Tena mahafinaritra re Reto hira slow reto Courage vs êtes sublime merci à tout les artististes malagasy Tena faly ahonaheno izy mahatsiaro n'y fahazazana tao majunga
Letie! Wow! Great! Tena misaotra betsaka nanao sy nandefa io Kaiamba io kle! Thanks so much these songs to play in youtube! I remember my best time as young guy! Merci bcp d'avoir envoyé les chansons Kaiamba! Respect man! Sûr eh! Daphné Tantely
"hira atolotry VÔNN ho an'i RAGAGA" eo @ pôpy vaky hono izy miandry anao!!!!! (sôvaly dé bouà) réseau social tam'zany 😂😂😂😂 Merci, ça donne envie de tout plaquer, aller... Je fais ma valise😭je t'adore MM.la preuve, je m'abooooooonne
Ny taloha no tena kanto e! raha mba mipoitra eto koa "lasa an'iaho" an'i Prince Loukassa izay tena tsy heno sy tsy mety hita intsony, tena tsara. Ny toy itony no ahafahana mitahiry ny kolontsaina malagasy fahiny.
I like the hymn of free people the Kaiamba: "Simplicity is a gift and love is a gift, and a gift is to find oneself in the land of love and delight", that's how it is , to the Kaiamba rhythm.
Mampitehody , aty lavitra ny tanindrazana, matsiaro ireo havana sy namana , indrindra i Maman , tsy digniko arô , tsy digniko ny tsy ahita anao , matsiaro ny fahazazana.
Ndriiiiii ,hahatsiarovana ny tany Dago fahiny ,afaka bac dia nanao SN ,tany ambanivolo lavitra tanan dehibe ,izahay no nalefa ,eo anelanelan'vVavatenina sy Ambatondrazaka ,efa dahy sy enina vavy izahay no tao amin'ilay tanàna ,mifankatia tsy satry hoa dia mitomany matetika ny sipa rehfa hariva ,izany ny hoe niara nigoka ny mamy ary niara nitondra ny mangidy .
Kaiamba is a legend, young generation should test the beauty of those song written by this legend
Mampatsiaro n'y fahazazana zani hira izani nohenohini Mamanay fona 😢😍😍😍 mankasitraka tompok ☺️
Tena mahafinaritra re
Reto hira slow reto
Courage vs êtes sublime merci à tout les artististes malagasy
Tena faly ahonaheno izy mahatsiaro n'y fahazazana tao majunga
Merci bcp je suis redevenue 18 ans 💔👍oh la la le bon vieux temps
Mankasitraka oh! Tena soa 🥰🥰🥰
Merciiiiii bcp Maestro ,mampitsaratsara mitandregny la musique jiaby ê.
Merciiiiii 👍🏼🤗🤗
Mahajerijery ai... mankasitraka eee
Ouaouh tena mahafinaritra tokoa ny malagasigasy eh
Tena tsy totan'ny ela mintsy ❤
Zay hira maro tiako ay merci nizara
Tsy mankaleo. Misaotra mizara :-)
Ndriii tamin ny fatanorany dada sy mama hafa ihany kalony fahiny eh!!! 😘😘😘😢😢😢👍👍
Les chansons des années 1980 de Madagascar
Merci et vive Mananjary
Letie! Wow! Great!
Tena misaotra betsaka nanao sy nandefa io Kaiamba io kle!
Thanks so much these songs to play in youtube!
I remember my best time as young guy!
Merci bcp d'avoir envoyé les chansons Kaiamba!
Respect man!
Sûr eh!
Daphné Tantely
tsy tontan ny ela manja e!!!!!! misaotra nanokana an ireo hira ireo !!!!!!!MANJA NY GASY !!!!!!!!
2021... iza mbola mihaino ???
Tsy mety lefy 🎼🎧
Mankasitraka ô !!! ❤ 🇲🇬
2022 izao, zaho ato💕
2022 za mbola ato 😍❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
2023 mbola mihaino fona
Mes chansons préférées ❤❤❤
Nizara, fa te n'a feno souvenir
a chaque fois que j'écoute ces chansons, j'ai les larmes aux yeux. Eh, mahatsiaro e
Misaotra aminareo zay nizara fa mapahatsiaro ny tany niaviagna ❤❤
Tsara anie izany e!
