ONG AGAPE MADAGASCAR 2024: NOELIM-PIFALIANA SY FANANTENANA
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 21 ม.ค. 2025
- NY ONG AGAPE MADAGASCAR dia niorina tamin'ny taona 2020 raha mbola Associazione Agape izy tamin'izany. Tamin'ny taona 2023 no neken'ny Fanjakana ho lasa ONG AGAPE MADAGASCAR. Ny Fitia Agape dia midika hoe Fitiavana mandresy ny Fitiavantena, Fitiavana mitodika amin'ny hafa mba hanasoa azy, mahita ny endrik'Andrimanitra ao amin'ny hafa, ka manolotena hikarakara sy hanampy. Ny Fitia Agape manome tsy miandry takalo, tsy be fialonana, mifaly amin'ny soa azon'ny namana.
PROJETS DE L'ONG AGAPE MADAGASCAR: SCOLARISATION, COURS DE LANGUES ETRANGERES (Français, Anglais, Italien), MUSIQUE (Clavier, guitarre), INFORMATIQUE BUREAUTIQUE, COUPE ET COUTURE.
LIEU D'OPERATION: CENTRE DE FORMATION AGAPE & MULTISERVICE- ANTARANDOLO - FIANARANTSOA - MADAGASCAR