Tantara gasy --- Tantara RDB👉🏻👉🏻Sarobidy ny Lova.
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 21 ธ.ค. 2020
- Tantara gasy: Tamberina Tantara RDB afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy - บันเทิง
10/10❤🎉
Manome 10/10 vanintso lo de tena rôle am zay ampanaovina azy 👍
Mankasitraka Tompoko,, miandry zay mpankafy 👌🇲🇬💖!
Azonareo omena note ve ity tantra ity azafady.
Atao /10 raha mety tompoko.
Misaotra mialoha @ fandraisana anjara.
11/10 hoz ntsy mahay note.. Fa fankasitrahana b hoanareo harany 🥰
Mazava! Misaotra tompoko!
Sady feno hanatra no mampiomehy ihany ko👍😉nahafinaritra ny nihaino azy😀😅9/10
💯Tena ts azo Ekena tokoa zn mivarotra lova zn
Mankasitraka fa Tonga de omeko 10/10 mihitsy. Tantara eto rdb alo mandainga izay milaza fa tsy machiro miheno azy e. Toraka vonikazo hoany radio sy manoratra ary n'y mpilalao rehetra
Waw, tena tsara be no sady feno anatra koa 10/10
Adala zany ra bandy!
10/10
10/10 misaotra nizara tompoko
👍
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Misoratra nizara tompoko 10/10 e
👍
10 sur 10 eeeee🎉
Note 10/10
Mankasitraka o!10/10
Tena tsara ilay tantara 🌺
Mankasitraka indrindra t@ tantara fa Dia nahazahoana LESONA e! Mirary SOA anareo jiaby ao 🙏
Meric boucoup 🤗♥❤💖😍🙏🙏🙏💞💞
Misaotra fa tena nahazo anatra
Mankasitraka Rakoto ooooo
Mankasitraka oh
Misaotra nizara, tsarab lay tantara 9/10 ,misy marina satry ra ny fitiantena d tsy mba ahita fiadanana am fihainana.
mankasitraka e 10/10 avy hatrany
zah manome 15 eh
Aty tany lavitr aty zahay mitandregny lay tantara misaotr betsak 🤣❤️🙌🙌🙌
Tafy mehy za naheno lay lolo
Ref n enjana daol no mlalao d tena oe toujour 10/10 e bravo 👏👏👏
Ok! Misaotra tompoko!
🎧🙋♀️❤
Mankasitraka indrindra topoko ô!🤝❤🇲🇬
Misaotr fa tsara ilay tantara mitondra hanatra❤
😍😍😘😘
Yes!
Mankasitraka tompoko. Note : 10/10
makasitrak o 😘
8/10 antony fohy lotra, tokony mbola hitarina fa mbola masiro lotra de tapitra sahady
🇲🇬🤙🏼🇰🇼❤❤❤🙏
Misaotra rdb
Aty alavitra aty zahay miadry tantara rdb refa week end
Zaho manome ISA 6
Misaotra o
Akkkk Maty ts mahay miaina an pasana any🤣Nena dray zao Bola velona zao defa afarako dhl na am niaton ninona n inona ts azo varotana zany nihariko
Makasitrak
Misaotra sy makasitra indrindra
Merci 😊
Mankasitraka indrindra tompoko fa misy isainan
Mankasitraka 100/100❤❤❤
Ataovy sérieux kosa eh efa tsy fotoana n n'y angano Angano Arira Arira intsony zao eh
Mankasitraka 100/100
Izaho manome 10/10 tsara be le Tantara sady mampiomehy ko @izy le be saina be i Nary
Misaotra tompoko
Misaotr tompoko
Misaotra nareo tompoko fa tantara mifono fananara
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