TANTARA MALAGASY || RANOMASOM-BIRIJINY Fiz 15 [R.F.M]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Abonnez-vous à notre chaîne youtube 🙏 pour nous soutenir et activez la cloche pour ne pas manquer une de nos prochaines vidéos.
    -------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    ORJ' Officiel : / orjofficiel
    Orj' Lyrics : / orjlyrics
    Page Facebook : / orj.officiel ( Orj' Lyrics )
    ----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    ----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    N'hésitez pas à nous contacter si vous avez de quelques choses à nous dire!!
    ----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    ----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    Info: contact.orjlyrics@gmail.com
    FB: Orj' Lyrics
    ----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    ----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    #OrjLyrics #tantararfm #tantaragasy

ความคิดเห็น • 128

  • @samsungsamsung5632
    @samsungsamsung5632 ปีที่แล้ว +1

    Misotra betsaka fa tena tsara be🥰🥰❤❤❤🇲🇬

  • @cedriqueflorent4861
    @cedriqueflorent4861 3 ปีที่แล้ว

    Tena miala satroka @fahaizan'ny mpanoratra sy ny mpilalao aho. Efa in 3 ny tantara henoko nisoratan'i Atoa Simon N. ty, fa de tena afapo mihintsy, misy lesona azo tsoahina. Koa dia misaotra anareo re, de miandry ny tantara vaovao ndray eehh. ❤️❤️❤️ Toraka voninkazo ho anareo eeh

  • @jujube256
    @jujube256 3 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup ianareo fa tena manjabe ny tantara

  • @سعادمدغشقر
    @سعادمدغشقر 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitra fu tiako loatra ee andriamanitra ampitombo ni talenta zai ananare 😍😍😍🙏🙏🙏

  • @mamichouliantsou6724
    @mamichouliantsou6724 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka mankantelina fa tena nahafapo tanteraka lay tantara
    Ranomasombirijiny s'y fandrava
    Ho ela velona anie n'y Radio feno mania s'y n'y Mpanw tantara
    Mankasitraka ooooohhhh
    MIRARY n'y soa s'y n'y fahombiazana hatrany
    Magnaraka hatragny n'y tantara ❤❤❤❤❤.Merci carene kely n'y mihaino fa tena nanome aina n'y tantara
    Bisou ndry carene aaah❤❤❤❤❤

  • @rakotohasina1675
    @rakotohasina1675 4 ปีที่แล้ว +1

    merci beaucoup eeee tena tsara be le izy

  • @mrvivo5021
    @mrvivo5021 2 ปีที่แล้ว

    Misotra fa tena tiako be ty ary tena tiko koa tahiny andriamanitra ne ianareo rehetra ka hotody soa amn zay irigny mankasitra tompoko ô ❤️🙏🙏🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️ hoela velogno anie équipe ny radio felimany

  • @edwigeedwige6802
    @edwigeedwige6802 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka topoko satria nafinaritra be lai izy ary mirary tantara vao2 indrai ianikoa fa tena tikobe lai tantaranareo tena milatsakamits niranomasoko rehefa mihaino tantaranareo io ary makasika be foko lai izy de tohiso fa tsara topokooo 😍😍😍😍😍😍😍😘😘😘😘😘😘❤❤❤❤

  • @minosoarazafy5508
    @minosoarazafy5508 4 ปีที่แล้ว

    Miarahaba manokana anao Mpanoratra ty tantara Ranomasom-birjiny ty Tompok fa tena Afa.po teo am-panarahna azy hatramin.Fiz.faha.15 farany nafinaritra ny niafaràny na d tanaty safotofoto tanteraka aza d niravona ihany nohon.ny fahaizan.Ilay Ray Tsitoha ary zao no tonga @ fiteny Vahiny hoe TOUT EST BIEN QUI FINIT BIEN tena hainao namarana ny Tantara Tompoko mipao- tsatroka e!!!!!! Chapeau!!!!!!!

