ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Un Grand Bravo à Lucien pour la parole. C valable dans la vie en générale
Le panolotra ts de Mahay tsara
Merci tv plus
Mbola vonona anohana anareo fona fan's club anareo taminy izany ihany ❤️❤️❤️❤️❤️
merci Rebika, merci Lucien R
Mankasitraka zalahy a , tena nakafy be le revy na de somary fohifohy aza le fandaharana e 👍
Sincères condoléances 💐
N'y taona ve no mandroso sa aona fa Tena ts ao tsony ilay revy fahiny fa lasa nostalgie be sisa
Tsara be, merci Rebika 🙏👍😁
Mba mankaleo koa fa be geste loatra ilay bandikely mpanolotra fandaharana !
Misaotra Lucien fa tena tsara ity hira ity.Tonton Pà koa mahay mihira dia tena ao tsara e
mankasitraka ny tarika Rebika!! hafa mihitsy e
Mbola eto foana manohana mitohy foana ny fiarahana hatrany ampiandohana ka h@ zao Tsisy miala.eo ry akama
Mamy foana ny REBIKA
OK be fa mbola miondana anareo zahay aty frantsa. Génération mitovy isika fa tena reviko ianareo
Mankasitraka tarika Rebika fa mba asio kalo fahiny reny e zh mpankafy Tarika e
Lucien Randrianina >> Izay ilay mpinamana e! mankasitraka 27:34
mlay b ;msaotra ny rebika
misaotra zoky b isany a, miandry ny fampisehoana manaraka
Zoky bé Nicks
Reveko e!!!!!Ataovy ary ny vavaka nampianarin'ny Tompo, jerena hoe?
Sao mba efa tsy rariny ity telephonao tsy mandeha ity ry Tiana
tiako kokoa nareo ry zalahy raha mba miala @ le solomaso mainty rehefa anaty studio ôtran'izao fa tsy manendrika ilay izy. Coucou kely letsy Noely ah, iray dabilio tsika tao @ Arcade t@ izany, ilay saika nisy bagarre resaka satria akamana zanaka PM le bandy anankiray tao.... tantara daholo izany
Tsara be, modely mazava
tsara ranga reto tarika ireto a
🍿🍿🍿♥️♥️♥️👏🏻👏🏻👏🏻🇲🇬🍀
Un Grand Bravo à Lucien pour la parole. C valable dans la vie en générale
Le panolotra ts de Mahay tsara
Merci tv plus
Mbola vonona anohana anareo fona fan's club anareo taminy izany ihany ❤️❤️❤️❤️❤️
merci Rebika, merci Lucien R
Mankasitraka zalahy a , tena nakafy be le revy na de somary fohifohy aza le fandaharana e 👍
Sincères condoléances 💐
N'y taona ve no mandroso sa aona fa Tena ts ao tsony ilay revy fahiny fa lasa nostalgie be sisa
Tsara be, merci Rebika 🙏👍😁
Mba mankaleo koa fa be geste loatra ilay bandikely mpanolotra fandaharana !
Misaotra Lucien fa tena tsara ity hira ity.Tonton Pà koa mahay mihira dia tena ao tsara e
mankasitraka ny tarika Rebika!! hafa mihitsy e
Mbola eto foana manohana mitohy foana ny fiarahana hatrany ampiandohana ka h@ zao
Tsisy miala.eo ry akama