FIHAVANANA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ก.ย. 2024
  • Ry tanindrazanay malala o, ry Madagasikara
    Ny fitiavanay tsy miala ho anao ......
    Fa nahoana isika malagasy mbola manaonao foana
    Tsy manaja izay teny nomeny fa vao maika mifanimba
    Aiza ilay firaisankina? fitiavan-tanindrazana?
    tsy aleo ve nangina? fa vao maika mifamono
    Fihavanana no vazavazaina nefa aiza izao isika
    iza indray izao no hitaraina? fa vao maika mahantra
    Fihavanana no dradradraina nefa aiza izao isika
    iza indray izao no hitaraina? fa vao maika mahantra
    Fitiavantena no manjaka, fihatsaram-belatsihy
    an'ny vahiny ny laka fa isika vao maika mifanimby
    Ny harena an'ny vitsy an'isa, tsy te hizara
    Fifankatiavana tsy misy fa vao maika mifamono!!!!!

ความคิดเห็น • 6

  • @miarylemi8742
    @miarylemi8742 9 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra e!misaotra d tohizo f Tzara zokibe a😃

  • @mavesatravolo
    @mavesatravolo 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka foane voapita hafatra

  • @r.andryjeanmichel6850
    @r.andryjeanmichel6850 ปีที่แล้ว

    milay

  • @Bootakill
    @Bootakill 14 ปีที่แล้ว

    Manja ka !!! de la bonne bass !!
    A quand le concert sur Paris ??? previens moi !!!!!!!!!!!!
    From BOOTAKILL to France

  • @Hajaina
    @Hajaina 12 ปีที่แล้ว

    Forgiveness is the solution of the Malagasy crisis

  • @rijasam220
    @rijasam220 11 ปีที่แล้ว

    fa iza moa no hi-forgive an'iza? raha tsy misy manindry fo, tsy tafa :/