Prostitution mihaja zan no dikany e!arak ny maha kolotsaina azy d mba ataov mifanarak @le izy fa lasa kolobody le izy fa tsy kolotsaina,vola azo amzao ve dia ahatonga aiza,marina hoe miandry mpanakiana nareo dia malaza fa kousa kolotsaina io mila mitandrina
Tena enjana be ilay fivoaran'ny kanto malagasy an. Vao Omaly aho no nahita ny hiran'ny Rijade drako hely. th-cam.com/video/wukg02MieRA/w-d-xo.html Ny mpanakanto no mitaiza ny tanora @ androny. Ny mpanakanto dia mamoaka hira vaovao hitadiavany vola fa ny ankizy mihaino sy mijery ny hira dia iainany mihitsy. teny atsipy ihany ny ahy satria manahy aho @ hoavin'ny tanora malagasy.
Mahatsapa tegna ilay papa Money , koa mbola te hapezy tanora rabaigny tsy maintsy miboaka money ,
Top j'adore ton style Nadia from 🇩🇿 ✌️ algérie
Les paroles de cette chanson me fait doucement rire. Triste réalitée...
Justement Drako hely drako hely isan'amdra malaza ratsy sy manpianatra zaza toetry tsy mendrika .fa ty mitovy izy...Tsy rarina, Rijad fo endregna
Tsara ho fananarana hoan reo bainina ts tonga saina!!! merci e (y)
Hanin'ny papa money koa fika jiaby, takalo patsa vidipihinana io, tsy misy vola very
Anaro ts tia papa money fa tia mamany sosy dreky eza ma ny pangefa lala sa viavy papa money tenga mariny
tsisy mahasamy hafa @ drako hely ity hira ity
Zegny boka volanko.mitovy fo.samby fakon'ny hira.manpianatra zaza toetry tsy manjary fo!!!
Ao tsara eeeeee tiako 💪💪💪💪💪💪😍😍😍😍😲😲
Tiako ay 😍😘❤👄👏👏
Amazing voice , voix mersveilleuse
KKKKKKKKKKKK!! mapme be papa money zaniii
Ke hira ty zegny validé tsy censuré!
Tsy ahaizako azy manao mama blindé koa i Black ambalika atoy
Simba kosa le kanto eh!
tsara be lia ampelasoa iaby areo roy!!!
mafinaritseee
Ambavamboy tiako eeeeeh papamoney
ebaaaa 😍😍😍tiako ai
La chanson est validé ❣️
tsara blac fa tohizo aa l nonouveauté
kitikitio @rah maranitsa ee!!!! 😂😂😂😂😂
Mananatra hita t'y
Merci maman money ( tsara )
@nazy n fampiarapeo nareo roa 🤗🔥pp ss Oka ky mboty aaa😅😅
iz very vola fa ilay sipa kosa .....
Tatra rah jiabi 💗
Ny boaky avao clip ty sanabavy fa ela niambesako ra kara ty! amin'azy maman Blende zao
12ème commentaire, 1 728 vues le 4 novembre 2019
Tena mba tiko aby ireto BMW anao reto black a! Rehefa mijery clipnao za dia any foana ny masoko
Triste réalité...
Tsara be merci o
Papa money eee
💕💕💕
Tsara be le clip nareo
Oaniko volanao atoko AM fihinanana azy .mangily posinao ...
Papa 🤑🤑🤑mon3y
Sur mihitsy aky aah
😂😂😂 papa money 💎💎💎
Juste pour bouger !fa tsy misy lesona ho an ankizy ny paroles
Money 💶💶
tsara
tsy mendrika mihintsy zany hira zany
❤️❤️❤️👍👍👍
Ano manapaka zaha manataka Efa tsy izegny volan'ny papa 💰 Money kkkkkkkkkk Manjonigny amparany ave kkkkkkkk
Mba mimenara ry gonatitsy courir après le slip
Kkkkkkk tatra raha jiabi ay
Kkko zay zero posiny aminazy
Mila papa sosy zani ko
😀😀😀😀😀
Prostitution mihaja zan no dikany e!arak ny maha kolotsaina azy d mba ataov mifanarak @le izy fa lasa kolobody le izy fa tsy kolotsaina,vola azo amzao ve dia ahatonga aiza,marina hoe miandry mpanakiana nareo dia malaza fa kousa kolotsaina io mila mitandrina
entinareo aiz ar ty gasikara ef mampalaelo kely ty!!!
@naz tsar kos le clip kio...mrc maman blinde aa
Zaho tia raha karah zain ai
Mangily posonao hahaie 😂😂
Tena enjana be ilay fivoaran'ny kanto malagasy an. Vao Omaly aho no nahita ny hiran'ny Rijade drako hely. th-cam.com/video/wukg02MieRA/w-d-xo.html
Ny mpanakanto no mitaiza ny tanora @ androny.
Ny mpanakanto dia mamoaka hira vaovao hitadiavany vola fa ny ankizy mihaino sy mijery ny hira dia iainany mihitsy.
teny atsipy ihany ny ahy satria manahy aho @ hoavin'ny tanora malagasy.
tena marina, trop b le zvtr tenen, maniraka ol hanao maté...
Fa afatra ho anle Papa Money ko lay izy ( anatra)
Papa 🤑🤑🤑mon3y