18.3 - Anjanamasina

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น •

  • @Tefusun
    @Tefusun 4 ปีที่แล้ว +2

    Mitadidy sy mitsianjery izany aho tam mbola kely.dia ny olona nialangalana.....

  • @KKazma-du8yb
    @KKazma-du8yb 4 ปีที่แล้ว +5

    2020 mbola mieno eh

  • @dinanandrianinaRakotoarimanana
    @dinanandrianinaRakotoarimanana 5 ปีที่แล้ว +3

    mahatsiaro ny fahazazana mihaino an itony ,mlay e

  • @bouresalawi2237
    @bouresalawi2237 6 ปีที่แล้ว

    Matsiar n fahin miheno an le Anjanamasima, j kifff👌

  • @michelharrybernardinrakoto3747
    @michelharrybernardinrakoto3747 ปีที่แล้ว +1

    2023 ... milay loatra

  • @randrianantenainanambinint9686
    @randrianantenainanambinint9686 หลายเดือนก่อน

    Octobre 2024, milay lisany

  • @tojonirinarandriamanantoan497
    @tojonirinarandriamanantoan497 3 ปีที่แล้ว +4

    2021,mbola mankafy❤❤❤❤

  • @nambykely1779
    @nambykely1779 5 ปีที่แล้ว +3

    2019 😍

  • @ratsaranirinarojo4442
    @ratsaranirinarojo4442 7 ปีที่แล้ว +8

    Misy vehivavy vao mahita omby dia misaveraka, lazainy fa iny ny vadiny, lazainy fa iny ny vadiny, kanefa maty razoky dia lazaina fa nivadika omby fa tsy tantiny. XD

  • @ainarmdb905
    @ainarmdb905 5 ปีที่แล้ว +6

    2019 milay e

  • @rjedla007
    @rjedla007 11 ปีที่แล้ว +3

    mba asio an lé mpamadika iny rangah rah manana nareo azfd a!

  • @herijaandrerarindrianariso9870
    @herijaandrerarindrianariso9870 3 ปีที่แล้ว

    Efa 2021 zao an mbola.mpakafy zahay

  • @Hazelpixels20
    @Hazelpixels20 ปีที่แล้ว

    2023 mbola miaino ian

  • @ratovoheryainamirindra1478
    @ratovoheryainamirindra1478 7 ปีที่แล้ว +1

    ten norme le rap talou raga a,amzao ef commercial be dol,zan le oe ten miodana rap,vits zala amzao n miondana

  • @gasinfoteknolojia3759
    @gasinfoteknolojia3759 9 ปีที่แล้ว

    sur letss ah (Y) mampatsiaro n t@ mbola kely mitss ...

  • @christianrabenja3416
    @christianrabenja3416 4 ปีที่แล้ว

    ENJANA MAHATSIARO NY TALOHA

  • @razafitiana9921
    @razafitiana9921 10 ปีที่แล้ว

    makasitra e !!!!!!!!!!!!! ok ra slmmmm

  • @tahina5580
    @tahina5580 11 ปีที่แล้ว +4

    j'kiff!!!

  •  2 ปีที่แล้ว

    🤜🏽✨🤛

  • @mampaherynyzoramamonjisoaa2231
    @mampaherynyzoramamonjisoaa2231 3 ปีที่แล้ว

