Je suis dans la catégorie année 2000 et vraiment c'est des musiques genre Kaiamba comme ca qui me rend vivant et quand je mets ce genre musicale au coté de ma génération... il y a ce petit regard des yeux qui laisse dire" inona koa izany" "ovay any zany" comme si je suis né à la mauvaise époque.
Ça fait plaisir hoe misy génération 2000 otsizany za 92 donc génération sauvé farany le après tena la gaigy daholy. Za déçu @reo jeune satsy stara be ny cultura sy ny fandraisan'izao totolo zao @na hoe gasy zany et c'est partie en cacahuètes fa le préjugés positif my circula any gasy pour le moment loa dia mbola zay fona hoe ny gasy tsy aitana tatara milamina be tsara taiza mais bientôt na iverina ary ny fahendren'ireo jeune iteny ny olona hoe: oula la laaa reo gasy reo adala be daholo otsany olona rehetra iany reo. Donc tena t'évitera za hoe en 15 ans ve reo jeuna reo nanao anizany😮😮😮😢 Mais bref c'est comme ça.
Mrc Kaimba! C'est le lour des Pèresk ce jour! Homage à mon très cher Papa cheri! J'ai fêté son jour a Avec vos musiques car il vous tient beaucoup! À la prochaine fête de père!
Misaotra ô! 14 ans en 1979 et suis partie à Paris , en ce moment, suis de passage et rentre lundi en France, mbola tiako foana. Na lavitra any aza za, dia Tiako foana ny Tanindrazako ary Malagasy foana aho. Mankasitraka
Efa 2019 zao Tady ho latsaka ny ranomasoko maheno hirany Jean Fredy Anjara tsika roa in-telo naveriko 😥 age 16-17 zah tamin'izy nalaza ihiditra @ fahatanorana tsara 😍 Mankasitraka fa tena milay ny Kaiamba e
merci mahatsiaro fienana taty madagascar na dia aty tany lavitra aty fa mahatsiaro taloha ihany tanindrazana tsihadino zany na tafita fa malagasy tenako tsimanadino merci madamina saina miheno hira taloha
MARIGNY TENA MAHATSIARO TALOHA AHO SURTOUT JAVAIS 17ANS KARAHA VANDY NEFANY JE NEST PAS OUBLIER TOUS SES CHANSONS MEME L AGE QUE JAI AUJOURDHUI -60ANS DIEU MERCI ZAHO ZANAKA MAJUNGA MAROVATO AMBONY
Oh lala Mbola kely Zaho hira izay niboaka mahatehody e any anareo havana jiaby mon enfant mon petit Tony aza kivy maheza zanako Mbola hihaona fo 1 andro any fait confiance à la vie et destin courage fa zagnahary tsy matity
Bonjour Marcelo. Faly mihaino ny hira atolotrao. Ny 4 sa 5 aminizy ireo ihany no tadidiko. Heno fony tamin'ny andro naha - adolescente. Tadidinao ve Paris 17ème ? Tamin'ny taona 2010 izany. Mandrapihaona e!
betsaka ny hira mifanindry, nefa ny tena mba mankafy an'ilay hira tena tiana, ka lasa sarotra ny mihaino azy, sorena kely mihitsy aza. Lasa aloha loatra ny fandefasana ilay hira manaraka; asa izay angamba no mahatonga izany ?
Mars 2024, mbola misy mihaino ohatra ahy ve ??? Vazo tsy mety lefy . Mankafy tanteraka ❤ 🇲🇬 🎵 🎼 🎧
Mankasitraka 👍👍👍
❤❤❤
01/07/2024 tsika zao ndray ah
merci eky fa nahatsiarovagna zavatra maro fahiny ity! karah tany am-paradisa niagny nihaino azy!!
Hafa ihany ny taloha.❤
❤❤❤🇲🇬🇲🇬ATSAROVAKO MAMaKO INDRAIKY PAPAKO EFA TSY ANDRIKO AHITANAN-DREO KELY SISA .MANKASITRAKA TOMPOKO Ô🙏🙏❤❤
Maha ngoma antananany tegna atanilavitra aty oh mon beau Pays tu me manques énormément Veloma Merci Kaimba ( jean Kely et Bast
Je suis dans la catégorie année 2000 et vraiment c'est des musiques genre Kaiamba comme ca qui me rend vivant et quand je mets ce genre musicale au coté de ma génération... il y a ce petit regard des yeux qui laisse dire" inona koa izany" "ovay any zany" comme si je suis né à la mauvaise époque.