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 2 ปีที่แล้ว

    Tena feno fisaorana s'y fakasitrahina tompoko taminy vokatra no zarahinareo.
    Dia mbola manatena n'y fanomazanareo n'y tantara vaovao fa tena afaka andro aty France efa mihotra n'y 42 ans no tsy nandrasana n'y tantara malagasy ,izao via misotro ronono ka afaka manaraka n'y RFM ,tsy misy ezakezaka intsony merci beaucoup pour votre partage et merci encore à toutes l équipes R F Merci

  • @بتبررراايتيتير
    @بتبررراايتيتير 4 ปีที่แล้ว

    Makasitra indrindra tompoko fa tena nhfinaritra ahy loatra n tatara vokarinareo, misaotra indrindra tompoko o misy n anatra hoanizay hisiny ny fiainan toizany, isaorako daholo anareo holavandro iainana, misaotra erampo erantsaina e, faniriako zany mba ahitako anareo izany any indray andro any, fa tena mafinaritra ahy ❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @rasolofonirinalalaina1225
    @rasolofonirinalalaina1225 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Radio Feon'ny Mania😘😘😘😘Indridra fa Andriamatoa #simon Nomenjanahary... Mpilalao aby2, fa afapo tanteraka ny tenanay

  • @Marse-mb3jp
    @Marse-mb3jp 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra tompoko hoela velogno ane adre piasa ny radio taina, tsara be le tantara 😍😍😍😍😍😍❤❤❤

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara le tantara, misy hanatra sy lesona azo alaina tsara, mankasitraka be hoan'ny ireo mpilalao namelona ny tantara rehetra, chapeau 🎩🎩🎩ho mpanoratra

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka fa tena afapo tanteraka n mpihaino oo ,FANDRAVA SY RANOMASOM-BIRIJINY , ity no tena nahafapo ah tanteraka tiako tena afapo be zahay mpankafy 😍😍🇲🇬🇲🇬,🇰🇼🇰🇼.

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 4 ปีที่แล้ว +19

    Tsy haiko ny tsy hisaotra anao manokana Andrematoa: Simon Nomenjanahary ♥ @ trainkefanareo Tompoko. Hoela velogna anie ity Radio ity sy ny mpiasa rehetra ato Tompoko.

    • @elodymirill3569
      @elodymirill3569 4 ปีที่แล้ว +1

      Tena marign zain tahiny tompo @ zavatra rehetra ekipan 😍❤❤❤💕

    • @laranaivo8802
      @laranaivo8802 4 ปีที่แล้ว +2

      Mankasitraka tompoko ô!
      " FA NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA ! "

    • @miahrakotomalala1359
      @miahrakotomalala1359 4 ปีที่แล้ว

      Misaotra mankasitraka tompoko, tafita ny hafatra

  • @mimalala03
    @mimalala03 4 ปีที่แล้ว

    Fisaorana mitafotafo re tompoko no atolotro ho anareo mpilalao, mpanantontosa ary nizara. Ho tahian’ny Tompo tompoko, mankasitraka indrindra ❤️❤️💐💐👌👌👍👍👍

  • @corna8495
    @corna8495 9 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka 🇲🇬 🎧 🇰🇼

  • @annamarie5075
    @annamarie5075 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena lafatra ilay tantara , misaotra betsaka 💝🎧😊

  • @maryantoinette7181
    @maryantoinette7181 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitra anao manokana Andriamatoa fa tena mandona fo ilay tantara mirary ny soa hatrany ❤ misaotra betsaka nizara

  • @zafiarisoaiandryaugustine4897
    @zafiarisoaiandryaugustine4897 4 ปีที่แล้ว

    Makasitraka oo tena nahampo mihitsy le tantara na ny mpilalao aza tena mahay mihitsy , tena afakandro mihitsy zaho ato. Tsy atao vala ny resaka fa de makasitrake ❤❤❤🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼🇰🇼 miandry ny manaraka indray e