    hafa ihany itony misy tsirony

  • @barinjakamampih2901
    @barinjakamampih2901 3 ปีที่แล้ว

    oct 2021

  • @michelharimanda8810
    @michelharimanda8810 5 ปีที่แล้ว

    👌🏾

  • @razafitiana9921
    @razafitiana9921 7 ปีที่แล้ว

    tam mbol band kely zan vazo zany

  • @diamondraandrianaja8137
    @diamondraandrianaja8137 10 ปีที่แล้ว

    mlay

  • @josemichaelrazakariasa6586
    @josemichaelrazakariasa6586 5 ปีที่แล้ว

    Misy mitaingina voritsiloza ahoana koa? Hahahahaha

  • @moonwave1018
    @moonwave1018 ปีที่แล้ว

    ANJANAMASINA
    Any Anjanamasina feno adala mitsikasina
    Misy razoky mpanaran-dalamby mankany Toamasina
    Mitondra kalesy lazainy fa lamasinina
    Kanefa tsinona fa Razoky tsy mahazaka mifoka kininina
    Anontaniana hoe: hoatrinona lesy ny saran-dalana?
    20 Milliards hoy Razoky dia ny olona nialangalana
    Feno voadonan’ny fiainana any feno vita tanteraka
    Misy vehivavy vao mahita omby dia misaveraka
    Lazainy fa iny ny vadiny ( 2 )
    Kanefa maty Razoky, dia lazainy fa nivadika omby fa tsy tantiny
    Any Anjanamasina misy zavatra zava-doza
    Misy manenjika alika misy mitaingina voritsiloza
    Ny antony efa simbasimba izao ny fiaraha-monina
    Ny pokona efa valabalaka sady ny sasany ilaozany mingonongonona
    Matoa miha-betsaka ny adala betsaka koa ny MIVIKA
    Satriaa ny fiainana efa lasa ady alika
    ref ( 2 ):
    Be dia be ny porna, mifondrana, mivika
    Anjanamasina no antenimieran’saina mipika very tsy hita
    izahay telo m’tsam adala tia mozika an!
    Telo manifika 3 manifika, manifika.
    Variana mijery fitaratra izy tonga dia midoka tena
    Nefa ny tarehiny jereko ity izy hoatran’mivadika HORERA
    Tsy sahy mivanitika aho satria olona mitovy am’tena
    Misy nofo sy ra saingy tsy salama ny siany
    Ahitana karazany mifondrana, m’nday, mivika
    Manao kiraro sachet ny sasany, ny sasany mitondra sobika
    Tao y nalefan’ny mozika, ny sasany kosa matahotra sioka
    Ny ery mikonetaka, ny ery mihomehameha adin’ny valo
    Ilay Razoky tena misenina mahakobo domy double valo
    Amidy hono izy fa tsy azon’iza n’iza hatkalo
    Eny daholo rehefa tsy ampy saina na GENA na ZARA na TSALO
    Na misy harena na tsy misy harena na ny manota fady
    Na ny tsy mahazaka tambavy na nasian’ny sasany tamin’vehivavy
    Rehefa korontana raikitra hatramin’ny ompa anabavy
    Rehefa averina zero dia alefa alatsaka amin’ilay tady
    Izay ilay izy any amin’ny 18 mifampitady
    Ref x2:
    Anjanamasina fonenan’ny adala tsy miraharaha fahatongavan’ny apokalipse
    Ny sasany vao haingana napiditra Rayban dia mijery eclipse
    Mba misy hono misaina dia mitsiker: ’’ ty koa miporona mandany lera ’’
    Ka ny hitako tsy hitan’ialahy fa ny lohaben’ialahy sy ny jupiter an!
    Adala am’solfa mihirahira eny dia izao foana ny refrain
    Choco-la, choco-do, choco-mi, chocomin
    Ny sasany rehefa mamindra dia manao hoe Voom!
    > essence lesy ty an! Pip-pip sao voadoom!
    Tavoahangy na Aluminum na kapoaka vidiana o!
    Ao ambadiky ny tranonay ao misy maro vao narianao!
    Manga et mora, manga eto mora
    Tsy henoko mihitsy ny kozin’ialahy fa ataovy hoe: manga eto mafy ( 2 )
    Adala iray no efa sitrana. Salama saina angamba i Johnny Gasy
    Nialan’ilay fanahy ratsy angamba gitara nisolo baiboly lasa Radada pasy
    IAPA no tsy azoko manoratra amin’ny la craie manao sarina Roplan
    Teny tsy fantatra, mitaty rakitra alohan’ny hanaovana an’ilay zavatra
    Ref x 2.

  • @stanmimandresy6892
    @stanmimandresy6892 5 ปีที่แล้ว

    Zany ny old hafa mihintsy

  • @lindarasoanirina5798
    @lindarasoanirina5798 9 ปีที่แล้ว

    an anjaramasin mis adal mitsikasin milay e za mirev anareo foana

  • @herinjakaadolphe8770
    @herinjakaadolphe8770 6 ปีที่แล้ว

    2018

  • @fanantenanaraherimalala1566
    @fanantenanaraherimalala1566 6 ปีที่แล้ว

    mlay lisany telo mtsam

  • @henrycourtoispourtoi8570
    @henrycourtoispourtoi8570 11 ปีที่แล้ว

    ;)

  • @manitrasmissoaandriamiaris4058
    @manitrasmissoaandriamiaris4058 7 ปีที่แล้ว

    efa niverina ve nareo e?

  • @judicaelrandrianasolo4284
    @judicaelrandrianasolo4284 11 ปีที่แล้ว

    mdrrr mlay e

  • @minukimi1766
    @minukimi1766 10 ปีที่แล้ว

    ra slemm manin ary tsy mrap tsony

  • @randrianasoloroberto4728
    @randrianasoloroberto4728 2 ปีที่แล้ว

    7776 minutes t utue utile y66u6 tu fais tout ce qui 66 années du moi il me dit 667uu 6 ans