Namitakay ilay olontiako 💔💔💔 nagnino ty foko noratrainao 😭😭😭😭 efa izay mihintsy ve n'y toetranao namitakay 💔 SOA hiany fa ita ny toetrany fa Raha tsizay nijaly 💔💔💔💔😭😭😭😭 nagnino ty foko noratrainao. Anao ratsy fo! Niantsika roa tsianjara. Efa izay mihintsy veeeeee ............?💔💔💔💔💔💔💔😭😭😭😭. Merci dondolahy
C'est la vie.. fifankatiavand-Raolombelona... misy fetrany, samia manararaotra raha sendra olona be fitiavana, ary samy miomana amy zay hiseho..
Namitakay ilay olontiako 💔💔💔 nagnino ty foko noratrainao 😭😭😭😭 efa izay mihintsy ve n'y toetranao namitakay 💔 SOA hiany fa ita ny toetrany fa Raha tsizay nijaly 💔💔💔💔😭😭😭😭 nagnino ty foko noratrainao. Anao ratsy fo! Niantsika roa tsianjara. Efa izay mihintsy veeeeee ............?💔💔💔💔💔💔💔😭😭😭😭. Merci dondolahy
cc mpankafy avy aty chine, mbola mankafy anareo roa 2022
....efa zay mihintsy ve...😢
Hafa ihany ny vazo gasy, sady miresaka zavatra Marigny e! J'aime!
Bonjour , bonne et heureuse année 2022 .Love from Madagascar et bonne santé !
iza Mbola ao ooh 2024?
Za mbola presente.octobre 2022
efa zay mits v ny fombanao mamadika manafin io eeee? soa ian f ita ny toetrany iiiii ! napahery b ahy ty hira ty !!! merci bcp dondolah
na lahy na vavy d concerner am io daholo! zay voa manodidina
J'adore cette chanson
Anao no tiko fa namadika💔💔2022😎❤
tena tiako hira tiiii no sady tantara marina tokoa 🎵🎧🎤
Zay le vazo ts mba lany amamiana 👌
tsy mba ataoko next izany raha mbola ity hira ity
Tena mapisento tokona ahy miis ty hira ty .Merci Dondolah😢😢
😢😢😢😢😢
azalaheeee jaime ayyy
Tiako ity hira ity, mankasitrak'e !
Tiako be mitsy le hira❤❤merci bcp😍😘
Soa ihany fa....😢
❤❤❤ 2020❤❤❤
jaime , efa izay mitsy v marina,
Zay efa nahita angano be lesy ry baina ah 😂😂😂😂 norma zan ra vazo kle... le sipa koa ça va be
❤*2024 mlay
Tsar kus lu ti hir ti e....tik a....
Decembre 2022
Hafa ihany NY vazo gasy.tohizo e!
This is my favorite singer!
2021😍😍😍
Tsara be kus eh!!!tiako be!!!!
ef zay mits n akamaroan lehilah
lé sipa alo manja kely!
Kay le
tsar ka tik aaaaa!
Jakoba Elyse tiko hors izay Jakob
2024❤
7 mai 2023
tsika bandy oa raha misy toetra
Efa izay mihintsy ireny ka!
Huum j'aime😍😘
Nanino ity foko no noratranao? Efa izay mihitsy ve?
namitaka ahy hono le olo tiko efa zay mihintsy ve
Tsara be le hira❤
marna mts io hira io!!
toetrany oul tia vao mhts io ka sad ts miditra no ts mvoka @raraha io tenenilou io
le prime ihany no tena poinsa fa diso safidy le razoky ka!!!!!
nitranga t@ tantaram-pitiavako io hira io.
MAHAFINARITRA e!!!!!
tiko be!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
tsar be!mankasitrak e
j'aime 👍
j'aime,mlay be ka! fa ts rariny kosa lou lay ataonio bandy io eh
🥰🥰🥰🥰
❣️😍
mlay mits ranga
tiako be sady tsara be
misaotra eh
tens tsara kosa e!
Mlay daholo ny Hira ato aaa
J'aime euh
tsara iz zan an
tena tsara
d ahoan kou
💘💘💘💘💘💘💟💟💟💟💟💝
Manijona mits ko ty hira ty k
marina zany:)