  • @melissaidealy7865
    @melissaidealy7865 4 ปีที่แล้ว

    Tena tsara lay tantara ; midera n'y herimponao aho Julia vehvv tsara saina sady tsara fanahy ianao zay lay oe valio soa n'y ratsy de ho menatra Izy !Nila n'y fanampinao daolo n'y olondrhtt ! Tsara feo be ianao sad mahay mi jouer b tena henjana mitoraka chapeau anw s'y reo mpilalao rhtr ! Misy lesona maro azo tsoahina @ t'y tantara t'y ary anatra ho an tsir11 avy ! Bravo b koa ho an Carène kely f tena mahay izy ! Julia syny mpanortr d mpianaka fona eo @ tantara d tena manatalenta tokoa ianareo milalao n'y Ray s'y n'y zanak vavy ! Mankasitraka hatrany anao mpanoratra d mitomboa voninahitra d mahefa b @ asa @ fanasoavn n'y tanindrazana Tompoko d ho Tahian Tompo hatrany anie zay rhtr ataonao !

    • @melissaidealy7865
      @melissaidealy7865 4 ปีที่แล้ว

      Tsara fiafara n'y tantara f tokn mbol nisy tohiny kely ! Ny famelankeloka ono no valifaty tsara indrindra ! Soa lavo hahay mamindra ary soa kenda hahay hitsako ! Manamafy n'y fankasitrahn anareo mpizara Tompoko d miandry ampifalina n'y tantara Vaovao manarak un dray ! Soavamandry daolo oo

  • @rahelinirinamariehortance8815
    @rahelinirinamariehortance8815 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko
    Fa tena afapo be mihintsy @tantara soratany Simon Nomenjanahary, tena toa otrany reny mijery film reny aho, rhf mihaino ny tantaranareo e, tena tiako Loatra raha ny tantara soratany Simon Nomenjanahary e, ary ny mpilalao Koa de tena mahay be daholo, ka tena misaotra anareo tompoko o
    Miandry ny tantara alefanareo indray oo 🇲🇬🇲🇬💞💞💞💞💞💞💞💞💞❤️

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka indrindra re tompoko tena tsarA lay Tantara miandry manarak ndray 💞💞💞💞💞💞💞💞💞💞💞💞💞💞💞🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼

  • @andrianirinadomoinarakotoa3619
    @andrianirinadomoinarakotoa3619 4 ปีที่แล้ว

    Tena menatra aho raha teo amin'ny toeran'i Rinah. Midera ny toetran'i Julia sy ny fahaizany milalao koa. 😍 Tiko be ny feony 😍❤

  • @angellahirene5938
    @angellahirene5938 4 ปีที่แล้ว

    Present de mercie e🇰🇼✌️🇲🇬💞💞💞💞

  • @rannieclaudia
    @rannieclaudia 4 ปีที่แล้ว

    Fankasitrahana lehibe no atolotra ho an'i mpanoratra sy ny mpilalao ny tantara rehetra♥️ fa tena nihaina teo ampihainona ny tanatra. Dia manantena ny aheno tantara hafa tsy ho ela indray♥️

  • @deanalone8866
    @deanalone8866 4 ปีที่แล้ว

    Tsy haiko ny tsy hisahotra anareho jiaby tompoko ❤❤❤❤❤❤❤❤gasy 🇦🇪🇦🇪

  • @robilina3384
    @robilina3384 4 ปีที่แล้ว +3

    Az sendrany zanak gouverneur hiany 🤣🤣🤣🤣.merci beaucoup 🙏🙏❤❤❤❤fa tena nafinaritr sad afapo .

  • @lydwineidarabozivao9357
    @lydwineidarabozivao9357 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka.
    Tena mankasitraka sy tena mankafy ary manohana anao am-bavaka amin'ny adidy atrehinao hanasoavana ny Tanindrazana ry Depite Simon 👍👍

  • @josetteravoniarinary4216
    @josetteravoniarinary4216 3 ปีที่แล้ว

    Salam a daholo Tompo aty @ 11milles km no misy ahy..ary faly mihaino ny tantara nosoratana.Misaotra Tompo no me Simon fa eto de misy toraka vonikazo ho an' Karene kely bravos tohizo fa tena manana traikefa sahady.mankasitraka tompoko ho tratry ny manaraka Bisous ho anareo rehetra.

