TONONKIRA FANOLORANTENA. 🙏😇🙏 Nohezahiko narahina ilay hira dia nadikako ny tonony mba ho hitan'ny rehetra, fa na izaho aza tsy mbola mahay tsianjery ilay tononkira dia izao no mba hanarahana azy.. . Ialana tsiny sahady raha sendra misy diso na latsaka fa sady mihaino no manoratra azy aho 😊😊😊. Jesoa o, Ry Zokiko Malala o, Fantatro ny fitiavanao ahy Na dia ratsy sy mpanota aza Dia nalatsakao ny Rànao ho ahy Jesoa o, ankehitriny izao Indro aho manantona Anao O, mba raisonao Mpamonjy tia Vonona hanao izay sitrakao. Eo anaty ranon'ny batisa Indro efa hirosoako izao Mariky ny fanolorantena Lalan'izay efa nandehananao Ho voalatsa na hoesoina aza Tsy ahoako izany Tompo o, Koa mba raiso aho, Jesoa Malala o Fa maniry hanaradia Anao. Ireo didy folo izay nomena Masina , filamatra tokoa Ho tandremako amim-pahendrena Ho voarakitra hitoetra ao am-po Ilay andronao tsy azo hafindra Lay sabata nitsaharanao No asandratro ambony indrindra Mba ho fantatr'izao tontolo izao.
misaotra anareo fa tena efa ela be izaho no nitady ity hira ity fa ankehitriny dia itako ihany ilay izy tsaroako mantsy le 12 May 2007 tamin'ny Batisa .
Miarahaba Tompoko , aty france aho no naheno io hira io voalohany , tena mankasitra anareo , de mba mangataka ny ahazo ny hira vaovao indray ato @ youtube , misaotra indrindra
Eo anatin ny ranon' ny batisa ... mariky ny fanoloran-tena, lalana izay efa nandehananao [Jeso]. Amen!
TONONKIRA FANOLORANTENA. 🙏😇🙏
Nohezahiko narahina ilay hira dia nadikako ny tonony mba ho hitan'ny rehetra, fa na izaho aza tsy mbola mahay tsianjery ilay tononkira dia izao no mba hanarahana azy.. . Ialana tsiny sahady raha sendra misy diso na latsaka fa sady mihaino no manoratra azy aho 😊😊😊.
Jesoa o, Ry Zokiko Malala o,
Fantatro ny fitiavanao ahy
Na dia ratsy sy mpanota aza
Dia nalatsakao ny Rànao ho ahy
Jesoa o, ankehitriny izao
Indro aho manantona Anao
O, mba raisonao Mpamonjy tia
Vonona hanao izay sitrakao.
Eo anaty ranon'ny batisa
Indro efa hirosoako izao
Mariky ny fanolorantena
Lalan'izay efa nandehananao
Ho voalatsa na hoesoina aza
Tsy ahoako izany Tompo o,
Koa mba raiso aho, Jesoa Malala o
Fa maniry hanaradia Anao.
Ireo didy folo izay nomena
Masina , filamatra tokoa
Ho tandremako amim-pahendrena
Ho voarakitra hitoetra ao am-po
Ilay andronao tsy azo hafindra
Lay sabata nitsaharanao
No asandratro ambony indrindra
Mba ho fantatr'izao tontolo izao.
Misaotra betsaka fa tena mampahery. Andriamanitra anie hamaly soa anareo, amen!
tsy misy fisaorana! ho anareo ihany koa anie ny fitahiana avy any amin'ilay Tompo be fitiavana e!
+Hira Advantista Misaotra betsaka@hira fa mampahery
+Hira Advantista Misaotra betsaka@hira fa mampahery
TIAKO.MAMIKO.KANTO-KO😍😍😍TSARA B.MANKASITRAKA GROUPE LALAO
Makasitraka anao ,tena mahazo Hery
Tsara Be Misaotra Raiso izahay Jesosy fa efa vonona hanao ny sitrakao sy ny hanara-dia anao
Misaotra anao izahay Ry Ray Andriamanitra Iray Tsitoha
Tiako daholo ny hiranareo ry Lalao ann..( aty France tsy manadino)
Tiko beo hira 🙏😢😢😢
HARILANTO tena niaraka tamin'ny Feony nanakaiky an'i Jesosy ny Fanahiko. Misaotra azy.
misaotra anareo fa tena efa ela be izaho no nitady ity hira ity fa ankehitriny dia itako ihany ilay izy tsaroako mantsy le 12 May 2007 tamin'ny Batisa .
Amen!!!
❤
Miarahaba Tompoko , aty france aho no naheno io hira io voalohany , tena mankasitra anareo , de mba mangataka ny ahazo ny hira vaovao indray ato @ youtube , misaotra indrindra
Mazava be ny hafatra. Mibebaka, mino, Batisa, didy 10, Sabata. Deraina ny Tompo
Mankasitraka anareo e!