vao mijery fotsiny na sary aza de hafa mihitsy ny malagasy manohana ny filoa Ravalomanana ,-----tsy toy ireny olona maramara ireny fa manana ny maha izy azy
mazava izany ! fa mahazo baiko avy amin ny frantsay ny fanjakana anakasakana ny filoa satria mbola betsaka loatra ny mpomba an i filoa e ! ireo malagasy zanaky ny frantsay de tsy mahatohitra ny vahoaka mieritreritra sy tsy vendrana . soa ihany fa mbola misy izy ireo na de efa atao daholo aza izay hevi-dratsy sy fahapatorina azy
TENA MARINA FA NY FRANCE NO MATAHOTRA MAFY AN I DADA HITONDRA EO NDRAY IZY ! FA AMIN ITY DE NY VAHOAKA NO HAMERINA AZY EO NADE EO AZA NY TSY FITIAVANAN NY FRANCE AZY.