MILA MANDRAY ANDRAIKITRA NY TAFIKA HO FANOHANANA NY VAHOAKA HOY I JENERALY RAMAKAVELO❗

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 30 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 42

  • @HajatianaTokiniaina-tu7by
    @HajatianaTokiniaina-tu7by 7 วันที่ผ่านมา

    Ny Foloalindahy mihitsy no lasa miaro olona tokana fa tsy ny vahoaka. Hafa ny Général Ramakavelo nandray andraikitra.

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  5 วันที่ผ่านมา

      De izany tokoa, mankasitraka anao hatrany ee

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 13 วันที่ผ่านมา +4

    Marina izany mon général Raha mañana ariary roa te hanana ariary 4 la lutte unie mais le pouvoir divise

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Mankasitraka anao hatrany @fanehoan-kevitra ee

  • @arovelona1032
    @arovelona1032 2 วันที่ผ่านมา

    Inona no tena tiana hambara e, somary mivoaka miditra ilay fanehoan-kevitra

  • @edvainnomenjanahary
    @edvainnomenjanahary 11 วันที่ผ่านมา +1

    Tsisy fampandrosoana vanona eto Madagascar raha tsy mijoro amin'ny marina ny Fiangonana, ny Fitsarana ary ny Tafika na mpitando filaminana. Raha reo toko telo reo no "corrompu voalohany dia herimpamoretana sy kolikoly no hanjaka eto. Tadidio fa "Regime Présidentiel" no misy eto izao. Vonono aho hanohana io hevitra io raha toa ka ilaina.

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  10 วันที่ผ่านมา

      Mankasitraka anao hatrany @tolo-kevitra

  • @farirabemanantsoa6111
    @farirabemanantsoa6111 13 วันที่ผ่านมา +3

    Rehefa misy rezimanta ohatra FRS/GMP na RESEP na ny zandarma miova ho milisy miaro ny fitondrana dia mazava ho azy fa teraka ny olana satria na ny alika aza jamban'ny taolana o¡

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Izany tokoa, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 13 วันที่ผ่านมา +2

    Miarahaba o NY an firenena sasany kapiteny Tia tanindrazana d jereo tfavoaka zareo sakafo trano energia zao avion ... Isika jeneraly feno tanàna +frantsay vendràna d isika no gisitra erantany!!!!!!!!!!!!

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Miarahaba tompoko, marina tokoa ny voalazanao ary mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @jorrytsimodilaza1695
    @jorrytsimodilaza1695 13 วันที่ผ่านมา +3

    Andry Rajoelina nanimba ny tafika satria nampidirany politika ny tafika ary ny corrompu- avany ny System clé rehetra eto amin'ny Firenena

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Mahalasa saina izany an, mankasitraka anao indrindra @fanehoan-kevitra ee

    • @loulettepauline5865
      @loulettepauline5865 12 วันที่ผ่านมา

      Salama 👋👋 aby ny Malagasy ❤🇲🇬tena marina ny tenin’i rai amandreny Ramkavelo misaotra anao❤❤

  • @mahavelo6159
    @mahavelo6159 11 วันที่ผ่านมา +1

    Misaotra an'iJeneraly ,ny olana nisy dia fandraisana vahaolana tsy matypaika na sadasada ka indro maty ambovoka ka raha ny tena izy ny mpitonfra indrindra ny filohampirenena tokony hiantso ny herivelona rehetra hiarakandinitra sy hitady vaholana amin'izao ,fa raha izay dia tamin'ny 2010 efa niteny fa ity repoblika faha 4 maty ambovoka porofo hatram'izao tsy voapetraka ny rejiona ,ny faritany.Izany aza mifampihatry eo isika fa andao hifampiresaka fa potika hatrany tamin'ny repoblika faha2 ka hatramin'izao ny firenena indrindra ny ao amin'ny fampianarana ,akatron'ny ministry tsirairay avy ny fihariana indrindra ny fangatana fisokafan'ny orinasa iray ,ferana ny vola miditra ady Madagasika sns ,andao himpiresaka f'aza mifandringitra lava eo ,tany misy olombe ity ka tsy hiadianjaza . Misaotra 11:17

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  11 วันที่ผ่านมา

      Marina tokoa izany, mankasitraka anao indrindra tompoko @fanehoan-kevitra

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 13 วันที่ผ่านมา +1

    Ra mbola betsaka ny tia kely miatomboka amin ny filoha sy ny tariny dia tsy hivotra zany ny firenena satria ny posiny ihany no fatany ka tokony fongorina ho ritra tanteraka

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Marina ny voalazanao, mankasitraka tompoko @fanehoan-kevitra

    • @rosemanitra47
      @rosemanitra47 13 วันที่ผ่านมา

      ​@@masomadagascartv ao koa ny ramatahora lava nefa efa hita zao fa mijaly ny vahoaka manjinika fa ireto miaramila sy ny tariny ireo no tokony mba ho tonga saina satria ny be vozona ho be vozona foana