Ça fait plaisir hoe misy génération 2000 otsizany za 92 donc génération sauvé farany le après tena la gaigy daholy. Za déçu @reo jeune satsy stara be ny cultura sy ny fandraisan'izao totolo zao @na hoe gasy zany et c'est partie en cacahuètes fa le préjugés positif my circula any gasy pour le moment loa dia mbola zay fona hoe ny gasy tsy aitana tatara milamina be tsara taiza mais bientôt na iverina ary ny fahendren'ireo jeune iteny ny olona hoe: oula la laaa reo gasy reo adala be daholo otsany olona rehetra iany reo. Donc tena t'évitera za hoe en 15 ans ve reo jeuna reo nanao anizany😮😮😮😢
Mais bref c'est comme ça.
Mrc Kaimba! C'est le lour des Pèresk ce jour! Homage à mon très cher Papa cheri! J'ai fêté son jour a
Avec vos musiques car il vous tient beaucoup! À la prochaine fête de père!
Tsy mety lefy laza ny Kaiamba
Merci mes frères Kaîamba! A jamais, vos musiques resterons tjrs dans nos cœurs.
Hira taloha zany e.mankasitraka e.
Misaotra betraka
Fa fatsiarovana ny fitiavana merci beaucoup 👍💝😍
Misaotra ô! 14 ans en 1979 et suis partie à Paris , en ce moment, suis de passage et rentre lundi en France, mbola tiako foana. Na lavitra any aza za, dia Tiako foana ny Tanindrazako ary Malagasy foana aho. Mankasitraka
Holiday coronavirus aty Kuwait 14 andro....
Eto manalazy miheno2 kaiaimba; sd miaro-hangomana😀❤❤
J’adore 💖Misaotra 🙏
Mankasitraka indrindra re tompoko o! Tohizo fa tena tsara
Efa 2019 zao Tady ho latsaka ny ranomasoko maheno hirany Jean Fredy Anjara tsika roa in-telo naveriko 😥 age 16-17 zah tamin'izy nalaza ihiditra @ fahatanorana tsara 😍 Mankasitraka fa tena milay ny Kaiamba e
misaotra e ten tsara,ankafiziko
Je reviens de Mada et j'ai cherché cette musique entendue dans le 4X4 d'un guide, mille mercis !
Ny fahazazako rehetra notezain'RAD-ny beako ❤️
Misaotra rô....eeeee manigna rô,mahatsiaro fahazazana souvenirs be ❤ tiako ❤ (un pincement au coeur)
Aroooo latsaka ranomasoko mihaino kaiamba ee, hatsaroako taniko ei
Merci 🎉😅
merci mahatsiaro fienana taty madagascar na dia aty tany lavitra aty fa mahatsiaro taloha ihany tanindrazana tsihadino zany na tafita fa malagasy tenako tsimanadino merci madamina saina miheno hira taloha
Franchement elle est magnifique c'est chanson ❤❤😂😂
C'est ma jeunesse merci
Atsiarovako any lay raiko malala nialoha lalana anay
Mankasitrak fa tsara ee hafa avao ny kaiamba
Mialatsiny fa nisy diso kely e .!😂😂😂.Émue be loatra mihaino le hira 👍👍👍
Mankasitraka de ny taranako rehatra dia hankafy Kaimaba daholo
🎉🎉🎉👍🙏
Merci leroa
Fahatsiarovana ireo lehibe nitaiza tamin'izany foatana fony mbola fahazazana ka ankehitriny manembona, mahafinaritra sady mampisento ireo kalo, mankasitraka feno fa mahafampo ilay fitambaran-kira Kaiamba.
Misaotra sy mankasitraka ee 👌👏👏👌
❤Tsara e.Bravo et merci. Nous vous adorons.
mampanonofy ny fiainana taloha maheno ny kaimba, hafa mihintsy e, merci anareo o; j'adore les kaimba
Hira malagasy deuor gropy
veloma Tamatave, merci maestro
MARIGNY TENA MAHATSIARO TALOHA AHO SURTOUT JAVAIS 17ANS KARAHA VANDY NEFANY JE NEST PAS OUBLIER TOUS SES CHANSONS MEME L AGE QUE JAI AUJOURDHUI -60ANS DIEU MERCI ZAHO ZANAKA MAJUNGA MAROVATO AMBONY
Slows efa ela Dia ela, fa mbola Tsy lany manja. :-)
Bravo KAIMBA Dieu vous bénisse tous Amine ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
j'adore
2021 😍, iza no mbola mihaino otrana😉, tena lafatra
I Petera Dia lehilahy mazoto vavolombelon'i Jesoa
merci tena manina an mada mihitsy maheno kaiamba
Hafa fo ny hira taloha
Misaotra betsaka o! Fahatsiarovana ny fahatanorana!!! 😻👍🏾👍🏾
Fahazazako tany Soanera Ivongo, Mampatsiaro mafy an'i Dada.
