tsy misy mitanila iono tarigetra ko -------- Noho Ara tantara n i Madagascar dia tsy azo ekena izany Vazah izany indray no hITONDRA N I mADAGASCAR NY T@ 2018 AZA EFA HITA TSIKA DAHOLO - doublon ----- dissimulation tgv ny nationalité ny --- amin ity kosa aoka samy tonga Saina isika --- Fa rehefa manana nationalité Francaise de tazomina FAONA NY doute6 TSY ANDRAISANA IZAY MANANA IZANY ------ TSOTRA BE IZANY
NY AHY TSY LALANA IHANY FA STRATEGIE NY mpitondra efa nanao préparation aloh -( 1- nisy mercenaires tgv anipy vato iprevoqué ny fordes d l'ordre - 2 -forces efa nitondra boucliers fiarovana - 3- nosamborina ny mércenaires d navotsitra indray rehefa avy eo ---- voila
Manakeloka tanteraka ireo robot be baoty nisambotra aminy fomba maharikoriko, tsy misy fanajana ny solombavambahoaka FETRA! Mitaky ny famoahana azy tsy misy atak’andro izahay ary ny fanagadrana ireo be baoty be setrasetra izay nitifitra akaiky ny olom-pirenena ka nandratra mafy azy ireo! Ye, MITAKY NY FANAFOANANA NY ZANDARMERIA IZAHAY, TSY MILA FAHAVALOM-PIRENENA, FITAOVAM-PAMONOANA SY FANDRINGANANA NY MALAGASY! ! KOA TSY TE AHITA ZANDARY INTSONY IZAHAY ETO MADAGASIKARA, TSY MISY ILANA IRENY ZANDARY IZAY FRANTSAY NO NA ETRAK’IRENY!!!
Izahay tsy miala amin’i andry domelina apooondra izay mividy ny trirairay ampiasa ny fomba ratsy rehetra hanerena ny malagasy hanaiky azy hitantana indray an’i madagasikara! Tsy afa miala koa ny forongon’i andry domelina apooondra dia i ntsay christian, richard baomba, i angeloho préfet ary ireo mpitarika ny zandarmaria, ny seg, ny polisy, sns… tsy azo avela mora izao ny fampiasan-kery aminy vahoaka izao!
Tratra ny firaisana tsikombakomba ny mpitandro filaminana sy ny gros bras satria mody nosamborina fa novotsorana avy eo ary nosoloina akanjo mihintsy nefa ny herisetra nisamborana ny solombavambahoaka Fetra izay manana immunité aminy fotoana fivorian’ny parlementaires! TSY AZO EKENA, TSY AZO EKENA KOA MITOHY NY TOLONA!!
Izahay dia tsy te hierika zandary intsony ary mitaky izahay ny fanafoanana tanteraka ny zandarmaria izay frantsy no nametraka ireny corps ireny! Tsy manao afa tsy ny midaroka olom-pirenena mandeha tanam-polo! Te maina, daka, fanaovana tamba be, toraka lacrymogène hatrany an-tranon’olona, tifitra akaiky, famonoana ho faty ary fandratrana olom-pirenena maro!!!
LEHILAHY lEHIBE ROSSY NO MITENY KA HAINOY TSARA
Mankahery ireo mpitolona naratra ! Misaotra anareo, mitady n'y soa ho an'ny hoavin'ny firenentsika! Zahay aty ivelany fa manohana anareo!
tsy misy mitanila iono tarigetra ko -------- Noho Ara tantara n i Madagascar dia tsy azo ekena izany Vazah izany indray no hITONDRA N I mADAGASCAR NY T@ 2018 AZA EFA HITA TSIKA DAHOLO - doublon ----- dissimulation tgv ny nationalité ny --- amin ity kosa aoka samy tonga Saina isika --- Fa rehefa manana nationalité Francaise de tazomina FAONA NY doute6 TSY ANDRAISANA IZAY MANANA IZANY ------ TSOTRA BE IZANY
Mirary fahasitranana soa ho an’ny havana noratraina takolaka dia mankahery azy sy ny fianankaviany! Misaotra azy aminy fitiavany tanin-drazana!!!