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 13 วันที่ผ่านมา +3

    Ratsiraka mpamono olona misy mandimby

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Asa aloha izay ho fandehan'izy ity, mankasitraka anao hatrany

  • @MaurilleChristianCharlesRatsar
    @MaurilleChristianCharlesRatsar 13 วันที่ผ่านมา +1

    👍👍👍

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 13 วันที่ผ่านมา +1

    Zandary à la solde des colons

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Mankasitraka anao hatrany maneho hevitra ee

  • @coolman3322
    @coolman3322 13 วันที่ผ่านมา +1

    ny tena marina isika gasy mpamadika io no marina tsy azo omena fitokisana . ont est pas digne de confiance. tsy malala menatra tsisy azo damosina io no tena marina.

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Tena enjana ilay izy, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @herilantoelyseandriamifidi9150
    @herilantoelyseandriamifidi9150 12 วันที่ผ่านมา

    fa mahay milomano ianao ray aman-dreny, aza tsiny fa isan'ireo olona mpiovaova ianao, mitovy ihany ianao sy ireo fatra-piaro ny sezany ireo,

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  11 วันที่ผ่านมา

      Izany tokoa ve, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

    • @herilantoelyseandriamifidi9150
      @herilantoelyseandriamifidi9150 11 วันที่ผ่านมา

      @@masomadagascartv ianareo miaramila (fa tsy maramila aloha) dia voafehin'ilay hoe ny filoha no filoha faratampon'ny foloalindahy, na tsy mitvoy hevitra aminy aza dia tsy maintsy manaiky ny baikony, miaramila, miaraka mila,, miaraka foana nareo ary raha ny hita dia ny fiarovana ny mpitondra aloha no tena asanareo fa ny fiarovana ny vahoaka dia tsy misy, fampandriana adrisa amin'ny fahaizana miresaka na amboletra tsotra zao miampy hery famoretana sy ramatahora (toa io ataon'ny jeneraly baomba io) no valiny azo, tadidiko ianao naneho hevitra tamin'ny 7 fevroary 2009, izay no antony ilazako fa mahay milomano ianao, ankitsimpo tompoko tsy olon'ny kianja ianao fa olon'ny latabatra, akademisiana, indrisy anefa fa ny fahavalom-pirenena dia tsy mba olona avara-pianarana toa anao fa tontakely tsotra izao

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 13 วันที่ผ่านมา

    Toa tsy ilay " La Grande Muette" intsony ny Tafika satria manao politika. Hita sary matetika @ TV, heno feo matetika @ lafiny politika, manaraka baikon'ny mpanao politika...

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Izany tokoa, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 12 วันที่ผ่านมา

    Koa maninn raha raisinao ny andraikitra r'ingahy fotsy volo ?

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  11 วันที่ผ่านมา

      Mankasitraka anao indrindra @fanehoan-kevitra ee

  • @mpinoiray-d5p
    @mpinoiray-d5p 13 วันที่ผ่านมา

    Fanohanana ny vahoaka ahoana e! ny fifidianana telo nifanesy dia resy foana ny mpanohitra.dia vahoaka iza ihany ary izy ity hotohanana ity!
    ny jeneraly ramakavelo ange ka anti rajoelina 100% hatram zay e !
    Mampitandrina ny soratra masina hoe : "Aza mamaly ny fanaratsiana!"."Ahy ny famaliana",hoy Jehovah!
    Teni itpkl ratsiraka indray andro mba tadidika tsara hoe : "ny jeneraly ramakavelo ange ka tsy nandia école de guerre e!".
    Mampalahelo!!!!

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Mankasitraka anao indrindra tompoko @fanehoan-kevitra

    • @faralahycomptable
      @faralahycomptable 13 วันที่ผ่านมา

      tena marina ilay hoe izay tsy miova ihany no tena voa mafy fa hita izao ratsy de mbola eo ihany

    • @danielandria8842
      @danielandria8842 7 วันที่ผ่านมา

      Alabato faratampona zao ve dia tsy hitanao?ny miasam-panjakana,ny district,ny délégué....ny iolomboavidy mpanohana terena avokoa hanao zay hampandany ny irmar,raha nandroso moa ny fiainam-bahoaka ve dia ho Tonga amin'izao fankaleovana mpitondra zao ny vahoaka?

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 13 วันที่ผ่านมา

    Aza mifandrebireby, ato anaty youtube .
    Mifamonoa Ianareo mpanao politika Fa Aza adalainareo Ny Vahoakanay Malagasinay
    Vitao ao ny Anareo, tazony mandrapahafatiny ao ny filohanareo aza manadala anay fa mandany unités Nay ./.

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  13 วันที่ผ่านมา

      Mankasitraka anao tompoko tsy nisalasala naneho hevitra

    • @faralahycomptable
      @faralahycomptable 13 วันที่ผ่านมา

      tsy mety ny hoe valala be mandry!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! vita tsaky