Mety mety fa mila manao fahazarana betsabetsaka lay mpitendry a!!!diso miadana loatra >(hira fiderana) dia aza dia manidy vazana loatra rehefa mitendry fa eto ampitiavana lay izy. Ny mpihira mankasitraka aloha fa tsy mba diso loatra lay eo @..."no Tompo Mpanjakanay" fa indro kely dia ny "Ka izy no Aronay sns.." Noho izany mila mijery Solfa kely zany. ^_^ Tahian'ny Tompo ianareo
Ry Tompo mpajaka mahery raiso ré ny haja atolotray ! Amen 💜💜💜
Mety mety fa mila manao fahazarana betsabetsaka lay mpitendry a!!!diso miadana loatra >(hira fiderana) dia aza dia manidy vazana loatra rehefa mitendry fa eto ampitiavana lay izy.
Ny mpihira mankasitraka aloha fa tsy mba diso loatra lay eo @..."no Tompo Mpanjakanay" fa indro kely dia ny "Ka izy no Aronay sns.."
Noho izany mila mijery Solfa kely zany.
^_^ Tahian'ny Tompo ianareo
Lay fanonon'i FJKM ny "no Tompo Mpanjakanay" tena diso ko!! midina iny fa ilay manaraka an'iny no miakatra!! raha azo hatao dia mba jereo ny tiona!!
WHAT MEAN FPMA?
Fiangonana Protestanta Malagasy
C'est l'union de FJKM (FIANGONAN'I JESOSY KRISTY ETO MADAGASIKARA )et l'Eglise Luthérienne
Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy