ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Misaotra Jesosy, fa sambatra izay miankina Aminao ! Amen !
Tsara Andriamanitra ,tsara l'ay hira
❣️❣️😍😍Tompoko sy Andriamanitro
Misaotra Jesosy fa ny fahasoavanao no mahatoizao ahy, Enao lay Tia sy miandany amikoMisaotra Jesosy hoanao irery ny Voninahitra Amen🙏❤️🙏
Tsara loatra ny Andriamanitsika dia ILAY RAY mandrakizay nanome an'i JESOA KRISTY ho Tompo sy Mpamonjy , misaotra ny HOSANA koa e!
TOMPOKO SY ANDRIAMANITRO
Tena tsara ity hira ity na tonony na feony, ny arrangement koa tena bien étudié, mamelombelona fanahy, mankasitraka indrindra ary mampahery anareo amin'ny ASAFI
Misaotra Jesosy, fa sambatra izay miankina Aminao ! Amen !
Tsara Andriamanitra ,tsara l'ay hira
❣️❣️😍😍Tompoko sy Andriamanitro
Misaotra Jesosy fa ny fahasoavanao no mahatoizao ahy, Enao lay Tia sy miandany amiko
Misaotra Jesosy hoanao irery ny Voninahitra Amen🙏❤️🙏