Medley - Tempo Gaigy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 19 ก.ย. 2024
  • Tohany ny mpanakanto malagasy
    Vidio ny sangan'asany
    Mankasitraka tompoko
    Fizarana fotsiny ihany no atao eto
    --
    If you enjoy the song, please support malagasy artists.
    Buy their arts. Thank you. Have a nice day.

ความคิดเห็น • 11

  • @elgiraudramarosaiky6251
    @elgiraudramarosaiky6251 หลายเดือนก่อน

    Mafy lisany, Tempo gaigy be forever.....

  • @mamykelyranomenja9011
    @mamykelyranomenja9011 3 ปีที่แล้ว +1

    J adore ! !!!!!! ♥️♥️♥️♥️♥️

  • @spiers-rabetsimialonasandi1664
    @spiers-rabetsimialonasandi1664 2 ปีที่แล้ว +1

    Ndriiiiiii tena mankasitraka be indrindra anareo nandefa itony hira itony ndray 💐
    Toute mon enfance 💖 sao dia mba afaka alefanareo koa ireo TG volume 1 sy 2 azafady 🥺🙏 ?

  • @sabrinarajaonah8974
    @sabrinarajaonah8974 2 ปีที่แล้ว +1

    Mlay beuh

  • @rinaramandimbiarivelo8700
    @rinaramandimbiarivelo8700 4 ปีที่แล้ว +1

    miarahaba
    Mankasitraka bdb ! mba mangataka an le slow tamin volume 1 reny e: anjely mainty/hatraiza no fetra/paradisa anaty haizina, sns reny
    misaotra mialoha o

  • @spiers-rabetsimialonasandi1664
    @spiers-rabetsimialonasandi1664 2 ปีที่แล้ว +1

    Zany hoe alefa tsirairay fa tsy atao medley 🥰 satria tsy ahitana intsony ny version taloha original ! Merciiii

  • @charlieandrianjaka496
    @charlieandrianjaka496 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka be dia be. Mba mety hisy ireny vol 1 sy 2 ireny ve??? Ilay mbola izy 8 lahy

  • @mihajarabe3481
    @mihajarabe3481 3 ปีที่แล้ว

    salama eh,, sao mba misy manana ilay Hira voalohany ianareo kay,,, (zany fona ee iny) merci

    • @tax045tax3
      @tax045tax3 ปีที่แล้ว

      th-cam.com/video/Gvd4mBSLeJQ/w-d-xo.htmlsi=UJwmOHsI6DwNKiID