AMF 3 FLM 67 Ha - TSY HANANTAHOTRA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 ก.พ. 2022
  • "Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan'ny lanitra.
    Sambatra ianareo, raha haratsin'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.
    Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra."
    Matio 5:10-12
    Hira vaovao be atolotrin'ny AMF3 FLM 67 Ha ho anareo mba hampahery antsika rehetra amin'ny karazana ady hatrehan'ny Kristiana, Manasa anao mba hihainoa finaritra tompoko.
    Artiste : AMF 3 FLM 67 Ha
    Titre : Tsy hanantahotra
    A/C : Randrianirina Nicolas
    Arr : Naina Ivo

ความคิดเห็น •