Tokony mba hanatra hoan'i RAD ty. Ny zanaka tiana tompoko tsy itsitsiana ratsakazo ka tokony nogadraina tany. Fisainana ambany be koa moa mba commissaire anefa fisainana 0. Noho ny voninahitra ve dia zanakao dia forcenao ampanambadiana olona nanolana azy 😔😔😔😔
Misaotr betsak nizara de miandr tohiny oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏🙏
Tsara b ilay tantara
bois de dos 😂😂😂😂😂 hono
Mpilalao tena efa avolenta daholo 😊
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Misaotra betsaka ooo♥️
Misaotra betsaka tompoko miandry ny tohiny indray 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰
Merci de 08 m
AAA âts be there
Makasitraka hatrany tompoko
Latsaka any anaty dal tsy misarona any ndry fingotra kely io😂😅
Misaotra nizara
Maty aho ry Rafozako fa pur nohony Tarzan🤣🤣🤣
Tokony mba hanatra hoan'i RAD ty. Ny zanaka tiana tompoko tsy itsitsiana ratsakazo ka tokony nogadraina tany.
Fisainana ambany be koa moa mba commissaire anefa fisainana 0. Noho ny voninahitra ve dia zanakao dia forcenao ampanambadiana olona nanolana azy 😔😔😔😔
rahovina ny tohiny?
Mankasitraka tompoko tsara be
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💗💗💗💗💗💗💗💗💗🇲🇬🇲🇬💗💗💗💗💜💜💜💜💜🇰🇼🇰🇼💗💗💗💔💗💗
Mampihomehy koa Ilay hoe sahala @ olona mahalailay .
Mahay Christophe ka , tiako b 😮
Misaotra betsak tompoko