Appreciation: Juste tsara ny feon'ilay sipa ary tena mety tsara amin'ilay gadona, Mélodie musicale tsara. Critique: Somary tapatapaka (ratsy ny enregistrement ngamba), somary monotone le hira kanefa azo noravahana tsara na tamin'ny feon'ny mpihira na tamin'ny instrument (arrangement), Fa en général tsara ka. Za lo mankafy eh. Misaotra betsaka
2020 qui écoute ? 🥰🇲🇬
"BONNE MUSIQUE NE MEURT JAMAIS "
2019 qui écoute ?
moi j'écoute en pleurant
Courage ehhh mba avy nampitomangy zaho 🤣
Zany ny hira tsy lany hamamina 💖💖 .mbola hakafizinay fona mandrak ty 22 nov 2019
yah yah
Tsara raha mazava, aleo za mandeha , Merci 😘😘😘
Ca mes rappel bcq de chose cette chanson.merci Aurelie e😍😍
Tsara akia ❤️🥰👏🏻🎧🙏🍀🇲🇬
Tiako kah! Le dialecte mihitsy no tena mamoaka ny hatsaran'ty hira ty
Une de mes chansons préférées 😙😙😙 toujours aussi émouvante cette chanson
top présent 2019💓
2020 tsy lefy laza
2024 who is here 👋🏼
Merci beaucoup belle chanson..
Tsara mare zany hira zany,mampamanina ny any Sambava centre
Merci Aurelie, tsara le hira !
wi tsara aleo milaza ny marigny k tsy tia
mankasitraka eh
2019😍😍😍
2021 😁🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
2021 🇲🇬❤️
Tsar tokoa raha majava...aleo mandeh tokan ..
tiko be le... merci eh
Tsara raha mazava, misaotra e!
❤❤❤❤👍
merci drakooo!!
Tsara be, misaotra
Appreciation: Juste tsara ny feon'ilay sipa ary tena mety tsara amin'ilay gadona, Mélodie musicale tsara.
Critique: Somary tapatapaka (ratsy ny enregistrement ngamba), somary monotone le hira kanefa azo noravahana tsara na tamin'ny feon'ny mpihira na tamin'ny instrument (arrangement),
Fa en général tsara ka. Za lo mankafy eh.
Misaotra betsaka
azo ato vony aomby mampaia zaza zao
zan ka vazo a!!! jdrs
Marina izany. Misaotra e
hira nahafantarako an'ny faritra SAVA io
tsara raha mazavaa
Tsara é merci
makasitrak fa ten tsar
2020/2 ..dcmbr
merci
2020♥️♥️♥️♥️
2020 ❤❤❤
tsara raha mazavaa