VOKA-PIFIDIANANA BEN'NY TANÀNA : VONONA HIAKATRA FITSARANA NY ANTOKO TIM
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
- VOKA-PIFIDIANANA BEN'NY TANÀNA - Amin'ity faran'ny herinandro ity no andrasana ny vokatra offisialin'ny fifidianana izay ho ben'ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra ary koa manerana an'i Madagasikara. Raha ny eto Antanananarivo renivohitra manokana dia rahampitso no hanomboka eny amin'ny "Tribunal administratif" ny fotoam-pitsarana mahakasika ny fifanolalana amin'ny raharaham-pifidianana ka ireo izay nametraka fitoriana dia afaka mitondra ireo porofo hanamafisany ny fitoriana nataony izy ireo.