TVM EMBONA TSELONINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Televiziona Malagasy
    Facebook: Televiziona malagasy ofisialy
    Twitter @TVMalagasy

ความคิดเห็น • 20

  • @narindra002
    @narindra002 6 ปีที่แล้ว +2

    Merci Ratsé an.Tsara kà vita ihany zany le hira country. T@zany andro zany mantsy ny tonony mbola tsy nivoaka dia manao hoe:"Andro lohantaona no nahavitan'ilay ankany kely-ko io , eny ambony avoana no mahita an' azy ery ambany ery.Fa tovolahy iray avy any country izy izay no tsy nampandry saina hatrizay.Oram-pahavaratr'iny ianao sendra mba hitako nandalo teo , kotsakotsa nangatsiaka ka voatery ianao hangata-kialoka eo.Fa tovolahy iray......"OK milay koa le izy @zao é!!!Akama fahiny.Merci Ratsé an.

  • @sahondraranaivoson9276
    @sahondraranaivoson9276 3 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra Tsielonina an! Tsy lany manja

  • @noferanatandrinambininatdi8365
    @noferanatandrinambininatdi8365 ปีที่แล้ว +3

    Zah tena resilahatra ny fihirain nty vehivavy ty aa tsiaik hoe taiza zoky raintse no nahita azy

  • @leonardrakotobenja6470
    @leonardrakotobenja6470 2 ปีที่แล้ว +1

    "TOVOLAHIN'ANKATRY"......mankasitraka e, tena ankafiziko

  • @rotaroija
    @rotaroija 10 หลายเดือนก่อน +1

    ity vehivavy ity moa ilay mihira an'ilay hira hoe "noho ianao" iny (Vihy - Carol)

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 2 ปีที่แล้ว +1

    NGiabe Tselonina makasitraka hatrany tompoko

  • @mimamaiksmika3853
    @mimamaiksmika3853 2 หลายเดือนก่อน

    iza no anaran ilay vehivavy zfd ze mahay

  • @lesmerveillesdemitia7863
    @lesmerveillesdemitia7863 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitrak'eh!

  • @herinionyfaneva3288
    @herinionyfaneva3288 3 ปีที่แล้ว +1

    Ary iza hoaaaa le mpihira vehivavy miraka @ tselonina io eeeeeeee,

  • @ainasoarado6093
    @ainasoarado6093 6 ปีที่แล้ว

    Samy faly e
    Zoky be rain'ny Rock Malagasy .

  • @carinarabearison7344
    @carinarabearison7344 5 ปีที่แล้ว +2

    iza kay ny anaran'io vehivavy miara mihira am Tselonina io fa tena tiko be?

    • @ralytovo6969
      @ralytovo6969 4 ปีที่แล้ว +1

      Vihy no fiantsoana azy

  • @landryranarivelo4101
    @landryranarivelo4101 4 ปีที่แล้ว +1

    Zany Zoky Tse mankasitra eeee

  • @MegaDrala
    @MegaDrala 3 ปีที่แล้ว +1

    Tehaka be.

  • @randriantsoasammael380
    @randriantsoasammael380 5 ปีที่แล้ว +1

    ny tonony tsilavina ralaindimdy e

  • @fanoujrabesa3154
    @fanoujrabesa3154 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka ingahibe a

  • @jocelynrandria1128
    @jocelynrandria1128 5 ปีที่แล้ว +1

    Sura é !!

  • @randriantsoasammael380
    @randriantsoasammael380 5 ปีที่แล้ว +2

    misaotra an i zoky be tse sy vihy tam le hira rangahy a