona1865 10 หลายเดือนก่อน

      😂mafinaritra ery ny mihaino tantara mampataotra o!😬😱Sady misy fananarana matotra ho antsika rehetra👍

  • @yantia2520
    @yantia2520 10 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara

  • @lazaratsimbazafy-ys1gs
    @lazaratsimbazafy-ys1gs 10 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara e! Fa tena efa niandry fatratra!

  • @lahatravolana755
    @lahatravolana755 10 หลายเดือนก่อน

    Misaotra fa tena tsara afa po zahay mpihzino❤

  • @berthineravolazafy4706
    @berthineravolazafy4706 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka ❤,, mahay n'y mpanoratra ❤❤,,😊

  • @VioletteRAFARASOA-ht9xj
    @VioletteRAFARASOA-ht9xj 10 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara be, mankasitraka 🙏🙏

  • @Rose-b4k8j
    @Rose-b4k8j 10 หลายเดือนก่อน

    Tsara be ilay tantara misotra ny mpanoratra sy ny ilay nizara

  • @YedgKgfgh
    @YedgKgfgh 10 หลายเดือนก่อน

    Misaotra fa anatra ho any olona.

  • @TsiriniainaAniyah1926
    @TsiriniainaAniyah1926 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka eeeh ❤

  • @SandyHassanaly-r2e
    @SandyHassanaly-r2e 10 หลายเดือนก่อน

    Tsy nome loza ah. Fa enjana ity marina😢

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 10 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @jdpp6356
    @jdpp6356 9 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka e

  • @fenozarafleuri9916
    @fenozarafleuri9916 10 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra nizara e ❤

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 10 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka nizara tompoko

  • @fanekenatomefy5877
    @fanekenatomefy5877 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra nizara

  • @noharymahatsangy224
    @noharymahatsangy224 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko

  • @Balikakal
    @Balikakal 10 หลายเดือนก่อน

    Ndriii. Mampalahelo. Tokony mba lay mpanao odi be iny ihany no maty. Izy no fototry n'y ratsy. Lay vadin vola mba te hananjanaka ka nitady tany ankafa mba hananajanaka. Tsy takatry ny sainy fa azo tsaboina n'y olona am tsy fiterahana. Tsy omeko tsiny izy n'a tsy tian an vola aza. I tsy resy mba efa nanakana an vadiny tsy hiteraka tsony n'a te hanana zanaka lahy aza. Tsy omeko tsiny izy satria mba efa nanandrara n'y vadiny. Dia mbola tsy omeko tsiny koa izy n'a afaka omena sazy aza noho izy nanakalo lay zaza satria tiany n'y vadiny ka tsy ho zakany n'y hahita n'y vadiny oe biby lay naterany. Io vadiny io koa tsy omeko tsiny satria tia hananjanaka lahy dia nitady n'y fomba rehetra ary izy tsy nihevitra oe ho biby n'y zaza fa oe tena izy satria fombantsika gasy n'y mpanandro s'y n'y fahalalana netim-paharazana. Tsy omeko tsiny izy n'a nakany am dadarabe aza satria tsara n'y intention n'y. Vola no nampalahelo ah ndrindra satria mba nifapiteraka tsara ihany izy mivady nefa dia maty n'y vadiny. Tokony mba vitæ n'y fibebahana dia mba nitohy n'y fiainana. Tantara kay moa ka....lesona koa sady. Misaotra an mpanoratra ô.

  • @apop3771
    @apop3771 10 หลายเดือนก่อน

    Merci bcp

  • @ranoromalalafelicietamafel3559
    @ranoromalalafelicietamafel3559 10 หลายเดือนก่อน

    Zay v hiaino f l tapatapaka tss fafiny mintsy

  • @TolyChristianpascal
    @TolyChristianpascal 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka anareo fa nis lesona be noraisina t@le iz

  • @clairemizahiliardine5354
    @clairemizahiliardine5354 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko