Izahay tena mpanaraka ny fandaharana presque isan'andro rehefa misy voam-pita aty alavitra aty, efa fanamarihana efa napetrakay fona izany talohan'ny hetsika fotsy nareo ireny, tena erreur grave ireny,fa raha mba tena te hitondra vahaolana ho an'ny Malagasy nama dia izay eh, ndrao ka hiverina indray ny efa nahamaivay t@ ireny fanoherana tsy ilaina nefa dedaka ihany ny farany, mankasitraka hatrany ny fandaharana eh 🙏
Général azo aminy kolikoly feno kintana kolikoly manarapenitra io n'y kibo no ngeza efa tsy hafaka mihazakazaka kkk efa voavidy vola ka refa atao interview any andafy de tena hita fa niveau CM1 na miresaka aminy mpanao gazety française milaza fa mandroso Madagascar satria misy fiara maro ao Tananarivo Capital de bidon jaune
Izao aloha dia samy faly mitabataba manohitra daholo, ary tena tia resaka ady hevitra tsy mampandroso isika Malagasy, de samy eo daholo fa dia nahoana lotra ary eh? Tena mahagaga ! Variana eo kanefa tsy mitsinjo ny tena loza sy hiavotana amizany raha sanatria.
Miarahaba ny fanaharana kapotandroka,ny ahy oa dia mbola miteny hatrany hoe nahoana ary no variana fona manankiana an'ity Fitondrana ity ialahy isany,fa efa hita fa ho izy aloha no eo ary tsy ho afaka eo mandram-pahataperan' y mandat 5 ans, ka hono ho aho maninona raha mba efa mamelom-bolo ny ARB, sy ny kolektika no tokony ho atao nareo, mba tsy ho lany andro manohitra kanefa efa hita ny vokany
i Madagascar dia Firenena Manana ny Fahaleovan-Tenany Manana ny Fiandrianam-Pirenenany na ny Souveraineté , souverainiter Sovereignity Sovereign ! Koa Ny Filoham-Pirenena dia Tokony tsy Hiteny Frantsay mihintsy A@n'ny vahoaka Malagasy Tompoko ô ! Eny Nadia Amin'ny Firenen-kafa Aza Tompoko ô ! Mba ho Fanajana ny Fiandrianam-Pirenenana Malagasy Tompoko ô ! ireny Filoham-Pirenena A@n'ny Firenen-kafa , A@n'ny ireny Firenena Mandroso ireny Ange , ka Tsimisy Miteny A@n'ny Tenin'ny Firenen-kafa mihintsy Tompoko ô ! Fa ny Teniny no hy Tenenany Tompoko ô ! Tsy hoe tsimahay ny Tenin'ny Firenen-kafa iz'ireny akory, Fa ny Fanajaniz'izireny ny Fiandrianam-pirenena ny , Na ny Souveraineté Sovereignty any no tsy Hitenenany ny Tenin'ny Firenen-kafa Tompoko ô ! Matoa izany ny Filoham-pirenena Miteny A@n'ny Tenin'ny Firenen-kafa A@n'ny vahoaka Malagasy, Na Rehefa Miresaka An'ny Olona Aviamin'ny Firenen-kafa, sy mandeha An'ny A@n'ny Firenen-kafa izy, Kanefa titres Amin'ny Maha Filoham-Pirenena azy no Entiny, na Hitenenany , dia Tsy Manaja ny Fiandrianam-Pirenena ntsika sy ny vahoaka Malagasy Mihintsy izy izay Tompoko ô !
Aleo Mihintsy ny Américaine Hanapaka ny Fanam-piana omeny Tompoko ô, ireo Pamatsi-vola ireo ihaniko Tsara Raha Manapaka ny Famatsiany vola, Satria Nahona Satria Firenena Manan-karena tsy toko tsy forohana, Nefa ireo Arem-pirenena ireo Lasa Affaires Affaires Kapain-Tsihita fery fotsiny, Lasa Aondrana Antsokosoko ho An' Olom-bitsy fotsiny , Nefa ny Arem-pirenena dia Maha velona tsara ny Vahoka Malagasy sy ny Firenen-tsika Malagasy Tompoko ô ! izao ny Firenena Bokan-trosa, izay ho Baben'ny Taranaka faraman-dimby fotsiny, Ny Arem-pirenena very momoka a@n'ny Fanondranana Antsokasoko fotsiny ! Noho izany dia Mety Mihintsy ny Nataon'ny Américaine, Fa tena mitsinjo ny Taranaka faraman-dimby n'ny Malagasy izy mba tsy Hibabi-trosan'ny Pitondra Ankehitriny Fotsiny Tompoko ô ! Manginy fotsiny ny Fitatanana ny vola nindramina Na ny Fanam-piana omeny aviany Ivelany, Tsy Mazava Tsara ny Fomba Nandaniana Azy Tompoko ô ! Tsy efa ho Milliardaires Mihintsy vé Ny Malagasy Sasany Amin'izany Rehetra izany Tompoko ô !