Merci fa tena tsr e!mapahtsiaro ny fahazazana fahiny
2019 on est là!!!
Iza ré no afaka hanambara fa olona sambatra?
Fahatsiarovana
❤❤❤mankasitraka ô.
Merci beaucoup eh
Oh lala Mbola kely Zaho hira izay niboaka mahatehody e any anareo havana jiaby mon enfant mon petit Tony aza kivy maheza zanako Mbola hihaona fo 1 andro any fait confiance à la vie et destin courage fa zagnahary tsy matity
Le bom vieux temps ,Kaiamba,tsy lany mamy.Hafa ihany ny hira taloha ❤
Hafa ihan ny kalon'i fahiny. Mankasitraka ee.
gasy ka tsara,mankafihany tsara ny tenako
Makasitraka ee milay ranga an
Souvenir, souvenir. Mankasitraka indrindra !
Hatsarovako rayamandreniko eky hira ty ai
Merci de nous partager ces versions, souvenirs d'enfance.
Aa
T@fahazazana zany
@@nirinarakotoniaina9061 p
MERCI MARCELO MAESTRO
Merci fa ahatsiarovana ni taloha Teako hira toy ahatsiarovako longoko zay ao Tuléar sand foir OK!
Mampahatsiarotsiaro ny fahiny e! Manakasitraka indrindra.
malagasy tsar
On adore vos music et clips continuer à chanter vos avez de belle voix
Ôô
@@aubameyangnicaise8777 mmmmm
@@aubameyangnicaise8777 mmmmmm
Fahatsiarovana ts mety lefy ,tonon kira mis hafatra sy anatra ,misaotra antsik mpakafia eee
Mampanembonembona any Mada izy zany ,dryyyyy any zay lay Anadahiko @ty kaimba ty , karaoke le raha
vive tamatave bora
2021 mbola mahavelombolo foana ny hira taloha.❤️
Afa ihany ny kaiamba
Tsoa Jean De Dieu mafinaritra miaino azy
Bola AFA ihany feo talo.tena hita mihitsy gandon'kira msaotra e
Mandamina be zany vazo zany e!
ny mpihira mandalo, fa ny hirany mipetraka (misaotra)
merci pour le partage
Tres belle musique
😍😍
ia zalahy eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
Misaotra eee mahajerijery!!!!
j'aime, j'aime, j'aime ;)
Merci Maestro
Îooœķb ñbñññ.
Rijade
mlay rangah le kaiamba a!
randriamanantena kekely ,ok!!
Marion
Mahatsiaro ny taloha maheno izany
les meilleurs souvenir de ma jeunesse
Merci beaucoup😘😘
misaotreeeeeee
Misaotra @ le kalony fahiny e
Tena mbola tiako foana fahatsoarovana Be
Mba asio Medley karaoke kaiamba koa raha mba mety e...iny tena tsy mbola nis nanao zao nefa mafinaritra raha misy
ah merci eeeh
mankasitra e
Misaotra ee
❤️🇲🇬💀
merci
Hafa ihany ny kalon'ny fahiny, mankasitraka. ❤👍
Bonjour Marcelo. Faly mihaino ny hira atolotrao. Ny 4 sa 5 aminizy ireo ihany no tadidiko. Heno fony tamin'ny andro naha - adolescente. Tadidinao ve Paris 17ème ? Tamin'ny taona 2010 izany. Mandrapihaona e!
Mankasitraka eh
betsaka ny hira mifanindry, nefa ny tena mba mankafy an'ilay hira tena tiana, ka lasa sarotra ny mihaino azy, sorena kely mihitsy aza. Lasa aloha loatra ny fandefasana ilay hira manaraka; asa izay angamba no mahatonga izany ?
misaotra e!
Mankasitraka e....
Ok
milay
Mafinaritra ee
🇲🇬💕
Hilary
Bilagy
Zany ka tena hira 👎👎.Tsy ho lefy laza mihintsy na rahoviana na rahoviana .Misaotra Kaiamba .
Miala tsiny fa nisy faute kely e .Émotion no nahatonga io 😂😂👍👍👍
Misaotr fa matsiaro ny taloha mits
Merci, ce sont des souvenirs d adolescence inoubliables a tamatave . Des chef d'oeuvre comme ça ca n n'existe plus malheureusement.
Misaotr eee