  • @Francla-n4c
    @Francla-n4c 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra mitafotafo Ilay mpanoratra voalohany indrindra,
    Ary nareo rehetra mpilalao Tantara ihany koa
    Satria , nanome anay Mpihaino sy mpanarak Iny Tantara iny,
    ten hitondra fahaizana mamindra ho Ahy ,
    Satria azoko tsara ny tianareo hampita, ,,, nazahoan lesona , koa entinay mamakivaky ity lalam-piainana malama idiavintsik ity , izao Tantara nilalaovinareo izao
    😊 Toa otran hoe: mb tao aminareo ireny mihintsy aho,, mitsiky lava irery ato, tena marina eeh,😍😄😄
    Miasa aho no sady Mihaino nareo, toa otrin Second fotsiny, de vita ny asako rehetra, 😁😄 saik ts ho tsaroako mihintsy, aza kiboko noana , satria Faly nankafý loatra Tantara nareo, sy fahazanareo
    ( Misaotra akii Julia , tsara toetra sy manam-pahendren , ary fonenan'ny Fo💖 volamen loatra enao )
    De ho tahin'ny TOMPO ANDRIAMANINTSIKA sy hambininy ary arovany @ Taona rehetra ts misy farany anie, ianareo, mbamin' izay rehetra ataonareo sy kasainareo tsirairay avy any oooh
    👏 🤩🤩😘💝💝💖⚘🌼🌻💯👍

    • @mamanymayrah9301
      @mamanymayrah9301 4 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra betsaka re tompoko ooo, fa afapo tanteraka zahay mpihaino, Tahin'ANDRIAMANITRA daholo ooo 😍😍😍

  • @olivierandriamihaja8538
    @olivierandriamihaja8538 ปีที่แล้ว

    De mankasitraka be tompoko. 🎉🎉

  • @apkid3336
    @apkid3336 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa tena tsy maita tory za hieno ny farany😍😍

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว

    Tegna misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro jiaby tompoko mahafinaritra be lay tantara, latsandranomaso zaho teo ampitandregnesana azy.
    Mankasitraka tompokovavy, mankatelina tompokolahy miandry ny tantara vaovao indray merci infiniment à tous ❤❤❤❤❤❤

  • @mamanymayrah9301
    @mamanymayrah9301 4 ปีที่แล้ว +1

    Otrany ahoana aloha le Roberto (zanaky gouverneur ) fa tegna ilifasako refa mody MADAGASCAR agny zah🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤪🤪, merci bc nareo rehetra de miandry manaraka ooo🙏🙏🙏🙏

  • @slfeaslfeaa8307
    @slfeaslfeaa8307 4 ปีที่แล้ว

    Makasitra indrindra tompoko fa tena hafampo tareraka t@ tatara ,hotahin A/tra mandrakariva anie ny zavtr rehtr zay ataonareo ,ary tsihaiko ny tsy hankasitraka fa tena nafinaritra tateraka ilay tatara ,mirary h anareo rehtr panatotosa sy ny rehtra miaramiasa💝💝💝💝💝💝💝

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara e ❤❤ Afa-po izahay

  • @ginettecarolineolgatecher
    @ginettecarolineolgatecher 3 วันที่ผ่านมา

    ❤❤❤❤❤❤

  • @MariaM-pn2zw
    @MariaM-pn2zw 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitrak indrindra are rehetra tompoko satria nahaoanay lesona be tantara nare. Ahezay amindra. Tokoa. Indrindra fa dada I felany na oe mandravanana sy felagna mankasitrak indrindra tegna tsara ilay izy. Sady azahoanay fagnanaragna be. Rariko mb ahita anare2 mianaka. Androafa. Rah sitraka Andriamanitra zany. Ny ampanoratra zao aty Dubai fa zanaka maroantretra rah itanare ny message ataova zemi de mirary soa daholo otahiny Tompo ❤❤

