Fanahy Masina ô!.mp4

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น •

  • @jennylop77
    @jennylop77 4 ปีที่แล้ว

    Amen!!!
    Fanahimasina ô
    Midina ato anatiko. Avereno amin Lalana izay efa nitondranao ahy aho.
    Tiko raha fenoinao ny herinao aho amin izao fahalemeko izao.

  • @lydierajaonarison5764
    @lydierajaonarison5764 10 ปีที่แล้ว +4

    Misoatra Tompo ô, fa tena mampahery tokoa ny Fanahinao Masina

  • @tianahajajosoasethrandriam9368
    @tianahajajosoasethrandriam9368 7 ปีที่แล้ว +2

    Miverina ianao @fitiavana voalohany dia hitometra @nao ny fanahimasina izay no faniriko ho anao zay mihaino ity hira ity

  • @lalainarazafindranaivo6576
    @lalainarazafindranaivo6576 6 ปีที่แล้ว +1

    haleloia hira mahatorotoro fo

  • @jeanpaulvelontsoa9631
    @jeanpaulvelontsoa9631 4 ปีที่แล้ว

    Omeo fanay masina aho tompo

  • @bienaimedewaramjee5618
    @bienaimedewaramjee5618 10 ปีที่แล้ว +3

    fanahy masina ô

  • @jennylop77
    @jennylop77 7 ปีที่แล้ว +2

    Mahatsiaro ny sekoly alahadiko tao amin fiangonana jesosy mamonjy tao akorondrano ny fahitako lay clip.
    Maniry ny hiverina mafy amin'izany lalana nolalovako izany aho ankehitriny

    • @hanjaramananarivo438
      @hanjaramananarivo438 5 ปีที่แล้ว +1

      Tongava ao @ JESOSY MAMONJY FRANCE - AO VILLEJUIF fa miandry anao ny Tompo. Aza ela sao goa diso tara laotra. FAINGANA @ NY ANARAN'I JESOSY !