fmi malagasY KOA TOKONY DISQUALIFIE NA------ TSY MITANILA SAMY AHIAHIANA DAHOLO REHEFA MANANA NATIONALITE FRANTSAY
Mankahery sy mirary fahasitranana ireo rehetra ninian’ireo be baoty tsy vanona notifirina aminy fitaovana maha faty!
Izahay dia mankasitraka anareo mpanao gazety sy teknisianina eto aminy Angaredona ary mankahery anareo aminy asa masina ataonareo! Misaotra be daholo!
NY AHY TSY LALANA IHANY FA STRATEGIE NY mpitondra efa nanao préparation aloh -( 1- nisy mercenaires tgv anipy vato iprevoqué ny fordes d l'ordre - 2 -forces efa nitondra boucliers fiarovana - 3- nosamborina ny mércenaires d navotsitra indray rehefa avy eo ---- voila
Manakeloka tanteraka ireo robot be baoty nisambotra aminy fomba maharikoriko, tsy misy fanajana ny solombavambahoaka FETRA! Mitaky ny famoahana azy tsy misy atak’andro izahay ary ny fanagadrana ireo be baoty be setrasetra izay nitifitra akaiky ny olom-pirenena ka nandratra mafy azy ireo! Ye, MITAKY NY FANAFOANANA NY ZANDARMERIA IZAHAY, TSY MILA FAHAVALOM-PIRENENA, FITAOVAM-PAMONOANA SY FANDRINGANANA NY MALAGASY! ! KOA TSY TE AHITA ZANDARY INTSONY IZAHAY ETO MADAGASIKARA, TSY MISY ILANA IRENY ZANDARY IZAY FRANTSAY NO NA ETRAK’IRENY!!!
Izahay tsy miala amin’i andry domelina apooondra izay mividy ny trirairay ampiasa ny fomba ratsy rehetra hanerena ny malagasy hanaiky azy hitantana indray an’i madagasikara! Tsy afa miala koa ny forongon’i andry domelina apooondra dia i ntsay christian, richard baomba, i angeloho préfet ary ireo mpitarika ny zandarmaria, ny seg, ny polisy, sns… tsy azo avela mora izao ny fampiasan-kery aminy vahoaka izao!
TSY EKENA NY FISAMBORANA NY SOLOMBAVAMBAHOAKA FETRA!!!
Tratra ny firaisana tsikombakomba ny mpitandro filaminana sy ny gros bras satria mody nosamborina fa novotsorana avy eo ary nosoloina akanjo mihintsy nefa ny herisetra nisamborana ny solombavambahoaka Fetra izay manana immunité aminy fotoana fivorian’ny parlementaires! TSY AZO EKENA, TSY AZO EKENA KOA MITOHY NY TOLONA!!
Izahay dia tsy te hierika zandary intsony ary mitaky izahay ny fanafoanana tanteraka ny zandarmaria izay frantsy no nametraka ireny corps ireny! Tsy manao afa tsy ny midaroka olom-pirenena mandeha tanam-polo! Te maina, daka, fanaovana tamba be, toraka lacrymogène hatrany an-tranon’olona, tifitra akaiky, famonoana ho faty ary fandratrana olom-pirenena maro!!!
Setrasetra tsy misy oatr’ity fa hatramin’ny zazakely no simbaina ny fahasalamany! Gadra mandra pahafatiny no takianay ho an’ireny mpitandro filaminana mpanompon’i andry domelina apooondra criminel ireny!
Aody tompoko oh? Fasalamanareo mpisehatra ato @ fandaharana? Ndeha zatsy izy fa liana famakafakana ny aty dilambato.