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 ปีที่แล้ว

    Tena misaotra sy mankasitraka bdb Mr Simon Nomenjanahary fa tena hoe tsara tena tsara ity tantara RANOMASOM-BIRIJINY ity, tahian'Andriamanitra hatrany 🙏❤️😍

  • @ashleynomenjanahary694
    @ashleynomenjanahary694 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra ndrindra tompoko, tena afampo tanteraka nieno. Tena tsara châpeau be ho an'ny mpanoratra sy ny mpanatontosa rehetra. Tena miaiky fahaizanareo ny tenako, Ho ela velona daolo ow

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be mankasitraka sahady tompoko ô fa hiaino indray de misaotra betsaka ❤❤❤❤.

  • @anta1232
    @anta1232 4 ปีที่แล้ว

    Makasitsaka nareo rehetra fa de tena hafa po❤ ary mirary soa Mr Simo nomenjanahary ba hisodrotra am niabony idridra☝❤

  • @r.louisette8468
    @r.louisette8468 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara raha tsara izany tantara izany, mankasitraka ary mitomboa talenta. Je suis fière d' être Malagasy.

  • @saholydidden1313
    @saholydidden1313 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra Tompoko. Tena nahafam-po tokoa ny tantara. Mirary anareo mandrakariva ahantotosa izay kasainareo rehetra hatramin'ny farany. ❤️🇧🇪

  • @auziaauzia17
    @auziaauzia17 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ô tena nahafinaritr be lay tantara,ho tahin'Andriamanitra hatrany ianareo rehtr 🇰🇼🇲🇬🙏🙏

  • @shohelshohel7383
    @shohelshohel7383 ปีที่แล้ว

    Misotrabetsaka fa tena nahafinaritra miheno le tantara fa Tino alo hitako mahafinaritra mampimeh iz ko 😂❤❤

  • @gislainerazana8005
    @gislainerazana8005 4 ปีที่แล้ว

    💞💞❤❤❤❤ tsy hitako ntsony zay lazaiko fa tena tsara e

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 4 ปีที่แล้ว

    Carène kosa aloha tena mahay e, sady kantokanto kely, afaka mba manisy sary ve nareo mankasitraka tompoko 😍

    • @reevarev6666
      @reevarev6666 4 ปีที่แล้ว +1

      any am conte fb Simon Nomenjanahary mijery fa ao aby izy rhtr Rinah s Caren kl présenteny ao

    • @mendrikarazafi3063
      @mendrikarazafi3063 4 ปีที่แล้ว

      @@reevarev6666 misaotra ô

  • @slfeaslfeaa8307
    @slfeaslfeaa8307 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka tompoko o,ten misaotra e 😘💝

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 4 ปีที่แล้ว

    Zany anie ka tantara e! 💞💕💞💕💞💕💯

  • @maminiainarasolofo4421
    @maminiainarasolofo4421 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra fa tena nahafinaritra ilay tantara 😍👌👍d manantena tantara vao2 tsy ho ela njay tompoko o! Mankasitraka e

  • @rajaonariveloandriantahian2858
    @rajaonariveloandriantahian2858 4 ปีที่แล้ว

    Raha ny hevitro dia mba atonta printy ho lasa boky ny tantara. Vonona ny hividy aho. Misaotra Mr Simon, manana talenta tsara ianao.

