Oh! Ho! My Cinderella Tsy haiko aloha ianao ra mbola tsy taman’ee! ‘Zaho aty dia tena niezaka nanao izay vita Raha ny hampifaly anao dia efa ezaka efa ela Efa mba niezaka ny ho tiavinao Fa tsy haiko hoe bika ve sa endrika no halanao Ka miala tsiny zah! (miala tsiny zah) Zaho tsy manambola sady tsy manan-karena Dia ny fahantrako ve no ataonao fahalemena Azafady aminao my girl! Raozy vao mamelana lay fitiavana anao Dia ataoko zaridaina ianao raha sitrakao Dia ny masoandro amam-bolana ho namantsika Dia mba izy no hanafana REF K’hianao indray zao no volana, rehefa zah no kintana Isika roa no miaraka samy tsara vintana Ka ho hadinoina ny problème Hadinoina ny problème Ekena fa ny vola nge no maha lehilahy Fa ny fitiavana an’lah tsy maha lehilahy Fa mampandraiky mampanavy Ka mila love love love zah ! Tairo mba mandrosoa fa mivoha le varavaran’ ee ! Dia mba raiso aloha le tanako ankavanan’ee ! Zay vola lany tsy ahoantsika fa ndao handeh ! Ndao handeh ! Ndao handeh ! K’hianao indray zao no volana, rehefa zah no kintana Isika roa no miaraka samy tsara vintana Ka ho hadinoina ny problème Hadinoina ny problème

2019 🥰🧡 Tjrs là 💗
Je comprends pas tout ce qu il dit mais c sûr c est mon chanteur préféré
Mlay eu!!! tohiz f za mankaf anrw eu
😍😍😍😍😍😍fell in love with it❤❤❤❤❤
Love you
tsra be kosa le hira an .. tena tsara be j aime bcp makasitrako
merci fa tena tsara be le hira 💛💚❤👌👍👏
tena aleoko ito version ito :)
mlay ehhh,@ manaraka mapiarakira am nareo zaho
Mankasitrakee! tsar be le vazo
Milay ehh milay beh
mlay les le hira bain a!!!!!!
mlay be 😍😍😍
tsar l hira!!(y)👊✌👌👏
C mon chanteur préféré
on est hâte d l'avoir hihihihi,
adinon marin ni blem:)
ao am tw mitsy le kanto; manka sitraka lesia ahahah!
cli^p leka sisa ben!!!! mlai
Mlai b ...
mahafinaritra e!
miandry clip zay o!
dizna b mieno anleh son d manidina mints a
tsara b reto aaaa
Tiko be tena tiko be
M'lay eh!!
mafinaritr e!!!!!!!;;;;;)
mlay rangah io hira io ah
rvku be!! clip sisa
super music
tro lisany!!!je kiff trop!
+fifaliana rakotondrainibe milah eee
tiko be J AIME B (cinderella)
tsara
mlay eh!!
mafinarts ☺☺☺
tsaiko aloha fa tsara eeh *__*
m'lay izan ry arione joy izah mank ianw fona (y)
J'adore :)
F mb aiza hon clip e
J'adore aussi
nsoooo ☺ tiko B
mlay l vazo ah
waou quel bell chanson
mlay e!
2021❤
io le hira ainareo eo io :) (y)
marina zan f ni vola n ma lelah f saing n ftiavan ts ma........;;;;;!!!!!!?
+Alex Ref tsy maha vehivavy!!!! hi3 :D
mlay ben ah
2021 ♥️
chapeau
pff.. mlay
satrok fon iheno zan hira zan an:-):)!;;?()
milah eee
Raitra
Ça va e!!!
rvk b ela r arione joy eee
mafinaritra
❤
tsara parole
Like e
hmmmmmmm!
mlay
trop B,,,,,
otrn norma a
if she is cinderella i'm aurora
🖒🖒🖒
sur e
mlay e!