Misaotra betsaka e...fa tena nampalahelo ny fiainan'ny Lanja 💔... Fa saika tara n'y fahafantaran'i Mamy ny marina... Tsara be ny fiainan'ny tantara...mankasitraka e 🌹 ❤
Mampihetsi-po loatra ity tantara ity ka, za avy no mitomany anefa lehilahy mahery fo izao ! Misaotra nizara, mankasitra ny mpanoratra ! Mifandraika amin'ny zava-misy mihintsy, lesona ho an'ny rehetra izao, mila jerena lafiny tsara sy lafiny ratsy ny olona akaiky anao dia avy eo ianao vao mahay manasokajy fa aza dia entin'ny fahatsorampanahy ka minia tsy mahalala ny handrin'ny sasany.
Misaotra betsaka fa tena tsara ny tantara ; mankasitraka ny mpanoratra & mpilalao fa tena tsara ny tantara 🎧 😍 ❤️ 🇲🇬🇱🇧
Mankasitraka fona tompoko tsara be afapo 🙏🏻❤️🙏🏻🥰🥰🥰🥰🌼🌼🌼
Tena tsara le tantara ka mahay le panoratra sy pilalao 🎧🙏💜💗💝💞💟😘🇲🇬🇲🇬💓❤💟💞😘🇮🇳🇮🇳
Tsara be
Misaotra betsaka e...fa tena nampalahelo ny fiainan'ny Lanja 💔... Fa saika tara n'y fahafantaran'i Mamy ny marina... Tsara be ny fiainan'ny tantara...mankasitraka e 🌹 ❤
Mankasitraka ee ❤❤
Tsara be ilay tantara
mankasitraka ee🇲🇬🎧🇰🇼
Tsara be foana ny tantara nareo fa tohizo
Tsara be misaotra eee😍😍
Misaotra betsaka nizara tsara be ilay tantara 🥰
Misaotra sy makasitra indrindra oooo 😘😘😍😍
Tena tsara Tantara fa misaotra ❤
Mplh be le tantara Mankasitrka ndrindr😘😘😘😘
Misaotra e!❤
Ny marina tsy mba maty!! Fa tara loatra. Aza ny maha- mahatra ny olona no jerena ka variana @ ajejon'ny hafa.
Mandreraka be ny mihaino anle inspeketera
Misaotra nizara fa tena tsara
Mampalahelo fa tena zavamisy io
Tsara ilay tantara fa ilay inspecteur aloha dia azo lazaina fa vendrana ihany e..Fa hita eny foana ny marina e
Tss natao tsihovita fa valiny natao manahirana ratsy saina be Nadia mamparikoriko lanja kosa volamena nahosipotaka marigny nilotogny vomaika namiratra fo
Mankasitrakoooooo
Tena tsara be lay tantara
Meric boucoup eh 💕 💝
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍
Misaotra betsaka
Tokony mba nanome seconde chance an Nadia kos Mamy eeee, mety mba hiova am zay izy.
Mankasitraka
Marina mihitsy ny hoe ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra !
Zany ka tantara 🥰🥰🥰🥰
Misaotra nizara o😍🙏🙏🙋♀️🙋♀️
Izany ka tantara ! ☺️ Misy anatra lesona azo raisina
mila vavaka foana ny fiainana
Makasitraka hatrany tompoko
Mankasitrak nizara
Otrany maheno Marimar mitomany zany za maheno an'i Lanja mitomany 😭😭
Mampihetsi-po loatra ity tantara ity ka, za avy no mitomany anefa lehilahy mahery fo izao ! Misaotra nizara, mankasitra ny mpanoratra !
Mifandraika amin'ny zava-misy mihintsy, lesona ho an'ny rehetra izao, mila jerena lafiny tsara sy lafiny ratsy ny olona akaiky anao dia avy eo ianao vao mahay manasokajy fa aza dia entin'ny fahatsorampanahy ka minia tsy mahalala ny handrin'ny sasany.
Tsy rariny kosa Eh! Misaotra eh!
Mamy no tegna tsy misaina @ tantara
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Mankasitraka tamin’ny fizarana tantara, mampalaelo Nefa feno anatra
Merci 🎂
Tsara e
Merci bcp
Tsara ka , tohina ny fo mahena azy sady mampalahelo no mahafinaritra
Tena misaotra ré an
Mankasitraka e
mba farafaha ratsiny hoe nisy caméra koa ilay tranombarotra
Mankasitrak betsaka e, ndrindra fa vanintsoa sy faly milay nareo
Tena tsar ka sady mampalavelo kanefa tsara fiafarana
Film efa nandeha
Mafy ny fijaliana nahazo an'i lanja. Tiako be ny tantara na dia nampalahelo azy
A
Mankasitraka
Tokony mba nanome seconde chance an Nadia kos Mamy eeee, mety mba hiova am zay izy.