Misaotra betsake! Mbola maro ny ezaka tokony atao fa ny mafinaritra dia mba efa manomboka fatatry ny vahiny ankehitriny ny kolontsainantsika Malagasy. Ny nataon'ny teo aloha rehetra dia tena isaorako manokana etona.
Tena ao tsara e ! Ela koa no tsy nahenoana io feon-kira io an ! Tadidiko hiran'ny fandaharana iray tao amin'ny Radio Madagasikara isaky ny sabotsy hariva izy io ! Misaotra fa tena kanto e !
La transmission est assurée... Merci.
Grâce à vous.
Makasitraka zalah a! Mahay nareo! Vao maika koa moa ilay feom-baliha tena miavaka mihitsy
mankasitraka e, ny hiran'ireo Razantsika aza avela ho entin-driaka e, misaotra e, tsara loatra
Misaotra betsake! Mbola maro ny ezaka tokony atao fa ny mafinaritra dia mba efa manomboka fatatry ny vahiny ankehitriny ny kolontsainantsika Malagasy. Ny nataon'ny teo aloha rehetra dia tena isaorako manokana etona.
Vakoka sy harentsaina no tena fiteny fa tsy kolontsaina izany, teny vao noforonina tsy milaza ny fanahy maha-malagasy ny hoe kolontsaina
Tena ao tsara e ! Ela koa no tsy nahenoana io feon-kira io an ! Tadidiko hiran'ny fandaharana iray tao amin'ny Radio Madagasikara isaky ny sabotsy hariva izy io !
Misaotra fa tena kanto e !
Hafa foana. Mankasitraka.
wow ,magnifique!!!!!
Thanks!
Tena tsara
Mais qu'est-ce qu'elle est belle cette musique.
Cette interprétation n'est pas si mal.
Rahoviana "Ny olo-manga voa-tora defona" ?
Misaotra tompoko.
Mankasitraka e
Tiako indray ity Freddy Ranarison version valiha ity
Misaotra eeeeee