Merci beaucoup fa lay kaiamba tsara ndrindra no sady tsisy pub .Makasutraka
Nostalgique edy e🥺❤
Tsara e. Mankasitraka 😘
Tiko jiaby hira tato ty, fahatsiarovana ny taloha 😍👍👍😍❤️
Tô! 14ans, 1979. Quatrième 3 au CEG Square Poincaré à l'époque . Une année buissonnière. C'était très dur le départ pour Paris.
Merci à vous .
Mahajerijery an-tany lavitra aty ei😘
Tsy tahotra, tsy hegnatra ,🎶de sahinao marô ny nandalo tagnatrehako,🎶 nisakambina 🎤🎶ilay olon'igny marô... ino loatra gny ratsy nataoko marô ô ô?no de navitanao ratsy karahanizao ??? 🎵 Agny my Mananjary zay, mionona aho fa confinement. Sambe tsara aby arô.
Eka ro..manjary my
Tsara daholo, mankasitraka e
Ndriiii hirako taminy mbola Kelly mahatsiharo ny raha Zaza 🥰❤
Mbola tiana e😚😚
2020 Ts fah zah mints ira reto fa de tena tiko miaino anaz afa yan ny ira taloha zan marina❤❤❤❤
Very nice !!!
Atsiarovana ny fahatanorana tokoa izany hafa iany ny tonokira taloha miaraka ! Mozika kaiamba
Mahatsiaro tany fihaviana eky zaho zegny.Lavitra ny havana..En tout cas,merci !
Tiko be fona ny kaiamba
Bonne e!
Tiko be hira kaimba na de tafarafara tegna vo naheno aze MERCI BEAUCOUP
hafa ihany kaiamba!!! hafa ihany tamatave !!! mahatsiaro ny taloha!!! merci DJ MAESTRO MARCELO
Merci bcp ca fait penser aux moments inoubliables ❤❤❤❤
Merci !!hafa Ian zalah zan kaiamba tena izy zan.
Merci havakoh DJ MAESTRO MARCELO TSARA BE ILAY HIRA 😍😍JE KIFFE
misaotreeeeee
"hira atolotry VÔNN ho an'i RAGAGA" eo @ pôpy vaky hono izy miandry anao!!!!! (sôvaly dé bouà) réseau social tam'zany 😂😂😂😂
Merci, ça donne envie de tout plaquer, aller... Je fais ma valise😭je t'adore MM.la preuve, je m'abooooooonne
Kkkk. Vonn amin'io mibitabitaka ery, sady misy ilay, ao anatiny tononkira no misy hafatra. Tiako e.
T@'ny keremesy 😁 sady tena fitiavana taloha .
😆
Papako ohhhhh😢😢😢😢😢
Ny taloha no tena kanto e! raha mba mipoitra eto koa "lasa an'iaho" an'i Prince Loukassa izay tena tsy heno sy tsy mety hita intsony, tena tsara. Ny toy itony no ahafahana mitahiry ny kolontsaina malagasy fahiny.
Tena ahatsiarovana ny taloha sady tsara n'a ny tononkira
ouais tsara le hira
Tsiatakalko tany ndrazako
Hira tsy lefy laza daholy ny ato. Tam zaigny antegna Teen Ager 😄.
MERCI BEAUCOUP
Merci beaucoup pour votre retour
Da manimanina zanyy
Ny zokiko any ambanin'ny rangolahy no tsaroako rehefa mihaino ny hira fahiny aho indrindra fa ny hira kaiamba. Tsara ny hira
Mitovy atsika
misaotra e! chapeau frere e! tohizo notre dj
Tsi lani tsirony👍👍👍👍👍👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌
Wow my favorite music,thank you Maestro Marcelo.
C est toujours un plaisir d'écouter 🥰😍merci
merci beaucoup manina vadiko tenako miheno zany hira zany mahangoma merci kaiamba
I like the hymn of free people the Kaiamba: "Simplicity is a gift and love is a gift, and a gift is to find oneself in the land of love and delight", that's how it is , to the Kaiamba rhythm.
