Lain'J - Hajao Rehefa Tiana (Nouveauté 2018 )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ก.ย. 2024
  • Realisé par Rixlaine Pictures.Abonnez-vous sur notre chaîne pour avoir de suite les nouveautés • Lain'J - Hajao Rehefa ...
    Suivez sur Facebook www.facebook.c...

ความคิดเห็น • 33

  • @fetrarisonzaris4223
    @fetrarisonzaris4223 4 ปีที่แล้ว +2

    hajao rehefa tiana aza ampijaliana😘😘😘💖💖💖💖mankasitraka eh👏👏

  • @ranaivoharisoazaratianaodi846
    @ranaivoharisoazaratianaodi846 5 ปีที่แล้ว +1

    lasa love be amle hira aho! :) merci nareo mitsam an!

  • @laureneramamonjisoa7528
    @laureneramamonjisoa7528 3 ปีที่แล้ว +1

    PAROLES Lain'J - Hajao Rehefa Tiana
    Mitsikitsiky foana izy na marary
    Tsy fantatrao fa izy mijaly
    'Reo ditranao niafiny, nodiny tsy mahalala
    Niafina izy rehefa mitomany
    Pré-ref :
    Karakarainy ianao
    Omeny izay tianao
    Satria tiany ianao
    Na izao tontolo izao
    Tsy ho atakalony anao
    Satria tiany ianao
    Refrain : (×2)
    Hajao rehefa tiana
    Aza ampijaliana
    Sao hanenina ianao rehefa any aoriana
    Hajao izy (×3)
    Sao hanenina ianao rehefa any aoriana
    Miantso anao izy, ianao tsy mamaly
    Nodianao tsy hay, ka latsa-tomany
    Tsy ho tsapanao ny ratra pont ao
    Fa tiany ianao dia aleony ami'zao
    Pré-ref :
    Karakarainy ianao
    Omeny izay tianao
    Satria tiany ianao
    Na izao tontolo izao
    Tsy ho atakalony anao
    Satria tiany ianao
    Refrain : (×2)
    Hajao rehefa tiana
    Aza ampijaliana
    Sao hanenina ianao rehefa any aoriana
    Hajao izy (×3)
    Sao hanenina ianao rehefa any aoriana
    Refrain : (×2)
    Hajao rehefa tiana (Hajao rehefa tiana)
    Aza ampijaliana (Aza ampijaliana)
    Sao hanenina ianao rehefa any aoriana
    Hajao izy (×3)
    Sao hanenina ianao rehefa any aoriana
    Tsy hahita ohatr'azy ianao (×3)

  • @jeanmeemarie5536
    @jeanmeemarie5536 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsar foana e👍👍👍! !

  • @lainj
    @lainj  6 ปีที่แล้ว +11

    mankasitraka anareo daholo

    • @yanndelrsjr.2217
      @yanndelrsjr.2217 6 ปีที่แล้ว +1

      miandry ny vao2 ndray rangah zhay iaaaahh!!

  • @stewartjohnson9613
    @stewartjohnson9613 3 ปีที่แล้ว +1

    j'adore cet chanson

  • @oliviakhalifahanitriniaina1614
    @oliviakhalifahanitriniaina1614 4 ปีที่แล้ว

    Ts tanak tsony ranomasoko ny olotiko miezaka manadino ana 😢😢😢😢

  • @christelle.m9841
    @christelle.m9841 4 ปีที่แล้ว

    Bonjour tonton tiako be ny hira

  • @axgrunmcee1462
    @axgrunmcee1462 6 ปีที่แล้ว +1

    Wahooo!!!
    mlay zalah

  • @bibimamour6684
    @bibimamour6684 6 ปีที่แล้ว +1

    J'aime trop

  • @yanndelrsjr.2217
    @yanndelrsjr.2217 6 ปีที่แล้ว +1

    ao mintsin le hafatr ka!! tsar eeee!!

  • @tinahgungapersand332
    @tinahgungapersand332 5 ปีที่แล้ว +1

    J'adore

  • @mickayajr.77
    @mickayajr.77 5 ปีที่แล้ว

    Norma be lesy ty vazo ty!!! 👍👍👍

  • @dominiquerandrianarivelo5690
    @dominiquerandrianarivelo5690 6 ปีที่แล้ว

    Mlay lisany eee,,kifeko b!?

  • @yronestojr3447
    @yronestojr3447 6 ปีที่แล้ว

    sur rangh mlay le clip eeh

  • @ginahnavalona4007
    @ginahnavalona4007 6 ปีที่แล้ว

    mlay be wa ti hira ti..mankasitrak e

  • @njararak5543
    @njararak5543 6 ปีที่แล้ว

    makasitrak les izy mtsam a mlay B f tohizo e miandry vao2 manarak ndray zay e mlay b mlay b

  • @mamichouliantsou6724
    @mamichouliantsou6724 5 ปีที่แล้ว

    Waw tsara a

  • @universalsoldier8019
    @universalsoldier8019 5 ปีที่แล้ว +1

    💎

  • @fanirisoajeanjhonasrakoton7251
    @fanirisoajeanjhonasrakoton7251 6 ปีที่แล้ว

    retour norm be kosa a

  • @madordoriah7407
    @madordoriah7407 6 ปีที่แล้ว +1

    mlay b lets

  • @GalaxyGalaxy-jw1yw
    @GalaxyGalaxy-jw1yw 5 ปีที่แล้ว

    tsara b misaotre

  • @steexeandriam5351
    @steexeandriam5351 6 ปีที่แล้ว

    norm kosa ah

  • @brasskiffaniry5008
    @brasskiffaniry5008 6 ปีที่แล้ว

    mlay fa tohizo e

  • @herizorayesandrianoely9736
    @herizorayesandrianoely9736 6 ปีที่แล้ว

    cv aiiiii

  • @mbolatianarasoarimanana7254
    @mbolatianarasoarimanana7254 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be

  • @GalaxyGalaxy-jw1yw
    @GalaxyGalaxy-jw1yw 6 ปีที่แล้ว +1

    tsar b

  • @ndimbyjaste6125
    @ndimbyjaste6125 6 ปีที่แล้ว

    tsara e

  • @axgrunmcee1462
    @axgrunmcee1462 6 ปีที่แล้ว

    gay le!!! tong d 4k mits le resolution le clip le

  • @nambinintsoarakotoniaina637
    @nambinintsoarakotoniaina637 6 ปีที่แล้ว

    mlay e