ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Tena tsara be le répartition nanaovanareo any le izy vocalement. Adapté be @ feo ny tsirairay. Tsara ❤
The best of the best and favorite artiste in my generation ,Big up forever Tempo gaigy
Wow merci tempo gaigy. Ity hira nareo Tena tiako indrindra❤.
5em a tam zan avern kople n artist e mlay tempo talou
Raha Mbola Téo les ialah riana de niara nigoga an'ty vazo Ty! Souvenir bé 25ans déjà !
misy vazo mitovitovy amzany amle K7 maintsomaintso tamzany iny...tao am super music izy tamzany
Mlay be eh...clin d'œil pour Rina,René sy Hervé...😊
Tena mahatsiaro an'ilay adolescence. Misento mihintsy raha vao maheno an'ilay hira. Fahatsiarovana mamy be.
Tiiikoo!!!! nanangona gouter miints ah nividianana K7 tamin zany!!! Ny fahazazako ♥♥♥♥♥♥♥♥♥♥♥
Merci, je vous adore , je kiffe tellement cette chanson
Mampahatsiaro ny bmx an'i faniry t@ izany fotoana izany, kopy laisany fa souvenir bdb no ao ambadik'izay vazo izay. Milay! 👍
Izahay moa dia mpilalao baby foot teo @ madame Therese
Hafa ihany les zany vazo zany a,premier comes,mankafy foana les zalah d tohizo foana a..
Tiko izi ndr1ndr1 ❤❤
❤mbol tadidy k7 no niainoko an zan!tsara b 2023 mbol mankafy
Milay eh! Mba fangatahana raha azo atao ,ilay " nofy tsy tanteraka " izao tena mba tiako averinareo hiraina amin'izao ,milay foana eh!
Ca rappelle bcp de souvenir 😉😉
Je confirme 😊
💞👊
ao tsara zala a,sao dia averina daholo le album fahiny zala
❤❤
Tempo gaigy rehetra mintsy
Fazazana misaotra anlaisany 🙏🏾
Mba avereno daholo zalah ilay hira fahiny e. Merci.
Mba asio an'le "Hatraiza no fetra", "Paradisa anaty aizina"...
milay ilay vazo.
Milay fona e
Nankafy mafy mits t@zan, 2001...
Merci ranga a
Tiko ranga ty vazo ty a atsiarovako bandy akama efa lasa nialo lalana
❤❤❤
❤️❤️❤️
Tena tsara be le répartition nanaovanareo any le izy vocalement. Adapté be @ feo ny tsirairay. Tsara ❤
The best of the best and favorite artiste in my generation ,
Big up forever Tempo gaigy