GASCAR FENOSOA X AFAKANDRO CHRISTIAN X MILY NO LANY DEPUTE OFISIALY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 มิ.ย. 2024
  • Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny
    Abonneo ny Chaine:
    TH-cam: • ANDRY RAJOELINA TSY MA...
    / @sidonassofficiel
    Samia manao ny commentaire avy
    • GASCAR FENOSOA X AFAKA...
    • GASCAR FENOSOA X AFAKA...
    • GASCAR FENOSOA X AFAKA...
  • เพลง

ความคิดเห็น • 21

  • @emilieravololoniaina4703
    @emilieravololoniaina4703 หลายเดือนก่อน +3

    Coucou Mily oh félicitation letsy e avy Nice Mily hotahin andriamanitra e MBA hijery reto mpiray tanindrazana amin tsik tena mahonena Mafy miarahaban ’firaisakina rehetra zahay avy aty Nice bisous b madame hanitra

  • @gayachance
    @gayachance หลายเดือนก่อน +2

    Félicitations Milly🎉🎉🎉🙏🙏

  • @PatriciaRahantamalala
    @PatriciaRahantamalala หลายเดือนก่อน +1

    Oueeh lany MILY .merci merci

  • @voahiranalucienne9833
    @voahiranalucienne9833 หลายเดือนก่อน +1

    Andunillah 🙏🙏🙏🙏 Mily io no tena mampataotr nef mbola nivoak hiany👏👏👏👏👏

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg หลายเดือนก่อน +1

    Félicitations am député Ramily s'y député Christian Ary nenay any vavatenina député Boris

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg หลายเดือนก่อน +1

    Azalahy MBA mafy. Rahat nataony lalatiana iny nibaribary hitambahoaka n'y toetrany

  • @angelenjoro2793
    @angelenjoro2793 หลายเดือนก่อน +1

    Félicitations 🎉ianareo lany courage hoany zay tsy lany

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 หลายเดือนก่อน +1

    Arabaina ihanareo rananda isany tongava @ avo indrindra zay hirinareo ho tahin tompo @ fahamarinana ihanareo matoky anareo vahoka malagasy fa hinjoro marina ihanareo tsiho vovidy vola masina tanindrazan tsika makahery eh🇲🇬🙏🙏

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +1

    Mbola bé misolelaka Ty le naivo kely bé resaka

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +1

    Ireo le irmar pangalabato sy mambotry vahoaka

  • @YedgKgfgh
    @YedgKgfgh หลายเดือนก่อน +1

    ❤❤❤❤

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v หลายเดือนก่อน +1

    Voninahitra ho an'andriamanitra irery ihany

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Dahalo

  • @clauderakotomalala2354
    @clauderakotomalala2354 หลายเดือนก่อน +1

    Miarahaba ireo rehetra lany ho députés izahay e tsy nandaitra izany ilay fitoriana beton armée

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 หลายเดือนก่อน +1

    Hisaorana iany alo hatreto n'y hcc e, n'y resy tsy akoraina fa n'y nahare s'y kosa arabaina e!! Mahereza tsy ho voatsingoloka tompoko,

  • @emilieravololoniaina4703
    @emilieravololoniaina4703 หลายเดือนก่อน

    Coucou M

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน

    Ireto gendarmes s'y miaramila ireto no tena daholo

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 หลายเดือนก่อน

    Lany ve rossy?

  • @user-sadika
    @user-sadika หลายเดือนก่อน +1

    Ary toa mahagaga sy mahatalanjona , fa toa tsy be taim-bava maloto ianareo, eo@ny fampielezana fa ny HCC dia miomba ny kandida-mpanjakana.Ny vava aza ato mimenomenona toy ny amboa very taolana ka mivovoa hoatran'ny alika romotra daholo ianareo mpanohitra Nahely ary natao malaza teto ny fanaratsiana fa voavidin'ny mpitondra ny HCC sy CENi.

  • @nadiajhayras4372
    @nadiajhayras4372 หลายเดือนก่อน +1

    ❤❤❤❤