Mangataka rano (tononkira CC) - Rija Rasolondraibe (2024)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 26 เม.ย. 2024
- Jaona 4:14
fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay. - เพลง
Loza b raha sanatria tsy lasa. Tehirizo aho Ray o🙏🙏🙏
Ho Anao irery JESOSY ny voninahitra ❤❤❤❤❤❤❤ Amen 🙏☺️♥️♥️
Wow 🔥, Alleluia Alleluia
Aleloia, mba zarazarao amin'ny havana aman-tsakaiza e!
Deraina n' Andriamanitra ❤💖👌
Ny voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏 ♥
Amen amen! Ho an'Andriamanitra irery ihany. Andao zaraina amin'ny namana hafa.
Mankasitraka indrindra, fa tsara be lay hira , tsara Jesosy
Mankasitraka e! Afaka mizara ilay lien amin'ny hafa ve ianao? Tena faly be izahay raha eny.
Ho any Jesosy irery ihany ny voninahitra Amen
Amen, ho Azy irery. Zarao amin'ny hafa raha nahasoa anao.
Misaotra betsaka fa tena tsara be mihitsy
Hoany JESOSY hirery hiany ny Voninahitra ❤
Aleloia. andao zaraina amin'ny hafa e. Efa nasiana tononkira ilay izy :)
❤ Fanahy Masina : loharano tsy mety ritra .
Amen, izany mihitsy. andao zaraina amin'ny hafa.
Jesosy irery ihany no loharano tsy mety ritra ho antsika rehetra e!
Merci bcp
Tsy misy isaorana o. Manasa anao hizara amin'ny manodidina.
Gloire à Dieu tout puissant aleulleuia
Amen, notre Dieu est Tout Puissant! Nous vous invitons à partager ce chant de louange à votre entourage.
Mankasitraka zoky Rija 💃💃💃💃💃
Mba zarao amin'ny hafa namana a!
Aleloia 💃💃💃💃😇😇😇😇 mankasitraka Rija
Aleloia, Zarao amin'ny namana r'ise a!
J'aime
Mankasitraka mamy be ny hira fiderana🙏🙏🙏♥️♥️♥️🔥🔥👏👏
Aleloia. Azonao zaraina amin'ny namana e!
Mankasitraka e❤❤
Tsy misy isaorana e. Efa nasiana tononkira fa mba mangataka anao izahay hizara amin'ny hafa.
Alléluia ❤❤❤❤
Tsara laotra❤❤❤
Tsara laotra
Gloire à L’Eternel Dieu
Esaïe 55:1 Vous tous qui avez soif, venez aux eaux, Même celui qui n'a pas d'argent! Venez, achetez et mangez, Venez, achetez du vin et du lait, sans argent, sans rien payer!
Amen amen, merci de partager ce lien à votre entourage.
🔥🔥🔥❤️❤️
❤❤❤❤❤❤❤⁰