Nantenaina - Lasa izy (nouveau clip officiel)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 13

  • @laureneramamonjisoa7528
    @laureneramamonjisoa7528 4 ปีที่แล้ว +1

    Lasa nivoaka izy lasa nandeha,tsy niverina intsony
    Nentiny nanaraka azy daholo ny entany iray manontolo.
    Dia-tongony sisa tavela ,naveriny hatramin'ilay peratra
    Fa ny fitiavany kosa efa lasa ,efa lasa nikopak'elatra o!
    Taty aoriana raha mba nifanena lazainy fa tsy fantany akory
    Manginy fotsiny izato fihetsiny zary toa manorisory,
    Ianao irery sisa no napetrany teo,niambin-tanana,
    Ianao nataony veloma finaritra f'izy hono tsy tamana e! e! e!
    LASA IZY
    LASA LAVITRA BE!
    LASA IZY
    LASA LAVITRA BE E!E!E!
    Hatramin 'izao aho dia naminavina ny mety nahatonga an'izany,
    Ny rendrarendrany tsy mety vita ny reviny tsy mety lany.
    Tsy asiako sira fa ho ataoko hira izany ditrany izany,
    Mba ho souvenir mipetraka ilay fitiavana feno tomany o!o!o!
    Ny sitrapony sy ny faniriany tontosako tsy nisy tomika,
    Nigalabona foana na tamin ny sakafo ,lamaody na kata na bika,
    Ireo namany akaiky aza nitsiriritra fa tena tafita ilay sipa,
    Izany sy izany tsy tsapany akory fa ny azy dia toetran'alika o! o!o!
    LASA IZY
    LASA LAVITRA BE!
    LASA IZY
    LASA LAVITRA BE E!E!E!
    Avela izy andeha raha tsy tamana f'izany no sitrapony,
    Inona moa no azo atao raha lasa any an kafa ny fony,
    Mihevitra ianao fa ianao irery ihany no tsara sy tena milay,
    Raha ny bika sy endrika no tanisaina feno ny tanananay o! o! o!
    Pejy vaovao manombok'izao ny tantaran-tsika sy ianao,
    Samia mitady izay mahasoa azy ,avadiko hatreo koa ny page,
    Ka n'inon'inona zava-mitranga ,dia mahaiza mihonona
    Raha izy no lasa aza manahy fa ho avy tsy ho ela ny solony o!o!o!

  • @fridontrasolotena2722
    @fridontrasolotena2722 5 ปีที่แล้ว

    Feno ny tanananay, marina mihitsy zany e, avelao izy any rehefa tsy saro-tiavina fa ny te hiditra ary betsak

  • @luslus632
    @luslus632 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko fa tena tiko mihintsy ity hira an

  • @adrienhasinamalalasoa5924
    @adrienhasinamalalasoa5924 10 ปีที่แล้ว +1

    Feno ny tanànanay! hi3

  • @yvesmanjakatsara4661
    @yvesmanjakatsara4661 11 ปีที่แล้ว

    Ho avy tsy ho ela ny solony

  • @vaonasoloflorence8123
    @vaonasoloflorence8123 4 ปีที่แล้ว

    Tiko be ty hira ty an mankasitrak indrindra nizara

  • @TachiniRA
    @TachiniRA 11 ปีที่แล้ว

    voila ce qui arrive lorsqu'on est tres amoureux ! Pr mw c'est du pure materialisme ,il faut eviter ce genre de situationsinon...

  • @RrNatcha
    @RrNatcha 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra eee

  • @herimandimbyrandrianaivo9043
    @herimandimbyrandrianaivo9043 9 ปีที่แล้ว

    ao tsara eh!

  • @tahirymyarontsou7991
    @tahirymyarontsou7991 5 ปีที่แล้ว

    ANY TSARA ZANY MERC

  • @yvesmanjakatsara4661
    @yvesmanjakatsara4661 11 ปีที่แล้ว

    Pejy vao²

  • @Rick57500
    @Rick57500 11 ปีที่แล้ว

    .....