RIP Rida . Dia izay tokoa ny fandaharan'i Tompontsika ary ekena tsotra izao. Diatsy ampy 1 volana taorian'io ve ianao dia lasa ? Mafy ny felaka fa dia ny Tompo no balisama ho an'ny ankohonanao sy ny mpankafy anao.
77taona aho izao ,sambatra mbola afaka mankafy ny tarika Railovy. Mamiko daholo ny hiranareo fa ny nampietim-po ahy indrindra ny "Alina Paris" Mankasitraka tompoko
Tsara be fa fohy ilay fotoana, manantena fa mbola hiverina eto ianareo, MERCI TV PLUS
Izay adala no toan-drainy"na izany aza ho sarotra ihany no hitovy am jéroma,Biry Mily, Masy..."la barre est très haute" Courage les enfants!
Misaotra nizara💝mampalahelo ny fahalasanan'i Rida💔
Rommy=Chef-d'Oeuvre:mozika sy feo Jéroma.Mankasitraka Biry.Mba manandrana mi-imiter feon'i Jéroma ny tenako,fa eh eh:hafa ihany J Randria.Mankahery ny taranaky Biry,Jérome Pata.Mahafinaritra eh.
RIP Rida.
Hafa mihitsy ny hira Malagasy, sady tsara tarehy, misaotra tompoko !!
RIP Rida . Dia izay tokoa ny fandaharan'i Tompontsika ary ekena tsotra izao.
Diatsy ampy 1 volana taorian'io ve ianao dia lasa ? Mafy ny felaka fa dia ny Tompo no balisama ho an'ny ankohonanao sy ny mpankafy anao.
77taona aho izao ,sambatra mbola afaka mankafy ny tarika Railovy.
Mamiko daholo ny hiranareo fa ny nampietim-po ahy indrindra ny "Alina Paris"
Mankasitraka tompoko
Tena mahay ilay zandry kely vaovao io an! Na fihetsika na fihira! Maodelin'ny tanora ankehitriny mihitsy! Tohizo fa tsara!
Romy :Bessa ny tonony sy feony, ny mihira dia Jérôme Randria
mahay mihira ranga ireo vehivavy reo a! tena we... tena we... tena we...
Lafatra ny hirain'izy roa vavy ny "Aza ela" .Mankafia.Misaotra Tompoko.
manaono
gasikara zany e!tsy hadino
Rida ... mankasitraka
Tsara é