ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Le instru kosa rana manao be!!!! tena soa ka!!! ty ro nahazo artiste de l'année tam tsika Fianara ao ngamba.
tena tiako, tsa makaleo mihitsy!
Bandin'ny Tanambao!!!Maha magnina leka!!
Merci Ra-havana,.. Mlay be ny son, clip pro, chore ao tsara, ny hira origonal tsar, ,,chapeau....toizo de aza miala amin ny maha anao anao
tena marina
vary manara @ ravi-pisooo😀tsara kosa kaa!!!!
misaotsa robaaa!!!
SAVIKA!⛹🏾♂️🐂🏝🇲🇬🏟🥤💎📻🎶
Certified hood classic
MAMPANDEFA RIVOTSA ny VARY MAGNARA @ TSARAMASO ooooo.......
tena tsara doly : ny hira , ny musique , ny arrangement , ny danseurs sy danseuses , merci merci!
Tsara kosa kifffffffff zalah...
Ra Nathanael le, mpihira malaza,mlay eeh
Ity no anisan'ny lasa indrindra amin'ity Réveillon ity, mirary soa ho anareo
ia ko mieritreritra anizany
hahaha! manala leka agnareo zao!soa e! de te hinana sosoa sahad aho vo kehinareo!
milay rahavanaaaaaaaaa, Tohizo fonaaaaaa
Mlay be letsy raHavana a. Asio hafa koa fa agnay mankafy hatrany e
Tiako arô mahamanigna diehe re!!!
félicitation zandry ! de awona koa ny magnaraka , Mangenakena no lohateny fa tsy an-dakozia , hi,hi
Mangenakenaka
milay,tena malagasy tsara,mety handihizana
kay ve ra niova ty clip ty e...mba atwv ato koa moa le taloha igny e...merci fa mafnaritr e
Tsara be, tohizo lekaa a
Alefaso leka zafy laoka aaaah
ao soa raona ny vary manara @ tsaramaso!!!!
❤❤❤❤❤❤
eka lekaaaaaa!!! :)
tsara b,mankasitrak eh
Tiako be lay fitondranareo ny refrain an'ity hira 'ty.çava be ka merci ee.
makasitrak ny fanahoana ny kolotsaina betsileo
Tadidiko nisy adala mpandalo teo aminay izay mitondra mandoline de mihira mangenakenaka, de naraikitranay hoe i Mangenakenaka no anarany.
Matsiro.!
Ao an-dakozia ihany no ady eoMihinana Finaritra FoanaTsy mifidy sakafo🌾🐷🐮🐠🍊
M'saotsa rakandria!
Sioraaa
tena soa leka a, miandry n manaraka e, aza manova ritme fa afaka be a
😍❤️
Sur mits eh, Milay eh
Milay ty hira ty 🤌🤩
mlay beuh eee
Soa lekaaa
mer6!!!
Manetiketika
Jerojosalem
Hira efa tany @taona 90 tany ho any raha tsy diso aho. Nohavaozindry zalahy ireto sa hoe ahoana?Tsara ka
tena marina , mangenakenake du Groupe Salazana!
tsara rangah a! fa nlatsaka avy dia tiako
Ebahh
Ajojoka
misaotra liaka a!
mlay deba aaa
Tiako loatra
mlay rangah ty hira ty a.mankasitraka lek a
Soa be
sody misy manana paroles achafady
Tohizo hatrany fa @nao le iz d trandraho...
Soa re zay
teateako
Misaotr
Le instru kosa rana manao be!!!! tena soa ka!!! ty ro nahazo artiste de l'année tam tsika Fianara ao ngamba.
tena tiako, tsa makaleo mihitsy!
Bandin'ny Tanambao!!!Maha magnina leka!!
Merci Ra-havana,.. Mlay be ny son, clip pro, chore ao tsara, ny hira origonal tsar, ,,chapeau....toizo de aza miala amin ny maha anao anao
tena marina
vary manara @ ravi-pisooo😀
tsara kosa kaa!!!!
misaotsa robaaa!!!
SAVIKA!
⛹🏾♂️🐂🏝🇲🇬🏟🥤💎📻🎶
Certified hood classic
MAMPANDEFA RIVOTSA ny VARY MAGNARA @ TSARAMASO ooooo.......
tena tsara doly : ny hira , ny musique , ny arrangement , ny danseurs sy danseuses , merci merci!
Tsara kosa kifffffffff zalah...
Ra Nathanael le, mpihira malaza,
mlay eeh
Ity no anisan'ny lasa indrindra amin'ity Réveillon ity, mirary soa ho anareo
ia ko mieritreritra anizany
hahaha! manala leka agnareo zao!
soa e! de te hinana sosoa sahad aho vo kehinareo!
milay rahavanaaaaaaaaa, Tohizo fonaaaaaa
Mlay be letsy raHavana a. Asio hafa koa fa agnay mankafy hatrany e
Tiako arô mahamanigna diehe re!!!
félicitation zandry ! de awona koa ny magnaraka , Mangenakena no lohateny fa tsy an-dakozia , hi,hi
Mangenakenaka
milay,tena malagasy tsara,mety handihizana
kay ve ra niova ty clip ty e...mba atwv ato koa moa le taloha igny e...merci fa mafnaritr e
Tsara be, tohizo lekaa a
Alefaso leka zafy laoka aaaah
ao soa raona ny vary manara @ tsaramaso!!!!
❤❤❤❤❤❤
eka lekaaaaaa!!! :)
tsara b,mankasitrak eh
Tiako be lay fitondranareo ny refrain an'ity hira 'ty.çava be ka merci ee.
makasitrak ny fanahoana ny kolotsaina betsileo
Tadidiko nisy adala mpandalo teo aminay izay mitondra mandoline de mihira mangenakenaka, de naraikitranay hoe i Mangenakenaka no anarany.
Matsiro.!
Ao an-dakozia ihany no ady eo
Mihinana Finaritra Foana
Tsy mifidy sakafo
🌾🐷🐮🐠🍊