  • @lyviadinahdubois6807
    @lyviadinahdubois6807 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra👌👌👌😍😍

  • @kotyjenny
    @kotyjenny 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be ny tantara ,misaotra Tompoko

  • @monisca464
    @monisca464 4 ปีที่แล้ว

    Fisaorana lehibe no atolotr'are jiaby mpilalao fa tsara no misy lesona azo iraisigni Mankasitra Topoko 🙏🙏🙏

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo oo,mirary sao anareo hatrani ♥️,ni faniriko manokana de mba te ahita sarinareo rehetra mpilalao raha mety

  • @razafindrasoaclotilde2500
    @razafindrasoaclotilde2500 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka Topoko Afapo Tanteraka ❤🥰🥰

  • @maminirinaanna3659
    @maminirinaanna3659 3 ปีที่แล้ว

    Tena mahay ianao ry Mpanoratra. Mankasitraka mankatelina e!

  • @melissaidealy7865
    @melissaidealy7865 4 ปีที่แล้ว

    Bonjour daolo Tompoko ! Mankasitraka erampo erantsaina anao hatrany Mr Simon ,ka n'y Tompo anie hanome lava andro ianana anao omban hery sy tanjaka ary fahasalmn lalandv hatrany k d mavita be @ asa sahaninao ;ndrindra ny@ asa soratra f d tena mahafapo tokoa zay tantara rhtr nosoratanao d mitomboa fahalalana mitomboa Fahasoavana hatrany Tompoko ,dia mankasitraka anareo mpizara s'y ianareo mpilalao rhtr koa f d tena manatalenta tokoa ianareo ! Vo manomboka hiaino k d mino aho f ho tsara tokoa n'y fiafaran t'y tantara t'y ! Ho ela vélona anie ny Radio Fm ! Mirary soa ho antsika rhtr d Tahian Tompo daolo ohh

  • @lindamanana7491
    @lindamanana7491 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko au miandry tantara manaraka🙏🙏 👏😘😘😘

  • @ravaoolyvia4667
    @ravaoolyvia4667 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ny mpanoratra sy ny mpilalao rehetra ary ny mpizara re tompokooo 💖🙏

  • @razafindrasoaclotilde2500
    @razafindrasoaclotilde2500 4 ปีที่แล้ว

    Andeh Iverina Hieno Fandrava Ndray zah Fa Ngoma Batsilana Sahady Ahy izany 😌😌😌

  • @chavillevely700
    @chavillevely700 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo panoratra sy pilalao atrany fa dia afapo👍

  • @leadad4776
    @leadad4776 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko fa tena tiako ny tantara anao Simon

  • @patriciaposia
    @patriciaposia 3 ปีที่แล้ว

    TENA Misaotra betsaka Meur Simon enao v no milalao le Fandrava ( rôles) tena manantaleta enao

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 4 ปีที่แล้ว

    Tegn miaik any Julia ty zah ref milalao tantar tegn tik be nareo mpilalao rehetr sy ny mpanoratr
    Bisous be fa tegn afapo kara t@ Fandrava 😘😘😘😘❤❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @hantamalalarasoanindrina6251
    @hantamalalarasoanindrina6251 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara fianarana

  • @monikamonika5293
    @monikamonika5293 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka anao panoradra tatara

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

    Tena makasitraka indrindra tompoko tena afapo tateraka izahay pihaino🙏🙏🙏🙏

  • @nayanbritanie8195
    @nayanbritanie8195 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko ❤🇲🇬🇲🇬

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara . Fa tsara ny tantara ary tena misy hanatra tsara mba hitondrana ny fiainan mba ts hanaonao fona

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 ปีที่แล้ว

    Ovina indray misy tantara mitohy ny Simon Nomenjanahary

  • @annahchris6673
    @annahchris6673 3 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra🥰🥰

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 4 ปีที่แล้ว

    Bjr daholo hafa ihany tantra nao ry Mr Simon nomenjanahary Tena feno fahendrena s'y fitiavana ary abaribarinao amin'i lay tantra hoe n'a do misy n'y disadisa de fitiavana no ampilamina s'y ampiravina izny disadisa izany Isaorana betsaka Koa nareo mpilalao rehetra
    Zny ka tantara leretsy eh

  • @yollandemaydahkayrah657
    @yollandemaydahkayrah657 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko fa tena nahafinaritra ny tantara ary misy lesona azo iraisina 😭😭😭😭😭

  • @soadeliviette5509
    @soadeliviette5509 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤❤❤🙏🙏

  • @eleonoreambrosi9238
    @eleonoreambrosi9238 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara n'y tantara taminay dia ankasitrahana koa n'y mpanoratra sy n'y mpilalao

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Bonjours aby,, Mankasitra Indrindra Tompoko 💖🇲🇬🇲🇬💖💖💖💖!