Mampitehody , aty lavitra ny tanindrazana, matsiaro ireo havana sy namana , indrindra i Maman , tsy digniko arô , tsy digniko ny tsy ahita anao , matsiaro ny fahazazana.
😥😥😥😥😥😥😥.Mada me manque trop
Divin
Mahatsiaro ny fahatanorako zao zany, tamin'izaho classe de 3ème tany Mananjary. Merci bcp DJ Marcelo !
Hajasoa RAHAROMISA : Mankasitraka
Hajasoa RAHAROMI
Mety e,misaotra indrindra tompoko.
J'♥ Madagascar....Merci Maestro M.
mety mbola hisy mahavita ve zany mozika izany
Tsy lany hamamiana zalaha hira ty e🙆♂️mankasitraka e🙋♂️
Merci bcp ❤ ❤ 👍 👍 👍
Merci fa za nitady mafy an'ilay "sarotim-piainana" hiran'i JF tena tiako indrindra, misaotra nizara e
kaiamba tena izi!!! af ian ni taloe
Mankasitraka eee!!!!! tiko beu!!!
Ngoma ny sakaizako zaho zan ..marary ny mifaanalavitra..merci Dj
Merçie Maestro Marcelo
Misaotra fa tena tsara lay hira hafa ihany lay taloha 2019 zao mbola mihaino tsara zah
Tena tiko e ❤ maha ngoma merci !!
Hatsiarovana ny disce friperie t @ cheval du bois fahiny e!misaotranao nizara sady mampahtsiahy ny fahiny,kanto loatra e!
Mankasitraka tena hafa ihany aloha
Mapahatsiahy ny lasa e mankasitraka @ ke kaiamba
Tena mampatsiaro any gasikara mihintsy é. Mankasitraka ô
merci Maestro Marcelo ! tsara tandrihaisagna au bureau ...milamigny asa nety :-)
Misy talenta gasy @hira
Magnifique
Eeeh mapatsiaro ny fahiny
MERCI DJ MARCELO
Roméo SUN WAH : Mankasitra
TIKO LOATRA FA MISAOTRA TOMPOKO! MANALA NY SORISORY REHETRA.
Afa hiany le hira taloha ts mety lany manja merci
Merci beaucoup
Mahajerijery aby rô
Tiko anao gasikarako tsisy hoatra anao❤❤❤❤❤❤❤
very nice music
Fahazazako tany Soanera Ivongo, Mampatsiaro mafy an'i Dada.
Tena Hafa migna taloha azalahy e !
Merci!!
Tiko loatra ireo hira ireo. Mampatsiahy ny fahazazana tany Toamasina
merci bcp
Arô e ! Tananako Tamatave,cité Beryl Rose
Merci eh ❤️❤️😘😘😘
Misaotra e hafa ihany ny kaiamba
Milay le kaiambe
Misaotra indrindra e. Mampitambolona ny fahatanorana indray.
.evengeluc.fjkm
Afa ihany ny kaiamba
❤️❤️❤️🇲🇬🇲🇬
Ndriiiiii ,hahatsiarovana ny tany Dago fahiny ,afaka bac dia nanao SN ,tany ambanivolo lavitra tanan dehibe ,izahay no nalefa ,eo anelanelan'vVavatenina sy Ambatondrazaka ,efa dahy sy enina vavy izahay no tao amin'ilay tanàna ,mifankatia tsy satry hoa dia mitomany matetika ny sipa rehfa hariva ,izany ny hoe niara nigoka ny mamy ary niara nitondra ny mangidy .
Sn...mahitsy..
ahatsiarovako n zokivaviko lay Rija oelijaona
Merci beaucoup eee
Q++Q
afaihany Kaiamba e
Madagascar ❤
Isaoragna anao ehh afapo
😢😢😢😢😢😢😢😢
Iza kay mihira le n2
Olivia, le n2 Dorlys $ Zozo= sipa voadona.
Shereen Madgashqar diso ka🤗🤔
Zany, ts aik fa zay no hitako misoratra eo.