ความคิดเห็น •

  • @rojonionyfanambinantsoa810
    @rojonionyfanambinantsoa810 3 ปีที่แล้ว +1

    TENA tiko be ty hira ty,tena mampahery ahy tokoa, tena tsapako fa tsy manary ny Tompo. Misaotra Tompo o,Amen

  • @salomeeravomanana9246
    @salomeeravomanana9246 4 ปีที่แล้ว

    Bisous de Lyon Hantatiana. Tena mba nankafy anao za de mirary soa an ise. Tahin Tompo

  • @dadjcs2133
    @dadjcs2133 5 ปีที่แล้ว +3

    Hantatiana Ramamonjy, arak'izany dia tena marina ny teninao hoeHitondra hira famonjena.
    Hoy ny hiranao hoe: Fa ny hirako mandaitra hatrao am-po, hitondra hafaliana isam-baravarana, hitety vohitra ...satria HIDERAKO an'ANDRIAMANITRA.
    Merci dia mahereza hgatrany amin'ny Fiderana sady mba hampahery any ihany koa

  • @jeannefanomezantsoa5961
    @jeannefanomezantsoa5961 3 ปีที่แล้ว

    Makasitraka anao hantatiana fa tena
    Mitondra fampaherezana be le hira

  • @rasoa82
    @rasoa82 2 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏

  • @francianamahavalisoa4729
    @francianamahavalisoa4729 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be le hira sady mampahery, Tompo anie homba anao s'y ny fianakaviavanao mandrakariva

  • @RoFANIPPAA
    @RoFANIPPAA 5 ปีที่แล้ว

    Waouh mahafinaritra Hantatiana

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy 5 ปีที่แล้ว

    Tahiny Jesosy nji

  • @samonmofo7632
    @samonmofo7632 4 ปีที่แล้ว

    MAKASITRAKA ANAO TOMPO TAHINY TOMPO MAFINARITRA BE IANAO

  • @joseehenrietteravaonirina1204
    @joseehenrietteravaonirina1204 5 ปีที่แล้ว

    Tahin'ny Tompo e

  • @RobertoRAJAOFETRAANDRIANAINA
    @RobertoRAJAOFETRAANDRIANAINA 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka koa o

  • @rajaonarisonloic5367
    @rajaonarisonloic5367 4 ปีที่แล้ว

    tiako be