Mba mahalala menatra ry be bottes 😢
Salama 👋aby isika Malagasy 🇲🇬♥️ andraso kalongany fa mbola hamaritra vala hambolena lainga 😊🤷🏾♀️ny pitondra 😮💨
Tokony atsahatsa ny recrutement militaire isika nosy tokony marins sy garde cote no hamafisina
Ny tafika sy gendarme ao Madagascar dia lasa mpanao politika ka n'y vahoaka tokony hiarovany ndray no vonoina satria efa voavidy vola aby ireo
Izahay tena mpanaraka ny fandaharana presque isan'andro rehefa misy voam-pita aty alavitra aty, efa fanamarihana efa napetrakay fona izany talohan'ny hetsika fotsy nareo ireny, tena erreur grave ireny,fa raha mba tena te hitondra vahaolana ho an'ny Malagasy nama dia izay eh, ndrao ka hiverina indray ny efa nahamaivay t@ ireny fanoherana tsy ilaina nefa dedaka ihany ny farany, mankasitraka hatrany ny fandaharana eh 🙏
Général azo aminy kolikoly feno kintana kolikoly manarapenitra io n'y kibo no ngeza efa tsy hafaka mihazakazaka kkk efa voavidy vola ka refa atao interview any andafy de tena hita fa niveau CM1 na miresaka aminy mpanao gazety française milaza fa mandroso Madagascar satria misy fiara maro ao Tananarivo Capital de bidon jaune
Izao aloha dia samy faly mitabataba manohitra daholo, ary tena tia resaka ady hevitra tsy mampandroso isika Malagasy, de samy eo daholo fa dia nahoana lotra ary eh? Tena mahagaga ! Variana eo kanefa tsy mitsinjo ny tena loza sy hiavotana amizany raha sanatria.
Miarahaba ny fanaharana kapotandroka,ny ahy oa dia mbola miteny hatrany hoe nahoana ary no variana fona manankiana an'ity Fitondrana ity ialahy isany,fa efa hita fa ho izy aloha no eo ary tsy ho afaka eo mandram-pahataperan' y mandat 5 ans, ka hono ho aho maninona raha mba efa mamelom-bolo ny ARB, sy ny kolektika no tokony ho atao nareo, mba tsy ho lany andro manohitra kanefa efa hita ny vokany
i Madagascar dia Firenena Manana ny Fahaleovan-Tenany Manana ny Fiandrianam-Pirenenany na ny Souveraineté ,
souverainiter
Sovereignity
Sovereign !
Koa Ny Filoham-Pirenena dia Tokony tsy Hiteny Frantsay mihintsy A@n'ny vahoaka Malagasy Tompoko ô !
Eny Nadia Amin'ny Firenen-kafa Aza Tompoko ô !
Mba ho Fanajana ny Fiandrianam-Pirenenana Malagasy Tompoko ô !
ireny Filoham-Pirenena A@n'ny Firenen-kafa ,
A@n'ny ireny Firenena Mandroso ireny Ange ,
ka Tsimisy Miteny A@n'ny Tenin'ny Firenen-kafa mihintsy Tompoko ô !
Fa ny Teniny no hy Tenenany Tompoko ô !
Tsy hoe tsimahay ny Tenin'ny Firenen-kafa iz'ireny akory,
Fa ny Fanajaniz'izireny ny Fiandrianam-pirenena ny ,
Na ny Souveraineté Sovereignty any no tsy Hitenenany ny Tenin'ny Firenen-kafa Tompoko ô !
Matoa izany ny Filoham-pirenena Miteny A@n'ny Tenin'ny Firenen-kafa A@n'ny vahoaka Malagasy,
Na Rehefa Miresaka An'ny Olona Aviamin'ny Firenen-kafa,
sy mandeha An'ny A@n'ny Firenen-kafa izy,
Kanefa titres Amin'ny Maha Filoham-Pirenena azy no Entiny, na Hitenenany ,
dia Tsy Manaja ny Fiandrianam-Pirenena ntsika sy ny vahoaka Malagasy Mihintsy izy izay Tompoko ô !
Ka hatao akory ❓fa tsy mahafehy ny Teny Malagasy ilay Izy 🤷🏾♀️😮💨mahereza mandrapaha….👋
Aleo Mihintsy ny Américaine Hanapaka ny Fanam-piana omeny Tompoko ô,
ireo Pamatsi-vola ireo ihaniko Tsara Raha Manapaka ny Famatsiany vola,
Satria Nahona Satria Firenena Manan-karena tsy toko tsy forohana,
Nefa ireo Arem-pirenena ireo Lasa Affaires Affaires Kapain-Tsihita fery fotsiny,
Lasa Aondrana Antsokosoko ho An' Olom-bitsy fotsiny ,
Nefa ny Arem-pirenena dia Maha velona tsara ny Vahoka Malagasy sy ny Firenen-tsika Malagasy Tompoko ô !
izao ny Firenena Bokan-trosa, izay ho Baben'ny Taranaka faraman-dimby fotsiny,
Ny Arem-pirenena very momoka a@n'ny Fanondranana Antsokasoko fotsiny !
Noho izany dia Mety Mihintsy ny Nataon'ny Américaine,
Fa tena mitsinjo ny Taranaka faraman-dimby n'ny Malagasy izy
mba tsy
Hibabi-trosan'ny Pitondra Ankehitriny Fotsiny
Tompoko ô !
Manginy fotsiny ny Fitatanana ny vola nindramina Na ny Fanam-piana omeny aviany Ivelany,
Tsy Mazava Tsara ny Fomba Nandaniana Azy Tompoko ô !
Tsy efa ho Milliardaires Mihintsy vé Ny Malagasy Sasany Amin'izany Rehetra izany Tompoko ô !