  • @GHariGhari-zp6vg
    @GHariGhari-zp6vg 4 ปีที่แล้ว

    Kay Fandrava le simmo nomenjanahary , faly mahafantatra tompoko , de mankasitraka indridra tompoko de mirary soa anw atrany izahay aty ivelany Madagascar fa tena mahafapoha tanteraka mihitsy , fa mba mangataka hoe ataovy film ity ranomasom birijiny sy i Vola fa tena ita fa mety sady mifono anatra be mihitsy

  • @norovoahangyramanabeno1768
    @norovoahangyramanabeno1768 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny simon Nomenjahary sy ireo pilalao tantara rhf fa tena tsar le tantara afapo ny pieno de miadry manaraka dray

  • @lalinarkt5368
    @lalinarkt5368 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra misaotra

  • @haingoniainavoahiranaclari9344
    @haingoniainavoahiranaclari9344 3 ปีที่แล้ว

    Misy farany vee eoo tantara ioo

  • @ماريماري-ت2ض
    @ماريماري-ت2ض 4 ปีที่แล้ว

    Merci boucoup eh

  • @vojimpirenenahaja3018
    @vojimpirenenahaja3018 4 ปีที่แล้ว

    Zay tena maka anao Simon !!!! De mb alefaso ao ny valifaty iny

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 4 ปีที่แล้ว

    Volohan misaotr ny mpanoratr
    @Simon Nomenjanahary sy mpilalao rehetr ary anaro mpandef koa isaoragn satria mahafak diagn2 ❤❤❤❤de hoela velogn atsk jiaby 🙏🙏🙏🙏

  • @mamichouliantsou6724
    @mamichouliantsou6724 4 ปีที่แล้ว

    Soa ho lavo hono hahay hamindra!!!

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko. Makasitraka tompoko

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    Bjr njai msaotra betsak 🎧❤🙋‍♀️

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko, fa ny fitiavana ve mampalasa vendrana??? Sa normal iany zany le Rinah ???

  • @raniraniranirani7423
    @raniraniranirani7423 4 ปีที่แล้ว

    Merc tena afapo tateraka miandry tatara manaraka

  • @samrasamra1208
    @samrasamra1208 4 ปีที่แล้ว

    Bnswr et bonjourné ary mankasitraka ny mpiara miasa retra2 tena hafalina ny aho refa miheno ity tantara ity mbl mangatak @ manaraka indray mino sy matok aho hoisy tantara vao2 fona ato

  • @marie-thereserasoloarimala6426
    @marie-thereserasoloarimala6426 4 ปีที่แล้ว

    Tena mahafinaritra le tantantara mahaty na ny mpanoratrz na ireo mpilalao

  • @thejianarsf9416
    @thejianarsf9416 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara ary misaotra betsaka

  • @kwtkwt9645
    @kwtkwt9645 3 ปีที่แล้ว

    Miaik mpanoratra ah marina tena misy fananarana betsaka azo alaina mankasitrakee tahiny tompo anareo rehetra

  • @fjvh4385
    @fjvh4385 4 ปีที่แล้ว

    Misaotr betsak 😍😍

  • @myriamrazafiarisoa6599
    @myriamrazafiarisoa6599 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka tena tsra be le tantara

  • @fenosoaahamed6862
    @fenosoaahamed6862 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko fa tena afampo tanteraka Tompoko o!