Fitia tsy mba kilalao nomeko anao Tsy nasiako fetra fa nafoiko ho anao Aza manahy intsony fa efa anao manontolo Raha fitia no resaka dia tsisy ohatranao Sahiko eto ny milaeza fa tia anao aho Lasanao avokoa ny amiko manontolo Maro ireo fitsapana nisy, non non non Fa tsy nampiova ilay fitia efa vita voady Raiso ny tanako, araho ny diako Ka na mafy aza ny ady eto an-tany Vonona aho ny hiatrik’izany Za anie malalako, mila anao ny fiainako Na ho ahy ary izao rehetra izao Dia tsy ilaiko raha hoe tsisy anao raha toa tsisy anao Ka na misy disa2 tsy atao andrava N’iza n’iza mety diso olombelona ihany Ahitsio aho raha diso mba hanova ny ampitso Manome toky re fa iezaka aho Iezaka ny anao izay hahasambatra anao Na ho mafy na ho mora na ho lavitra aza ny lalana hodiavina Maro ireo fitsapana nisy, non non non Fa tsy nampiova ilay fitia efa vita voady Raiso ny tanako, araho ny diako Ka na mafy aza ny ady eto an-tany Vonona aho ny hiatrik’izany Za anie malalako, mila anao ny fiainako Na ho ahy ary izao rehetra izao Dia tsy ilaiko raha toa tsisy anao Raha toa tsisy anao
Franchement, j'ai hésité d'écouter cette chanson mais là je confirme encore que j'adore comme tout vos chansons. Par contre, c'est un peu délicat comme situation. Maty zaho ooooo
Hommage à tous les visages qui nous passent par la tête en écoutant cette chanson
D-Lain, tu sais vraiment mettre les paroles là où il faut. Sans parler du son, de la voix aussi bravo
Ka halino lahy zaho lafa ihà atratrany egny dre i rô teanao marè❤ zaho koa tsy hanadino anao❤Merci D-Lain 🙏🥰
Merci du fond du coeur Dlain🥰tena tsara loatra hira ty😊
Superbe D-Lain , je l'adore et l'écoute déjà en boucle ❤ encore un très bon anniversaire 🥰😘
Je suis trop trop trop fan de toi. Tsy mbola misy hira na iray aza ka tsy tiko. Mirary soa!
Toujours waouw ,tsara loatra timbre vocal Dlain ,j adore ❤❤❤❤afa ihany ❤❤
J'adore ta musique. Je suis de la Côte d'Ivoire 🇨🇮. Toujours le 225🇨🇮🇨🇮🇨🇮🇨🇮
Tena tsara ka tohizo fa tsara kwh
Waouh. J'adore toutes tes chansons❤❤❤ J'écoute ça en boucle.
Fitia tsy mba kilalao nomeko anao
Tsy nasiako fetra fa nafoiko ho anao
Aza manahy intsony fa efa anao manontolo
Raha fitia no resaka dia tsisy ohatranao
Sahiko eto ny milaeza fa tia anao aho
Lasanao avokoa ny amiko manontolo
Maro ireo fitsapana nisy, non non non
Fa tsy nampiova ilay fitia efa vita voady
Raiso ny tanako, araho ny diako
Ka na mafy aza ny ady eto an-tany
Vonona aho ny hiatrik’izany
Za anie malalako, mila anao ny fiainako
Na ho ahy ary izao rehetra izao
Dia tsy ilaiko raha hoe tsisy anao
raha toa tsisy anao
Ka na misy disa2 tsy atao andrava
N’iza n’iza mety diso olombelona ihany
Ahitsio aho raha diso mba hanova ny ampitso
Manome toky re fa iezaka aho
Iezaka ny anao izay hahasambatra anao
Na ho mafy na ho mora na ho lavitra aza ny lalana hodiavina
Maro ireo fitsapana nisy, non non non
Fa tsy nampiova ilay fitia efa vita voady
Raiso ny tanako, araho ny diako
Ka na mafy aza ny ady eto an-tany
Vonona aho ny hiatrik’izany
Za anie malalako, mila anao ny fiainako
Na ho ahy ary izao rehetra izao
Dia tsy ilaiko raha toa tsisy anao
Raha toa tsisy anao
Merci beacoup, miaina be amiko izy zany. Manohana anao hatrany mon frère a,❤💪❤
J'adore ❤🥰😍...toutes ta chanson❤.merci beaucoup 🥰
Mankasitraka mihintsy Misaotra betsaka oh Dlain ❤
Tiako jiaby zay miboaka❤❤❤ Mahità ny soa D-Lain, anananao ny talenta
Merci D_Lain,c'est un très bon chanson 👏💪😍
Top 👌💯
ankafiziko ❤️❤️❤️❤️❤️..
Mahay mihina koahy iha D-Lain 🔥🔥, Bravoo 👏
Respect pour ton travail .
Misoatra
Tena Artiste de Mada, izay mivoaka mandona be daholo❤ efa voasoratra ho tsaroan’ny taranaka faramandimby ny Art n’i D Lain.
Je suis fan de toi DLain ❤️❤️❤️
❤❤ merci Didi 🎉 tjrs en boucle
Merci D-Lain toujours au top ❤🎉
On t'aime d-laine,toute la famille t'aime ❤
Tiako eee❤❤
Heureux anniversaire li Jimiko.🥳😍😘
Merci pour cette belle chanson.
🥰🥰 tsara loatra , merci 😘
Bravo 🤗💪🏾💪🏾💪🏾💪🏾🤩
Tsara ❤️🔥❤️🔥❤️🔥
Misaotry fa soa bibiky zokibe ❤🎉
Humm 😢😢😢 indrisy tokoa
Tsara be❤
Merciii D lain😍
On fire 🎇😍😍
❤❤❤❤❤tiahy lie mbo ambonin t agy
Tsara loatra ❤❤❤
J’adore ❤ c’est touchant 😢
Tiako mare bibiky🥰
Tena tsara D lain ee 😊
sarotra marina ny hamafa ny lasa 😇
Merci D-Lain❤🥰🙏
Mahafinaritre ❤❤❤
Tiako❤
Bravo 👏👏
Beautiful melody.
Franchement, j'ai hésité d'écouter cette chanson mais là je confirme encore que j'adore comme tout vos chansons.
Par contre, c'est un peu délicat comme situation.
Maty zaho ooooo
Tena tsara ❤
Whaou ❤❤
Mankasitraka mihintsy Misaotra betsaka oh
Tsara loatra
Mr6 zokibe ❤️💪💪👊👊
D-lain merci ❤
Jolie❤❤🇮🇹🇮🇹🇮🇹
Merciiiiii
merci c'est une belle chanson
love it
Hyper top
Tsara be❤❤❤❤ 😊😊😊😊 j'adore ❤
Tsara b 🥰 tiko b ❤️ merci Dlain
Tiako lahy hira nao tohy
Tiko❤
Tsara ai merci ❤❤
J'adore li e
❤❤❤
Tiako Be mankasitraka foana
😍😍😍😍😍
Tiako loatra.
❤️
Merci ! Eh
Merci
Ao soa
Le décor et le thème de la vidéo est toujours pareils. Trop de filtre aussi. Sinon vous êtes un très bon artiste ❤
N NNNNNNNNNCN
Tiako❤
❤